hiova filoha!!
1. xxx
(
12/05/2009 19:29)
hanao filoham-pokontany eny Ambatobe hono i Radomelina!
20:00 - Le président de la HAT, Andry Rajoelina, a assuré à des diplomates français qu’il ne serait pas candidat à la prochaine élection présidentielle, selon des sources françaises
20:00 - Le président de la HAT, Andry Rajoelina, a assuré à des diplomates français qu’il ne serait pas candidat à la prochaine élection présidentielle, selon des sources françaises
novalian'i xxx ny 14/05/2009 12:51
2. Noue
(
12/05/2009 19:43)
ka tsy ampy taona koa anie lery eee :-D :-D :-D :-D sady fantany tsara fa tsy ho lany eo izy na inona kitranga na inona kidona ee! aleo ihany oa ilay toerany dj sy milalao train no ataony ee :-D :-D :-D :-D
3. pikatti
(
12/05/2009 20:03)
dieny mbola fotoana dia mialà teo fa wain be andry a,ny fitiavako anao no hilazako an'zany é =)) =)) =))
5. Noue
(
12/05/2009 20:13)
ouayyy eee! un revenant :-D :-D :-D :-D :-D fa taiza foana ialahy ra8enforce?? :-D :-D :-D
8. pikatti
(
12/05/2009 20:21)
ary nimpirina daholo ny tgv fa nisy inona é, naratra tato vao naraina ve,aiza ary zany é,ao fa ataonay moramora fa aza matahotra é,
9. Noue
(
12/05/2009 20:25)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) ndry oa tena mapimé mahintsiny aa :-D :-D :-D :-D
10. ravalotgv
(
12/05/2009 21:47)
ary heveriko fa i roindefo indray no lasa filoha na i sarla noho ilay sujet
sniff
tcroufff
:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
sniff
tcroufff
:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
11. fijo
(
12/05/2009 22:12)
fahendrena ny azy rah atanterahany izany.
asa ianareo raha mandinika tsara;fa i monja sy i pierrot no tena mitetika hiakatra eo.i pierroy izao io aefa nahazo fampitandremana taminn'y organes io,fomba ankolaka hanalana azy io.i roland koa efa io manohana pierrot io,ka hivaky amin'izay ny hat de vitaaaaaa

12. ravalotgv
(
12/05/2009 22:47)
tokony i hasina no atao filoha amizay badalela daholo ny gasy
sniff
tcrouff
ary dozy be ngamba lery fa miraikitra hatramin ny lelany
:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ =)) =)) =)) =))
sniff
tcrouff
ary dozy be ngamba lery fa miraikitra hatramin ny lelany
:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ =)) =)) =)) =))
13. bazylou
(
12/05/2009 23:49)
honnete be ny anay ka!! ary rahafiloha io dia tena hahavita zavatra vrala be zato heny nohoilay mpitery ronono andro rirnina iry!!!
Fa angaha moa rehefa feno 40 taona no miakatra vao feno fahamatorana ny olona iray ?? tsy misy fahamatorana izany ireny olona 18 taona mifidy ireny ??
Feno fahamatoranan le 40 taona no miakatra nefa jereo fa 49 taona nahazona fahaleovantena le gasy fa gisitra ihany e!! :-D :-D :-D

14. xxx
(
13/05/2009 03:57)
matotra lesy na dia 7taona aza fa 40ans no voasoratra dia izay aloha no hajaina
15. xxx
(
14/05/2009 12:51)
fijo:
hivaky amin'izay ny hat de vitaaaaaa
zany anie lojika be e, olona samy manana ny firehen-keviny ireo olona ireo, fa ny tanjona iray fotsiny dia ny hoe "HANONGANA AN"I RAVALO" dia tonga izay ny tanjona, tsy midika mintsy zany hoe, handao hiray hevitra, Non,
teo @ fanonganana an'i Le8 fotsiny no nisy fitovian-kevitra, dia rah tsy mitambatra dia tsy ho tody ny tanjona, Dia i Andry Rajoelina no narisika hanatanteraka an'le izy, koa satria moa izy no efa nanaiky ny hatao fitaovana dia izy no napetraka ho filoha an'i HAT, azo atao anie ny nametraka an'i Roindefo na Roland teo e, na Ny Hasina,
fa noho ireto vahoaka tao ambadiky Andry, tsy manaiky rah tsy Andry no mipetraka eo, mba tsy hampivadika ny rahrah
dia miara-nanaiky aloha fa izy no hipetraka eo mandritry ny 19 mois,
ka ohatran'ny mpivady ao an-trano io e, na vita mariazy aza tsy maintsy misy ny disadisa sy ny condition, hoe rah tsy manao an'izao ianao de tsy hiaraka aminao intsony zah,