Polémique sur la composition du conseil des «sages»

21. fijo ( 13/05/2009 20:52)
raha ireo no atao hoe sazy,de za koa anjely.
22. mandrindra ( 13/05/2009 21:28)
singe, sazy, seza, tsy mety mahita zavatra tsara aho
23. rakaroka ( 13/05/2009 22:28)
mandrindra:

singe, sazy, seza, tsy mety mahita zavatra tsara aho


Ary tsy ratsy lé teny hitan'i Mandrindra an
:wink: Heu.... :roll: :roll: :-w :-w :-w :-$ Mahita sary an-tsaina "singe" mamikotra am seza izany aho 8O 8O 8O dia voasazy ato ambany ny olona maro milanja le seza :-D :-D :-D
24. xxx ( 14/05/2009 10:02)
I Zafy aloha mety omeko ny titre "sage" ihany fa ny ambiny ... daim ... beurk !!! singes tokoa angaha, jereo anie ny sarin'i singe Ratsirahonana e, tena ilay singe mangidihidy ireny ny lohany . Ny singe Odoie moa dia aoka fotsiny ...

Izao no tena atao hoe mi se foutre de la gueule du peuple mihintsy
25. fijo ( 14/05/2009 21:56)
aoka moa fa olondehibe ireo e
26. pikatti ( 14/05/2009 22:34)
Tsy voatery zay olon-dehibe dia sage lesy ry fijo a,tsika manaja olon-dehibe fa raha eto ny maha-olon-dehibe azy ara-politika dia tsy mino aho fa samy efa nampitapitaka ny teo akaikiny daholo ireo ary efa maloto lamba ,ny olon-kendry tsy voatery anti-dahy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0071