Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ny Jeneraly sisa no tsy miverina hoy Cdt LYLISON mafibe
1. penguin
(
13/05/2009 05:46)
Nanazava ary nanadio tena mikasika ny tsy mety rehetra nataony ity LYLISON mafibe ity ary nahagaga fa tafahoatra be manoatra nohon'ny ministra manazava mihintsy ny anao lahy. Tsy nijanona teo amin'ny asan'ity hoe CNME izy fa niitatra hatramin'ny maha-ara-dàlana ny HAT ary ny maha-ambony indrindra ny HCC. Nanazava ny atony hanenjehandreo an'i Raveloson Constant koa izy.
MIHEVITRA NY TSY HO TRATRY NY ALOKA ry zalahy saingy voajanahary io ary miodina ny masoandro ka tsy afaka ny ho tandrify azy hatrany ry Lylison sy Charles.
Tonga hatramin'ny filazany ny maha iray ny tafika ary nanambara izy fa ny Jeneraly sasantsasany no mbola tsy tafaverina an-dakazerna.
Tsy mandeha amin'ny loniny ny resak'ity lehilahy mafibe ity ary tsy eken'ny sain'olona maro eran'ny rehetra eny. Izy vé no milaza ho norahonana dia izy no hisambotra fa tsy misy miaramila na zandary hafa hisambotra afts'izy tenany izay noforonina hoe norahonana ? Mpisambotra sady mpiady izany.

novalian'i MAVITRIKATAX ny 14/05/2009 09:45
2. karavasy
(
13/05/2009 06:24)
Ny fahaizany miampy ny mahamafy azy ary ny namany samy mafy ihany no ahitany ny aloka sy aizina fa aza manahy. Ny samy ratsy mifamadika eo hatrany.
3. benkintana
(
13/05/2009 14:59)
tsaboiko koa iny fa miseho azy mafy be ,aza mitsoaka any fa any an-kaboné any elah !!!any indrindra elah no fafazako ,hitan'elah tsara zany nataonao ny Malagasy zany
4. andrywui
(
13/05/2009 15:56)
De maninnn ry penguin a ! maninnn rah mba miaiky ze zavatra tsy nety sy nampalaelo ny olona izy e :!! mahatsapa tena izy satria be no mitaraina amlé hamafin'ny famaizana ny TIM tsy hikofoka !! ha ha ha !! rah mba mialoha otrizay defa mahatsapa de tsara fa ny an'i DADA kosa ve mba fantatr'i Pengiun ??? efa eo antenda ny ranombary !! efa hanala azy ny miaramila sy ny vahoaka !! efa hipoaka ny sarombilany vao niaiky sy nifona be ilay dada adala ! hay tsa nety koa ny olona qfa efa lo !! fa rah mialoha otrizao defa milaza sy miteny ary manadio tena de mandry ny konsiansy !! mazava amin penguin ve ??? isika roalahy hono letsy lety mitovy ry penguin a!! sady mitovy fanoratra hono isika mtsam no mora misendotra hono no sady mpiakama be !! ka andao hiakama isika lahy letsy a!
5. xxx
(
13/05/2009 17:52)
enao ry andrywui tsy hitovy lenta @ penguin na handeha bakan'ny lohanreo aza,
efa tady hamadika palitao mantsy ny tgvendrana fa resin'ny AREMA hahaha
efa tady hamadika palitao mantsy ny tgvendrana fa resin'ny AREMA hahaha
6. fijo
(
13/05/2009 20:59)
hihihhi maty tgv kely le,ny arema ity misisika,ny frantsay manary,ny akama(monja)mitady ny azy,i sylla mitady palitao hovidiana
7. tsiafoi1
(
14/05/2009 09:45)
Zay manam-basy maha-tifi-borona, zay manam-basy mahay miteny...
andrywui a; Mila miaiky koa ny Cdt Lylyson sy ny procureur ny tribunal momba ilay aferan'Ikeliberano tany Ihosy, ... MITARAINA NY RA LATSAKA, ARY NY MARINA TOY NY TRONDRO VAVENTY KA MITOETRA ANY ANATIN'NY LALINA.
8. MAVITRIKATAX
(
14/05/2009 09:45)
zao ny ahy ry zalahy an ny tody tsy misy fa ny atao no miverina ary samy minjinja ny nafafiny amby ty ndaty ka reo miseho mafy loha ireo dé tsy maintsy ho vita matavy fa avelao aloha hanararaotra toy ny bagnga mihomehy alina eo fa rehefa tapitra ny nifiny dé hainy soa manakory zao tsiafahy zao