Jereo tsara sao lazaina fa lainga indray na nofy
1. locl
(
12/05/2009 15:58)
Dlamini sera l’homme de la SADC sur le terrain, chargé de coordonner et de répondre à toutes les parties concernées et de faciliter le retour pacifique du président évincé Marc Ravalomanana. Une de ses tâches sera d’assurer la paix, des élections libres et équitables avant la fin de l’année où un nouveau leader sera élu démocratiquement » dixit le ministre swazi des Affaires étrangères Lutfo Dlamini à propos de Absalom Dlamini, l’envoyé spécial de la SADC.
Handeha tafondro eny Ivato indray zao ny TGV.Sa inona no hataony
:-D :-D :-D :-D :-D
novalian'i xxx ny 13/05/2009 15:25
3. ndaty
(
12/05/2009 16:14)
Minisitra SWAZI ve????? ts.....
any à zimbabwe membre ny sadc izy manao election libre miarake @ MUGABE
ary tsy misy matahotse ravalo eto, na izaho azano milatsake mety mbola resiko iny, tsy asiana fividianana voix, casquete eh, tee shirt, concert gratuit e!!!!

4. AndriambyII
(
12/05/2009 16:17)
"Handeha tafondro eny Ivato indray zao ny TGV.Sa inona no hataony".Tsy mi-kôpy tsara le afatra aho fa aona?
5. locl
(
12/05/2009 16:25)
Izao le izy e! Io "Dlamini" io no hotonga ao Dago hanatanteraka le tohiny tany Addis Abeba.
Izy zany le organe mpanara-maso eken'ny daholobe ao M/car jusqu'à la fin des elections e!, ka ny mission ho tanterahiny dia ireo voalaza ireo.
androany koa manko Rav8 niresaka t@ acien président USA jimmy carter direct en teléphone an! momba ny mission SADC aty. Ny tohiny ho hitanareo eo ihany.
Tsy hahafaly andry HAT io ka mety handefa tafondro eny Ivato izy hoatr'ilay nataony t@ le hoe hiverina Rav8, hitsena io rangahy io.

6. Noue
(
12/05/2009 17:20)
Mbabane - Southern African nations have named a new special envoy to Madagascar in a move to help facilitate the return of democratic rule in the east African nation, state media said on Monday.
Swaziland's former prime minister Absalom Themba Dlamini was chosen to lead a new mission to Madagascar by King Mswati III, who currently heads the security organ of the Southern African Development Community (SADC).
"Dlamini would be SADC's man on the ground, co-ordinating and meeting all parties involved and facilitating the peaceful return of ousted president Marc Ravalomanana," foreign minister Absalom Lutfo Dlamini told Radio Swaziland.
Madagascar has been embroiled in a political turmoil since former opposition leader Andry Rajoelina toppled the Indian Ocean island's elected president Marc Ravalomanana with army backing on March 17.
The African Union says Rajoelina has agreed to hold elections in December.
The new SADC envoy will lead a team to Madagascar on Tuesday and report back to the grouping next week, Dlamini said.
"One of his duties would be to ensure peaceful, free and fair elections before the end of the year where a new leader would be democratically elected," he added.

7. xxx
(
12/05/2009 18:12)
tena hita mihitsy reto tgv reto fa tena matahotra mafy an'i ra8 raha tena lehilahy ry tgv d avelao hiditra malalaka ra8 d aleo izy hiaraka @ mpanohina azy d ho hita eo zay tena tiany vahoaka!
8. Noue
(
12/05/2009 18:27)
xxx:zay indrindra ! aleo ny vahoaka no haneho zay tiany
tena hita mihitsy reto tgv reto fa tena matahotra mafy an'i ra8 raha tena lehilahy ry tgv d avelao hiditra malalaka ra8 d aleo izy hiaraka @ mpanohina azy d ho hita eo zay tena tiany vahoaka!
9. xxx
(
12/05/2009 19:23)
miverena aloha filoham-pokontany ry tgv an!!!
20:00 - Le président de la HAT, Andry Rajoelina, a assuré à des diplomates français qu’il ne serait pas candidat à la prochaine élection présidentielle, selon des sources françaises

10. pikatti
(
12/05/2009 19:34)
slt locl
be ndray no hikolay @ io androany
Matoria tsara @ zay lesy ry andrywui a, zany foana no hamparary anelah eto
mila mantanja-tsaina refa miakatra forum zany fa dia sendotra be ,
Ary nataon-dry zalahy narary tato elah naraina klé :-D :-D :-D

12. fijo
(
12/05/2009 22:18)
ny tgv anie matahotra an'i ravalo e,nefa fantany koa,fa i pierrot no mety aharesy an'i ravalo,i pierrot anefa tsy matiny lolo,dia io tsy mety homeny famelana heloka io.dia tena tsy itany izay tena tiany hoatao
13. bazylou
(
13/05/2009 00:06)
tgv ry tsamy isanytsy matahotar an'iza na iza!! ary izany le8 izany tsy ho tafa eo mihitsy !!! :-D :-D
14. mihitsy
(
13/05/2009 05:49)
[quote=locl]
valio am saina tsy miangatra fotsiny ry locl: manaiky ny mbola iverenandra8 eo am fitondrana ve enao am zao fanaovany tsinontsinona ny taolambalon'reo mpanjaka mlg fahizay? , ny tsinin-drazana azony angamba no efa naha-toy izao azy, de mbola averina eo izy de ny malagasy rehetra no hahazo ny tsin-drazana, nareo mpomba andra8 moa zany!

15. xxx
(
13/05/2009 08:35)
kely finoana ny @ fiverenan'i Le8 zany aloha ny tenanay, e
Soso-kevitra ny an'ny SADC, fa i Madagasikara ihany no tompon'ny teny farany @ ze hanapahany hevitra @ hitondrany ny raharaham-pireneny,
mazava,
azony atao ny manao soso-kevitra hoe ataovy rapitso ny fifidianana,
fa tsy tompon'ny fanapaha-kevitra velively ny SADC,
aoka hazava ny resaka ozy ilay raika lahy taloha zay,

16. xxx
(
13/05/2009 08:44)
Tsy misy tokony idiran' ny sadc intsony eto e! Tadidinareo angamba fa efa niala tsy ho mpikambana ao intsony i M/car vao nirodana ny andriamanjaka le8.
I le8 irery no mpikambana ao fa tsy i M/car na ny malagasy akory.

17. Oay
(
13/05/2009 08:57)
xxx:
Tsy misy tokony idiran' ny sadc intsony eto e! Tadidinareo angamba fa efa niala tsy ho mpikambana ao intsony i M/car vao nirodana ny andriamanjaka le8.
I le8 irery no mpikambana ao fa tsy i M/car na ny malagasy akory.
Azafady ry XXX mba LAZAO HOE TARANAK'ANDRIANA AVY AIZA i Ravalomanana!
Manontany anao ny tenako satria lazainao fa Andriamanjaka i Ravalomanana!
Tsy mendrika ny "TSARA VA NY ANDRIANA" ireny fa aza ompaina ny razana é!
Mba fantatrao ve fa saika nosorahan'i Ravalomanana t@ bulldozer ny fasan'Andriana tetsy Ambohimalaza!
inn no saika hanaovany an'izany SATRIA NANANDEVO NY RAZANY NY ANDRIANABE MILEVINA AO!
Ary io valifaty @ taranak'Andriana io no nahatonga an'i Ravalomanana nanao an'ireny famindrana ny taolambalon'ny Mpanjaka ireny tadidio anefa fa efa nanozona Andrianampoinimerina ary manajina ny razana eo @ finoan'ny Malagasy satria NY TENA MALAGASY D MINO FA ANDRIAMANITRA NO NANOME NY RAY AMANDRENY NOHO IZANY D ENTINA HANOMEZANA VONINAHITRA an'ANDRIAMNITRA D TSY MAINTSY HAJAINA NY RAZANA SATRIA TSY TONGA OLOMBELONA ISIKA RAHA TSY TEO IRENY RAZANA IRENY.
i Ravalomanana wa mbola averiko fa ny olany (son problème) d ITY FITIAVANA HANAO VALIFATY @ TANTARA ITY, MIADY @ EFA LASA i ranamana iny é!
XXX a! Farany aoka hijanona @ maha prézidà anazy i Ravalomanana fa aza entina handontoana ny FIHANDRIANAN'NY HAFA SATRIA MBOLA AVERIKO FA TSY TARANAK'ANDRIANA I Ravalomanana ka tsy mendrika ny hatsoina hoe Andriamanjaka!
18. locl
(
13/05/2009 09:44)
Valiny aloha, izaho dia tsy mino ny razana satria tsy mpino ny razana, mpino an'Andriamanitra tsy toha aho ka ny fomban-drazana amiko dia mijanona ho fomfombam-piainana.
aza asiana izany resaka andevo sy andriana izany le fika manimba feeling.
xxx, t'es sur qu'il ne peut pas venir Rav8???On vera la suite, moi j'en suis certains qu'il rentrera bientôt

19. Oay
(
13/05/2009 10:21)
locl:
xxx, t'es sur qu'il ne peut pas venir Rav8???On vera la suite, moi j'en suis certains qu'il rentrera bientôt
Être sûr que Ravalomanana puisse ou pas rentrer à Madagasikara est un pouvoir divin de le prédire!
Par ailleurs, vu le nombre des samedis qui sont passés depuis l'annonce de son retour triomphant forçe est de constater que personne ne peut étre sûr et certain qu'il puisse revenir sans repondre à ses tracas judiciaire! ainsi il me semble que tout le monde l'entend de pied ferme!