Osy sy dokotra sisa no harena navelan'i 8

1. xxx ( 13/05/2009 20:29)
Depuis lasa dada8 , nopotehan'ny capsat avokoa ny harenan'i dada mideprim ny tim raté , tsy misy voaloha intsony ny karaman'ny mpiasa :oops: :oops: :oops:

Ny zaza tsy misy gouter fa potika ny magro dia lerana fanafody sisa , simba ny orona ny cheville ny nify sns........... izany ve no dada hianteherana ??? à 25ans ny ankizy dia ho solamiditra sahady Tsy dada8 fa mijanona any swaziland any 8) 8) 8) andraikitry ny ray amandreny nanohana an'i 8 , ny fahavoazan'ny ankizy

ho ela velona ny capsat nandringana an'i 8 :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
novalian'i xxx ny 13/05/2009 22:35
2. xxx ( 13/05/2009 20:33)
ty tena ratsy fanahy avereno ny dadan ny sasany

:twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted:
3. besandry ( 13/05/2009 20:34)
Tsa nirefotra intsony izany tafondro izany fa lany vanja :o aiza ranoue sy ry karoka teo e ! hanao theatre hono anjoany , tsy misy ankiala eto aiza mongab izay :-D :-D :-D :-D
4. hihihihihi ( 13/05/2009 20:39)
NY AHY I TSY MISYANOTAMIE DU CORPS HUMAIN , I TSY MISY ORGANES no tiako hifanatsafana hihihi :idea: :idea: :idea: :idea: :idea: :idea: :idea:
5. MONGAB ( 13/05/2009 20:42)
Tsy ho tratran'ny rafal eto ny tenanay fa aleo manàja tena 8) 8) 8) 8)
avereno hono ny dadan'ny sasany :twisted: :twisted: :twisted: :twisted:
6. xxx ( 13/05/2009 22:35)
marina zany kozin'i xxx zany e, osy =andry :dokotra =roindefo reo sisa ve no antenaina fa avereno i dada hinanana gouter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0625