Tena misy oul efa mitap mits ka !!!

1. essera ( 12/05/2009 09:33)
penguin:

Avadika ho fanimbazimbana ny Razan'ny Mpanjaka angamba ny fanamboarana ny Rova. Raha mamanamboatra trano dia tsy maintsy havoaka ny entana ary raha mikitika fasana ihany koa dia avoaka ny Razana fa tsy HITSKITSAHINA SY HIVEZIVEZENA eo indrindra moa fa TAOLAM-BALON'NY MPANJAKA IZANY.


Ekena ary (oups) fa tsy maintsy avoaka ny razana, fa fanontaniana tsotra :
Oviana no nisy fanambarana fa AFINDRA ENY AMBOHIMANGA NY RAZANA MANDRAPAHAVITAN'I MANJAKAMIADANA. Efa nahare tamin'ny gazety an'izany ianao.
Omby aza ry Penguin tanterina mifindra faritany :
1/ TSY MAINTSY misy taratasy fanamarinana isan'omby.
2/ Tsy mahazo mandeha amin'ny alina ny fiara mitondra azy.

Lalàna izay tena kely mba fantatro io fa avoahy ny fahaizanao leroa manazava tsara ny antony tsy nanasiana voninahitra farafaharatsiny ny taranaka direktan'ny razana tao ?

Tsy te hiteny aho hoe sao d efa te ho MPANJAKA izay olombelona namindra azy tany.
novalian'i coucou2 ny 13/05/2009 12:12
2. xxx ( 12/05/2009 09:38)
Fa angaha tsy hitanao ilay peta-drindrina napetrakay tery am- poteau tery Apandrana iny ???
3. essera ( 12/05/2009 09:41)
Ny dondrona sisa no mamaky an'ireny ry xxx. Efa colleur d'affiche nge sisa ny mpiondana e.
4. andrywui ( 12/05/2009 09:43)
essera a !! io bandy io ve no hiresahanlah ?? efa kivy aho rah io letsy fa tsy misy miditra amin lohany ze zavatra lazaina azy fa lohabeny ihany no asesiny eo zao rah vao hitany ity dinik'elah ty !!
na rah tsy zay de manomana adiny 3h na 4h eo elah essera hanazavana miadana dia miadana ny fandehany rehetra amnlery !! de mazotoa letsy essera hanazava amlery a!!
5. Noue ( 12/05/2009 09:46)
essera:

Ekena ary (oups) fa tsy maintsy avoaka ny razana, fa fanontaniana tsotra :
Oviana no nisy fanambarana fa AFINDRA ENY AMBOHIMANGA NY RAZANA MANDRAPAHAVITAN'I MANJAKAMIADANA. Efa nahare tamin'ny gazety an'izany ianao.
On craint fort que le ministre ne soit disponible car une autre affaire plus importante en matière culturelle le retient ; il s’agit des déplacements clandestins des patrimoines du Rova de Manjakamiadana vers Ambohimanga.
http://www.madagascar-tribune.com/Evariste-le-journaliste-toujours,11912.html

6. xxx ( 12/05/2009 09:48)
resaka essera sy andrywui marina ny ato o zalahy ty ,
tena ato zany ny kolerà sy ny pesta, bonet blanc sy blanc bonet,ny dondrona sy ny kondrana tafaray ve ,resaka be marenina =)) =)) =)) =))
7. xxx ( 12/05/2009 09:55)
Mbola misy ihany ireo malagasy tsy mahatsapa ny halalin' ny rano eto @ ity raharaha politika ity .Mangataha tso-drano @ Razambe sy ny Zanahary raha te ho avotra ny fanahinao!!!Anatra ho an' ireo politisiana rehetra tsy hakanavaka. :twisted: :twisted: :twisted:
8. andrywui ( 12/05/2009 10:00)
essera a !! io bandy io ve no hiresahanlah ?? efa kivy aho rah io letsy fa tsy misy miditra amin lohany ze zavatra lazaina azy fa lohabeny ihany no asesiny eo zao rah vao hitany ity dinik'elah ty !!
na rah tsy zay de manomana adiny 3h na 4h eo elah essera hanazavana miadana dia miadana ny fandehany rehetra amnlery !! de mazotoa letsy essera hanazava amlery a!!

hitanlah ve io xxx5 io ry essera ?? io lery io !! koboko eto amin PC manko ze manao xxx eo fa manana anti xxx aho
9. xxx ( 12/05/2009 10:05)
hoy i andrywui

hitanlah ve io xxx5 io ry essera ?? io lery io !! koboko eto amin PC manko ze manao xxx eo fa manana anti xxx aho

nampinan'i pikatti ty bandy ty fa efa midelira
10. andrywui ( 12/05/2009 10:13)
pikatti oa efa lasanko razana omaly fa elahisany ty ve ahoana ry locl sy zoam a!!
11. xxx ( 12/05/2009 10:18)
miverena eo hono elaha raraiva anaovany azy ,zao sahady aza elah efa mitapy nefa vao nofaiziny kely omaly
12. andrywui ( 12/05/2009 10:31)
faty ve ry donto hiverina eo tsony a!!! efa impiry hazavaina amlah zay !! donto le vendrana ty ve sa minia mody laisoa fotsiny sa de ny TIM mihitsy no sarotra hanazavandresaka e !!!!
13. xxx ( 12/05/2009 10:33)
Ninanenanany mintsy anie io bandy io alina zay e, zao mbola mikorontana be ny lohany
14. xxx ( 12/05/2009 10:34)
lany andro eo fotsiny nareo hanazava an'iry sy iry @ ireo TIM ireo fa ireo anie ka olona mandrevy e, olona manofy no resahinareo eo,

15. essera ( 12/05/2009 11:20)
xxx:

miverena eo hono elaha raraiva anaovany azy ,zao sahady aza elah efa mitapy nefa vao nofaiziny kely omaly


Itony ny olona atao hoe kanosa. Ny olona tsy kanosa dia ohatra anay izao mampiseho ps ary sahy mijoro amin'ny heviny hatramin'ny farany.
Ny antony le anaovana xxx foana mantsy ahafahana mivadika palitao aoriana kely rehefa tena tsy mahomby intsony ato amin'ny dinika.

16. xxx ( 12/05/2009 11:24)
zany hono ry xxx13 ,mba miheno zay lazin'io essera io ve nareo ,zay dinika navokan'io bandy io hatramin'izay dia tena faikany daholo aleko ndray ary ny an'i andrywui
17. essera ( 12/05/2009 11:43)
zany hono ry xxx13 ,mba miheno zay lazin'io essera io ve nareo ,zay dinika navokan'io bandy io hatramin'izay dia tena faikany daholo aleko ndray ary ny an'i andrywui

Tsy zakan'ny saina sady misy faikany tsara ampinana lah tsara ltia. Mafaraka mihitsy hatramin'ny atidokelin'lah. hi hi hiiiiiiiiii.
Manao saron-tava daholo ny mpiondana ltia ry andrywui, kofona, sepotra...
Tokony vao mahita we essera no eo am mpandefa dinika d aza mamaky tson ry xxx fa efa kôpy enao wé tsy zakan'lohanao le resaka. :-D :-D :-D
18. xxx ( 12/05/2009 11:52)
marina ny kozin-dry lerony resaka tsisy dikany le essera :idea: :idea: :idea:
19. essera ( 12/05/2009 12:03)
marina ny kozin-dry lerony resaka tsisy dikany le essera

Tonga d ts mamaly elah no mety d tsy misy mirah2 le dinika. Ohatran'le resaka we "iza ko no tia an'ity kaly ty nefa nokikisana hatram' tai-piraka".
Mbola hoendasiko tsara eto lisan mpiondana ireo :-D :-D :-D
20. xxx ( 12/05/2009 12:23)
resaka tsisy dikany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0489