Samy manao ny danin'ny kibony
1. Noue
(
12/05/2009 13:04)
Mahavariana ihany fa ny ao @ HAT zany dia samy manao ny danin'ny kibony ny olona ao ????
ry ramaroson mi-s'auto- proclame en général
ry rossy mi-s'auto-proclame ho colonel sady manao menace:
« Nous sommes préts à venir en aide à l’armée pour affronter ceux qui sont tentés de la défier. Nous sommes au nombre de deux cent mille dans les bas quartiers.
ry pierrot rajaonarivelo manana mitraillettes ny gardes civiles
ry Ny Hasina Andriamanjato mandainga hany ka lasa misy an'ity
[size=70]Un rapport qui s’avère plus que nécessaire après le faux compte rendu de Ny Hasina Andriamanjato qu’il a déclaré a la population malgache au lendemain de la réunion a Addis Abeba le 28 avril dernier. En effet, contrairement à l’intention de reconnaître la HAT comme l’orateur l’avait prétendu, les organisations régionales avaient rejeté une fois de plus la HAT, et demandé à communauté internationale de « s’abstenir de toute action qui pourrait conforter ce régime insurrectionnel »[/size]
dia ao koa ny fisavoritanana
Le premier ministre Monja Roindefo et le ministre Ny Hasina Andriamanjato de la HAT se fourvoient io satria nandainga
Le ministre de la Sécurité intérieure de la HAT, Organès Rakotomihantarizaka, a fait une mise en garde contre Pierrot Rajaonarivelo à propos du port de mitraillettes des gardes civils qui l’ont accompagné lors de son meeting à Toamasina
Les militaires rebelles du Capsat se rangeraient majoritairement derrière Pierrot Rajaonarivelo
Alain Ramaroson se ferait de plus en plus menaçant envers le clan Rajoelina. Un journal proche de TGV a déjà interpellé la HAT, craignant les actes de rackets, d’intimidations et de terrorisme d’un de ces membres
dia mbola azo lazaina oe tgv fonce ve ??? à gde vitesse ve ??

répondu par mibalika le 13/05/2009 05:32
2. xxx
(
12/05/2009 13:10)
Dia mbola ny Francafrique no ao ambadik'izao fa isika Gasy dia innocents sy olona manam-pahaizana sy fahendrena . Sady ilay article koa @ teny frantsay ay ay ay !!!
3. kidoropamba
(
12/05/2009 13:31)
dia ao Dada milaza hiverina kanefa mangataka exil @ sudaf
Ao koa i dada izay milaza tia tanindrazana kanefa sahy handefa ny miaramilan'ny SADC hamono ny malagasy
Ao koa i Dada milaza retour imminent kanefa mbola manampotoana mandehandeha any sudaf sy swaziland.
Tena mbola azo lazaina hoe: MAP e.

5. nancy
(
12/05/2009 14:10)
Fa i kidoro ve malahelo an'i dada e? tsy haritrao mihitsy izy iny na dia efa lasa efa ho 2 volana aza izao....mafy loatra ve ny fijaliana ataon'i tgv anao e?
kidoropamba:
dia ao Dada milaza hiverina kanefa mangataka exil @ sudaf
Ao koa i dada izay milaza tia tanindrazana kanefa sahy handefa ny miaramilan'ny SADC hamono ny malagasy
Ao koa i Dada milaza retour imminent kanefa mbola manampotoana mandehandeha any sudaf sy swaziland.
Tena mbola azo lazaina hoe: MAP e.
6. xxx
(
12/05/2009 14:16)
Fa i kidoro ve malahelo an'i dada e? tsy haritrao mihitsy izy iny na dia efa lasa efa ho 2 volana aza izao....mafy loatra ve ny fijaliana ataon'i tgv anao e?
Ka tsy efa hita mazava be ve fa anisan'ireo maro nahita fijaliana t@ dada i kidoro e????
7. nancy
(
12/05/2009 14:32)
ka izay ndrindra, efa lasa izy ka tsy hitako izay mbola hametsovetsoany azy eo foana ihany.
xxx:
Fa i kidoro ve malahelo an'i dada e? tsy haritrao mihitsy izy iny na dia efa lasa efa ho 2 volana aza izao....mafy loatra ve ny fijaliana ataon'i tgv anao e?
Ka tsy efa hita mazava be ve fa anisan'ireo maro nahita fijaliana t@ dada i kidoro e????
8. xxx
(
12/05/2009 14:34)
mbola tsy maty izy ka mety hanao tapodifoy hoatran'ny voalavo an-tanikatsaka.
9. Noue
(
12/05/2009 15:56)
nancy:ka tsy hitany intsony zay lazaina dia io dada io foana no hasesiny
Fa i kidoro ve malahelo an'i dada e? tsy haritrao mihitsy izy iny na dia efa lasa efa ho 2 volana aza izao....mafy loatra ve ny fijaliana ataon'i tgv anao e?
:^) :^) :^)
10. pikatti
(
12/05/2009 19:24)
Aza malahelo elah ry kidoro a, aza mialona é, mitabataba eo foana fa mety lasa komandà koa elah , :-D :-D :-D
12. mibalika
(
13/05/2009 05:32)
miarahaba ny rehetra amizao tonon'andro 13 mey izao,
Samy manao ny danin'ny kibony,tsy mahagaga io ary tsy mahagaga koa raha hi derailler ny lamasinina tgv inona ny antony hoy ianao?tsotra ny valiny:
seza no notadiaviny fa tsy izay ahasoa sy hampandroso ny malagasy,raha tena ny firenena no tiany handroso dia "ny lalamby* hizoran'ny machine "aloha no atao tsara fototra izay vao manainga ny vahoaka hiara dia,ny lalamby tsy vita fa ny andao etina ihany ity machine ity fa eny andalana ho hita eo na hivarina an-kady aza...
*Ny lalamby tiako lazaina eto dia ny programa etina hampandroso ny firenena
fa tsy ny fitsikerana ny nataon'ny teo aloha !