Mbola hilatsaka @ fifidianana manaraka ve iRa8????
1. xxx
(
13/05/2009 08:56)
Raha ny vinavinan'ny olona dia tsy maintsy hilatsaka ho @ fifidianana i ra8.
Ary dia ny hoe fitiavana tanindrazana sy malagasy ary A/tra no slogan ho entiny.
Nefa dia hita mibaribary fa SEZA no tena ao an-dohany.

novalian'i xxx ny 13/05/2009 22:18
3. Oay
(
13/05/2009 09:04)
xxx:
Ary dia ny hoe fitiavana tanindrazana sy malagasy ary A/tra no slogan ho entiny.
Na hilatsaka izy na TSIa d tsotra :"NY MALAGASY NO AZONY HANAOVANA RONONO AN-TAVY FA ANDRIAMANITRA TSY AZONY LALAOVINA SATRIA NA ANY @ TANIN'NY MAIZINA ANY AZA IZY D ANDRIAMNITRA MAHITA SY MAHALALA NY ATAONY"
Noho izany ny RAHA TENA MAHATOKY SY MINO AN'ANDRIAMANITRA ISIKA D ALEO IZY HIROTSAKA D HITA EO!
4. andrywui
(
13/05/2009 09:09)
De amzay fotoana izay kosa angamba de tsy ho monopolizeny tsony i M/car sy ny Ekonomiany fa ho tripolizeny mihitsy !! olona adala ve hiraharaha ze vahoaka any fa ny tena beany potakely iny aloh !!! kou ts zay ve ry oay vao ho asiany vola baoritra 500.000fmg tokana (efa nataony ny 50.000fmg) !! m:aty aho Gasikarako !!! vorokely azon'adala i M/car zany ka raha tsy maty io de mifofoh volo !! aza misy any zany fa mba eritreritritsik fotsiny !!
5. essera
(
13/05/2009 09:23)
Izao no tsy tsapan'ny mpiondana :
Nandritra ny nahateo amin'ny fitondrana an'i Ra8 dia nohezahiny hanerana ny nosy, faritra 22, hatrany am fokontany madinika indrindra. Noporofoiny izany nandritra ireny formation sefo fokontany teny Iavoloha ireny. Nampanaovina abidy am langage TIM ange ry zareo e. Izany zavatra izany dia efa niseho teto amintsika efa hatramin'izay na tamin'ny andron'ny Ratsiraka aza. Ny fifandraisana teny amin'ny biraom-panjakana miaraka amin'ny "KAMARADY". Nisy nahatadidy ve ??? Ny mpikambana nomena tombotsoa manokana.
Misy moa miteny hoe tsy maintsy ho lany Ra8, dia tsotra kely no hamaliako azy. Ny fomba fisainan'ny olona ety an-tanan-dehibe sy ny any Ambanivohita tompoko tsy mitovy. Raha manao metimety kely ianao midina any dia omen-dry zareo ny "Manao ahoana Tompoko". Mbola tena mora lemena ny sain'ny any ambany ravinahitra, ka raha ampisehoanao fizarana zavatra kely sy ny teny miaro tambitamby kely miaraka amin'ny ronono an-tavy dia resy lahatra izy. Raha mbola mitombina ilay hoe 80% ny malagasy tantsaha, dia manakaikikaiky an'io 80% io no any ambany ravinahitra izany.
Io fandemena ny hatrany ambany io anefa d efa ravàn'ny tgv tsikelikely satria ka tadidio izao hoe rehefa miakatra ny vato avy any ambany ravinahitra dia mieritrereta ihany a. Ny zavatra mety hiseho dia raha tsy mampiasa ny kaonty manokana any ivelany Ra8 dia tsy ho tafavoaka satria sûr fa tsy hanaiky ny HAT amin'ny fitakiana ny arrieré-n'ny Groupe Tiko.
Koa dia mahereza manao fanazaran-tena ho amin'ny 2010 zany ry Tim toy izay handany andro mitady ny tsy hita eo.

6. Oay
(
13/05/2009 09:46)
Andrywui a!
TSY LANY EO INTSONY i Ravalomanana izany, aleo hazava tsara izay tsy hiresaka ny jeu d'alliance qui profile à l'horizon za fa apetrako fotsiny ohatra fa NANINN Ravalomanana t@ 2007 "Tsy nanaiky ny nanao famelankeloka faobe"
Ary ho anareo any andafy any d tsarovy fa "NY MPIASAN'NY TIKO NO FITAOVANA NENTIN'i Ravalomanana nanaovana asa famoretana sy jadona teto @ tanana, maro t@ izy ireo no niharan'i tiankano tsy tiankano.
Mbola averiko anefa fa ny FMI no nanongana an'i Ravalomanana voalohany rehefa tsy no-débloqué-na ilay 35.000.000 $. satria nafangaron'ny mpivarondronono ny fitantanana ny volampanjakana sy ny volan'ny TIKO!
Noho izany fepetra mipetraka voalohany apetrakin'ny FIANAKAVIAMBE IRAISAMPIRENENA d ny hoe:"Tsy azo afangaro ny bizina personnelle sy ny affaire d'Etat" io condition io anisany nanampy an'i Andry Rajoelina tsy hirotsaka!
Noho ireo antony voalazako ireo d sarotra ho an'i Ravalomanana ny mandresy an'i Pierrot Rajaonarivelo ohatra! Ary io ihany koa no tsy zakan'ny membre ny HAT sasantsasany ka mitady hanery an'i Andry Rajoelina hirotsaka ry zareo satria misy @ izy ireo no tsy mankasitraka ilay alliance stratégique ary ambadika ary é! ireo HAT ireo koa moa mahafantatra fa i Andry Rajoelina irery ihany no afaka mandresy an'ireo olona roa voalazako etsy ambony ireo!

7. besandry
(
13/05/2009 09:55)
Raha atao toa ny voronkely azon'adala ny firenena dia miomàna fa ho ataon'ny vorombe tsy mihantra lohan'angidina izay mitady hitapitapy eo okay !!
8. locl
(
13/05/2009 10:22)
Bien dit besandry, koa zahay aza mbola vonona hifidy azy ka ahoana izy no tsy hilatsaka.
Iza koa ny hifidy an'i Pierrot Rajaonarivelo MAFIA????hihih ko raha tsy olona nialandrazana koa hifidy an'iny

9. bazylou
(
13/05/2009 18:46)
tsy poinsa io e!!
jereo ity
""http://www.lepoint.fr/actualites-monde/2009-05-13/rajoelina-ne-veut-pas-d-ex-presidents-malgaches-au-futur-scrutin/924/0/343044""" :-D :-D

11. zoam
(
13/05/2009 20:29)
xxx:
Raha ny vinavinan'ny olona dia tsy maintsy hilatsaka ho @ fifidianana i ra8.
Ary dia ny hoe fitiavana tanindrazana sy malagasy ary A/tra no slogan ho entiny.
Nefa dia hita mibaribary fa SEZA no tena ao an-dohany.
FA RAHA I RATSIRAKA VE NO TEO NA TGV DIA TSY SEZA IZAY ,MBA ALEFASO LAVITRA LE SAINA E
12. xxx
(
13/05/2009 22:18)
ato daholo ny mpanao ronono an-tavy i essera ,andrywui,oay,bande tsy mba madinika fa faly manao angano fotsiny , fa elah isany reto ve mba mahita sy mijery vaovao fa toa zay resakareo toa mamalana daholo :?: :?: :?: :?: