Tsy nisy fitaratra vaky
1. xxx
(
12/05/2009 18:18)
Tsy mety azon'ny saiko kely hoe maninona tamin'ny tolon-dry TGV no feno magazay may sy fandrobana ary faty olona kanefa efa ela ihany no nisian'ny tolon'ny légaliste kanefa mbola tsy nisy fitaratra vaky na iray aza. Mba azavao amiko amin'ny saina tsy miangatra sy fo tony raha azo atao. Tanindrazana iombonana izy ity ka andao hifandray tànana sy hifanampy amin'ny fanazavana ny tô-draharaha.
répondu par xxx le 14/05/2009 12:33
2. Noue
(
12/05/2009 18:25)
amiko aloha dia tsy mitovy ny tolona, ny iray fanonganam-panjakna, ny iray fitakiana ny ara-dalàna
3. pikatti
(
12/05/2009 19:30)
slt Noue
tsy zakan-dry zalahy le tolona milamina é, dia foronina daholo zao zavatra hiampangana retra zao ,
tsy zakan-dry zalahy le tolona milamina é, dia foronina daholo zao zavatra hiampangana retra zao ,
4. Noue
(
12/05/2009 19:41)
sali pikatti, f'ita retsy fa tena tsy zakany ilay tolona, tsy maintsy mamorona koa anie ry zareo ee! saingy ny ara-dalàna ,ara-dalàna hatrany na ho aiza ry zareo na ho aiza
5. pikatti
(
12/05/2009 20:01)
panique à bord le izy ry Noue , anafenana ny ady an-trano tgv-arema de mody mitady resak hafa ry zalahy fa kobo foana io é,hatraiza ny hanafenana an'io é, hipoka io kah
6. Noue
(
12/05/2009 20:11)
à bord du tgv ve retsy?? tandremo aza zany sao dia diso tgv ndry aa =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
7. pikatti
(
12/05/2009 20:36)
Tsika ry Noue tsy hijapy tgv mankany an-kady io a,i andrywui st essera zao no jamba mifampitanatana miafara any an-kady any
8. fijo
(
12/05/2009 22:15)
nendry andry ,anie fankahalana sy fampihorohorona no nitondrany azy e,de izao izy tonga eo izao,mbola io fampihorohorona io no tohizany,ka tsy mety tafavoaka le fitondrana
9. ravalotgv
(
12/05/2009 22:55)
ka somary lany zao aloha ny stok fitaratra fa mbola ho avy ny famakiana fitaratra atsy ho atsy
sniff
tcrouff
mbola nanafatra any arabie saoudite
:^) :^) :^) :^) :^) :^)
sniff
tcrouff
mbola nanafatra any arabie saoudite
:^) :^) :^) :^) :^) :^)
12. xxx
(
14/05/2009 12:33)
ary ireny fiara may ireny inona??????????
ny tetikan'ireo miseho ho legaliste ireo anie ka handoro an'i savonnerie tropical e,
fa nalaky kobo ny paika'adin-dry zareo
sady ravalo ihany koa no tao ambadik'ireny e,
efa fantany fa ho ratsy ny tantara dia natao paik'ady ny nandoro ny MAGRO @ zay rah miongana izy de lazaina fa mbola faillite izy,tsy afaka mitaky vola ny fanjakana, nefa tsy mahasakana ny fanjakana tsy hitaky ny volany zany fa anjaranao sy ny assurance-nao miady @ zany,
nefa koa ny assurance tsy miantoka rah resaka vaky trano sy ny tariny de ...voa mafy lery,
nilefa matanjaka sisa no azony natao....