--Ramosé Hery !! 26 jours sisa tompoko !!!

1. andrywui ( 13/05/2009 09:26)
Miandry isika fa aza miodikodina a !
--tsy misy hifandraisany amzay kozin'i Andry Rajoelina oe hilatsaka na tsy hilatsaka ity kozy ty fa hafa mihitsy !!
--manahy aho mantsy fa toa mitady ho ampifandraisin'ny sasany ireo zavatra roa ireo hoe io ary izy fa efa tsy hilatsak...blabla!!
--Ny iray Faminaniana afaka 26jrs ___ny iray Filazan'i Andry Rajoelina fa mety tsy hipala lery ra tany ty ka oe zao na izao!!mbola ho hita eo zay !
---Sasa-nangy samihafa samy miandry fotoana ireo ary samy miandry andro hipoahany !!
novalian'i xxx ny 13/05/2009 18:09
2. andrywui ( 13/05/2009 09:32)
Ny hevitrao ramosé OAY !!!
3. locl ( 13/05/2009 10:03)
Tsy misy mihodina eo ry andrywi a! Eto isika mahita izy

Tsy mila mijery ny action ataon'ny TGV isika fa ny petit pas ataony dia afaka hi-compter hoe rahoviana izy no hidaraboka.
4. Oay ( 13/05/2009 10:08)
andrywui:


Ny hevitrao ramosé OAY !!!



Ka d mangataka ny hevitr'i Oay fa tsy OAY hihihi... moa ianao ramoé andrywui ka d izao ary é!

_Hirikohofaty vao ela velona!

Mila azavaina kely ilay teny hoe RAVA:

_Rava ny fitondran'i Ravalomanana satria "Lasa nitsoamponenana any Swaziland" ny tenany ka ny repoblika izay nentiny d nisolo HAT.

Noho izany ny FAHARAVAn'ny HAT d midika ihany koa izany fa tsy misy intsony izany HAT izany fa miverina repoblika isika.

Ka raha tsy feno io fepetra io ny 17/06/2009 d tsy mitombina ny vinavina avy any Italie.

Ataoko fa mazava tsara amin'i zandry andrywui sady Okay ny resaka an!

D raha ny momba an'i Oay indray d "METY TSY HOTAFIDITRA MATETIKA ETO INTSONY i Oay noho ny andraikitra tsy maintsy raisina hahatafita ny fandravana ny jadona fa mbola averiny fa i hery fantantr'i Oay ny tarehiny ary tsy afangarony @ Goth na d misy itovizana aza noho izany TSY MAINTSY VOATENIKO @ i HERY FACE A FACE io Resaka telovolana io un de ces 4!

5. xxx ( 13/05/2009 10:15)
resaka marary kibo ny areto bandikely reto ,tsy mahay afa tsy resaka kanety ,ndàna milalao any an-tokontany any
6. Oay ( 13/05/2009 10:27)
xxx:


resaka marary kibo ny areto bandikely reto ,tsy mahay afa tsy resaka kanety ,ndàna milalao any an-tokontany any



Ento ny resak'elah tsy resaka marary kibo d mahasahia elah mikozy eto fa tsy misy ataoran'elah an'i ra-hery na anazy aza ny serasera fa i Oay d mikozy fa TSY MISY ATAHORANY AN'i Ra-hery rehefa hiarovana ny fandravana ny jadona ny zavatra lazainy.


7. benkintana ( 13/05/2009 10:33)
efa hors d'état de nuire ny HAT fa nitsoaka ny lohany,nodarohako tao koa iny
8. AndriambyII ( 13/05/2009 11:34)
Ô RAMIARAMILÔ ,'ZAY MILANJA BASY TSARA TAREHY
INY BASY INY Ô ,HITIFIRANAO AN'IZA TÔ MANAHIRANA ,
NY MANDINIKA AN'IZANY HATRAIZA MOA NO FETRA
AO ANATY SATROKA NY FISAINANAO
MPANATANTERAKA NY BAIKO HATRAIZA MOA NO FETRA
HANARAHANAO IZANY ??
Iny lé vazon' idama mkozy lay saina marary é!!!
9. xxx ( 13/05/2009 13:34)
misaotra anao ry benkintana ,hendaho any refa tsy mahay mipetraka,ireo ihany no nampiasa anareo an-jambany tao :-D :-D :-D
10. andrywui ( 13/05/2009 15:50)
hatramizao aloh ry oay de tsy mbola mandà ilay faminaniany izy aloh defa tsara a ! hay ve ho kozian'i Oay face à face aminlery io kozy 3mois io e! ho petsa io bandy io rah izany klé ! io ve ahavoa an'i Oay rah politika fa mety ho tezitra be io zao de ho entimpo be rah tsy oe efa migoka rano mangitsy mialoh angamba vao mety hitonitony amin'ny hanaovan'i Oay azy
11. xxx ( 13/05/2009 17:43)
efa tapagoha zany HAT zany e, efa fanendrena olon-kendry zany ndray ny ady eo é!!!
efa manery la frantsa hitenenan'i andry ampahibemaso fa tsy manao fozaorana tahaka ny tgvendrana rehetra ihany
12. ravalotgv ( 13/05/2009 17:49)
iza ndray no teraka tamin ny 06/06/66 tato sao de mba i andrywui na ra hery

ANDRY TGV= Nombre de la béte =666

A = 1 x 6 = 6
B = 2 x 6 = 12
C = 3 x 6 = 18
D = 4 x 6 = 24
E = 5 x 6 = 30
F = 6 x 6 = 36
G = 7 x 6 = 42
H = 8 x 6 = 48
I = 9 x 6 = 54
J = 10 x 6 = 60
K = 11 x 6 = 66
L = 12 x 6 = 72
M = 13 x 6 = 78
N = 14 x 6 = 84
O = 15 x 6 = 90
P = 16 x 6 = 96
Q = 17 x 6 = 102
R = 18 x 6 = 108
S = 19 x 6 = 114
T = 20 x 6 = 120
U = 21 x 6 = 126
V = 22 x 6 = 132
W = 23 x 6 = 138
X = 24 x 6 = 144
Y = 25 x 6 = 150
Z = 26 x 6 = 156


ANDRYTGV = 6+84+24+108+150+120+42+13
2 = 666


MARC RAVALOMANANA= 78+6+108+18+108+6+132+6+7
2+90+78+6+84+6+84+6= 888

333= Nombre de Dieu et de son mystère
666= Nombre de la Béte : le Diable, l'Antéchrist
777= Nombre de la perfection
888= Nombre de Jésus : de la Rédemption

sniff
tcrouff
13. xxx ( 13/05/2009 18:09)
andao elah hiaraka hanao loto amiko sanà ,tena mety jackpot klé :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1073