Tena misy oul efa mitap mits ka !!!

21. coucou2 ( 13/05/2009 12:12)
essera:

penguin:

Avadika ho fanimbazimbana ny Razan'ny Mpanjaka angamba ny fanamboarana ny Rova. Raha mamanamboatra trano dia tsy maintsy havoaka ny entana ary raha mikitika fasana ihany koa dia avoaka ny Razana fa tsy HITSKITSAHINA SY HIVEZIVEZENA eo indrindra moa fa TAOLAM-BALON'NY MPANJAKA IZANY.


Ekena ary (oups) fa tsy maintsy avoaka ny razana, fa fanontaniana tsotra :
Oviana no nisy fanambarana fa AFINDRA ENY AMBOHIMANGA NY RAZANA MANDRAPAHAVITAN'I MANJAKAMIADANA. Efa nahare tamin'ny gazety an'izany ianao.
Omby aza ry Penguin tanterina mifindra faritany :
1/ TSY MAINTSY misy taratasy fanamarinana isan'omby.
2/ Tsy mahazo mandeha amin'ny alina ny fiara mitondra azy.

Lalàna izay tena kely mba fantatro io fa avoahy ny fahaizanao leroa manazava tsara ny antony tsy nanasiana voninahitra farafaharatsiny ny taranaka direktan'ny razana tao ?

Tsy te hiteny aho hoe sao d efa te ho MPANJAKA izay olombelona namindra azy tany.


Dia na afindra aiz na aiz, dé mampaninona sa manjary tsy mitahy anareo lé iz ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0392