hilatsaka i Andry tsy hilatsaka i Andry tsy any ny olana

1. sitlo ( 13/05/2009 05:08)
Iny efa tsy ho lany na hilatsaka na tsia.

Ny olana dia ny fiandrianam-pirenena. Ny hoe ahoana ny fomba tsy hiverenenan'ny ohatra an'izao itsony.

Izay rehetra mitondra lanim-bahoaka izany ka tsy tian'ny olona vitsy dia afaka ataon'ny olona tsy hilatsaka hofidiana esorina amin'ny basy foana?

Ny tafika tsy misy hasiny na kely aza.

Ny vahoaka sy ny fananany dorana amin'izao...

Fa angaha moa Andry no Andriamanitra ka izay tiany atao io. Sa manampy izay, tsy TGV irery ange no teo fa Ratsirahonana, Alain Ramaroson, Ramakavelo... Sa tsy hilatsaka daholo koa ireo?

Raha misy mahay mamaly. Mbola azo ianteherana ve ny fifidianana? Sa izay tian'ny miaramila ihany io?
novalian'i xxx ny 13/05/2009 10:49
2. xxx ( 13/05/2009 10:49)
efa fantatra fa matoa i andry tsy hita mitsy t@ reny fisamborana an-keriny sy reny setrasetra reny dia notapenam-bava,tsy voafehiny ntsony le miaramila nokaramainy teny am-boalohany,lery efa lany vola,miandry hanodina volan'i force II de lasa hitsoaka la frantsa,
i pierrot ndray zao no mampikarama ny capsat ,very enao ry andrykely, aleo mody lazaina fa tsy hilatsa ary zah nefa tsy afa-milatsaka , bandy mampmé
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3301