Polémique sur la composition du conseil des «sages»

1. Noue ( 13/05/2009 14:37)
Fa inona aloha no atao oe "sages" eee ! ireto olona ireto ve no azo atao oe "sages" ????

[URL=http://img9.imageshack.us/my.php?image=conseilsages.jpg][IMG]http://img9.imageshack.us/img9/9236/conseilsages.jpg[/IMG][/URL]

nefa ny zavatra rehetra nataon'i odon oatra, mba azo lazaina ve io olona io oe sage??

Le retour en zone de Mgr Odon Razanakolona inquiète les Malgaches et plus particulièrement les légalistes. Ce prélat fait partie pour beaucoup des initiateurs du complot contre le président Marc Ravalomanana. Depuis une semaine, il s’active de nouveau en vue des prochaines négociations en allant rencontrer dans le plus grand secret diverses personnalités

dia tsy hadino koa ity

Et c’est dans cette ligne que je vous adresse cette question : ‘‘Est-il vrai, Monseigneur, que, dans un passé récent, vous avez convoqué des personnalités notoires originaires des régions du Betsileo, et que vous leur avez clairement et directement dit qu’en tant que BEtsileo vous avez ras-le-bol de ces Merina et de ces Protestants

http://www.topmada.com/2009/04/lettre-ouverte-a-lattention-de-mgr-odon-razanakolona/

novalian'i pikatti ny 14/05/2009 22:34
2. Noue ( 13/05/2009 14:40)

il s’active de nouveau en vue des prochaines négociations en allant rencontrer dans le plus grand secret diverses personnalités

antsokosoko ????
3. xxx ( 13/05/2009 14:47)
jogady iskariota ve no mba sage sao kosa mba tsy misy olona hafa ihany fa lany olon-kendry ve Gasikara :?:
4. xxx ( 13/05/2009 15:47)
Io mitady sopapa amin internet io ry reto no mba fanalanandro manahirana

an'i noue io a, efa ataon'iwui oe aiza le sary votany kely ry noue mbola

atao ihany ,
5. mketsa ( 13/05/2009 16:31)
za alohatsy mahay fa raha ny fitadidiko,efa teo daholo ireo olona ireo,ary voahongana hatrany,sa ve mbola te hijanona fa tsy misy mahay mitondra eto é! :idea: :idea: :idea: :idea: :idea: :idea: :idea: :idea: :idea: :idea: :ide
6. halloween ( 13/05/2009 16:59)
marenina aby indrindra elah sao voaketsa eo !!
7. xxx ( 13/05/2009 17:37)
REFA TSY MAHITA TENENINA ELAH HALLO DE AZA BE FANDRAHONA EO SAO ATAON'I BENKINTANA MIJAFAJAFA EO
efa hita fa olona efa masiso daholo reo
8. ravalotgv ( 13/05/2009 17:45)
ary ndefo ve katolika sa protestanta no miaraka amindry zalahy

sniff
tcrouff

toa mpitolon omby lery ko

:^) :^) :^) :^)
9. sadeky ( 13/05/2009 18:07)
conseil des singes
ireo ve mba atao hoe hendry ,efa betsaka marina ny adala ka tsy hita intsony izay hanavahana azy
10. rakaroka ( 13/05/2009 18:11)
'za koa aloha dia miandrandra olon-kafa ivelan'ireo ! Tellement toa efa teo foana 'reo fa tsy namokatra échelon National fa "partiale" ftsn sy foana!
11. xxx ( 13/05/2009 18:17)
teto kosa zah de miombekevitra @ rakaroka :* :* :*
12. rakaroka ( 13/05/2009 18:32)
Fa ny "blem" anie ry xxx dia "sotrobe lava tango 'zareo 'reo" @ fisolelafana , dia be koa ny pahana tsy mahita afa-tsy rizareo!
13. bazylou ( 13/05/2009 18:43)
mazotoa izay hifidy an'ireo e!! tonga soa ao amin'ny fanjakan'ny antitra iray lavaka!!! :-D :-D :-D
14. bazylou ( 13/05/2009 18:45)
raha ireo ve no atao hoe sage , i johnny gasy ve tsy efa niakatra velona tany andanitra kle!! :-D
15. Noue ( 13/05/2009 19:15)
sadeky:

conseil des singes
ireo ve mba atao hoe hendry ,efa betsaka marina ny adala ka tsy hita intsony izay hanavahana azy
sady raha jerevana ny zavatra nataony dia mbola azo lazaina ihany ve oe sages ireo olona ireo????


16. ravalotgv ( 13/05/2009 19:37)
mbola te hirevy kely ry lerony na akaiky lavaka aza ee

sniff
tcrouff

toa mitovitovy amin dry Noue fa saingy i Noue tsy nahazo toerana otran i andrywui


sniff
tcrouff

=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
17. Noue ( 13/05/2009 19:47)
ny tsy mahay politika oatran'lahy no tena :idea:
18. halloween ( 13/05/2009 19:52)
Noue a hendry ny olona e !!tsy tia tena !! tsy mamono tena amn'ny fitondrana tahaka ny sasany ! mahay mandefitra , mahatsapa tena ! mbola ho ela angmba ny tim vao ho toy izany ry Noue e !!!??
19. Noue ( 13/05/2009 19:57)
halloween:

Noue a hendry ny olona e !!tsy tia tena !! tsy mamono tena amn'ny fitondrana tahaka ny sasany ! mahay mandefitra , mahatsapa tena !
tokony navelan'lahy teo io fa tsy notohizan'lahy ! dia novaliako oe enganie


20. xxx ( 13/05/2009 20:23)
ASIO ELECTION LIBRE E MILATSAKA DAHOLO IZAY TE HILATSAKA KA MAHA FENO NY FEPETRA REHETRA DIA NY VAHOAKA NO MITSARA
NY VAHOAKA NO MITSARA SY MASI MANDIDY
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2525