Politika

xxx ( 06/05/2009 16:21)
Le problème de Ravalomanana se résume à un problème du conducteur de véhicule qui n’a pas respecté le code de la route. On lui a confie le volant de la voiture Madagascar. Il avait le permis d... tohiny
novalian'i fijo ny 07/05/2009 20:50
xxx ( 06/05/2009 16:05)
Ireto daholo ny zavatra vitan'ny HAT: - mijoalajoala sady manjelatra be daholo ny tranobe rehetra : gde surface, station radio-télé, villa... - lasa madio be ny tanàna tsy misy fako intsony - ... tohiny
novalian'i fijo ny 07/05/2009 21:01
xxx ( 06/05/2009 15:53)
8) 8) Dia ahoana indray izany hoe paradisa fisikaly izany foana i Madagasikara hatramin' izay ? Ireo mpampiasa vola vahiny izay tonga tao Mada dia nahazo 250 % de benefices net/ an ,toy ireo manao ... tohiny
novalian'i endrika01 ny 07/05/2009 18:09
dylane83 ( 06/05/2009 11:01)
pour moi; lasausage personnel ny basy ;zany no zavatrea itako manolona ny fihetsik ireto vatatay toan rdy charlesq, il a pas lair commandant du tout sa tete;il est une grosse merde... tohiny
novalian'i xxx ny 06/05/2009 23:59
falyfenosoa ( 06/05/2009 09:36)
Mba angatahanr'ise mba avoahy eto hoe iza no tena tompon'andraikitra tamin'ny fanangonana ireo hazo sarobidy tany amin'ny faritra avaratra? tsy dia te hitonona anarana ny tenako nefa na izany aza mba ... tohiny
novalian'i fijo ny 07/05/2009 21:00
andrywui ( 06/05/2009 09:15)
Rehefa milammm ny andavan'andron'ny vahoaka ka tsy mividy menaka 30.000f/l na vary 9.000f/kg na byba 120.000f/kg toy an'ny TIKO teo aloha tsony izy de zay no tanjona !!!! milamn aloh ny vahoaka de ze ... tohiny
novalian'i xxx ny 07/05/2009 00:12
KALACK ( 06/05/2009 08:48)
I Saddam hussein (IRAK) mihitsy no namana volohany sy mpiaradia tamin'ny fanjakana malagasy hatramzay ary nolazaina mihitsy aza nalefa tsaho fa oe misy fiadina napetraky saddam hussein sy ratsiraka t... tohiny
novalian'i xxx ny 06/05/2009 16:03
xxx ( 06/05/2009 08:34)
tsy mahita ho soratana intsony i Mirananirina dia le barbare sy hatsikana sisa no mba hevitra avoakany eto toy izany ko ilay noue en plus tsy sahy miditra eto matetika ilay oe Yuka tsy hita i... tohiny
novalian'i xxx ny 06/05/2009 15:09
bazylou ( 06/05/2009 08:26)
""11h15Le Docteur Jaurès Rabemananjara a été arété hier à son domicile à Ambodin’Isotry par la CNME. Il est soupçonné d’étre le concepteur des tracts anti-HAT répandus dans la capital... tohiny
novalian'i xxx ny 07/05/2009 22:43
xxx ( 06/05/2009 07:46)
voasambotra ilay olona nanisy farine an i mialy rajoelina satria tsimaintsy nitolotena raha tsy zany ampidirina amponja h@ zaza menavava fianakaviany eto madagasikara ka nitolotena tsy fidiny izy. No... tohiny
novalian'i razily1 ny 06/05/2009 22:33
ari.malala ( 06/05/2009 07:19)
[quote]Amparafaravola: Miaramila tsy mazava saika hisava toeram-piasana (06-05-2009) - Nanambara moa ilay tao amin'ny orinasa fa tsy maintsy miandry ny tale jeneraliny vao azo atao izany. Manambonin... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 08/05/2009 10:15
xxx ( 06/05/2009 06:52)
Vita ny mision nampanaovin'ny Tim an-drataralila 09 dia lasa i lery handeha haka sosy any foibe Tim fa vita ny fametrahana afisy sy copy coller tato @ serasera :-D :-D :-D ... tohiny
novalian'i xxx ny 06/05/2009 13:07
essera ( 06/05/2009 05:59)
Salama daholo e, Marary mitsy ny sain'ny mpiondana satria mandray karama ny membre ny HAT nefa iz mianakavy niditra sômazy teknika sy very poste politique ka dia rehefa nisolantsolana teny Tsimbaz... tohiny
novalian'i xxx ny 07/05/2009 06:25
taralila09 ( 06/05/2009 05:25)
FANAPEPOANA NY TERRORISME SY VIOLENCE NO ATAO ARY FITAKIANA NY FANKATOAVANA NY FANDAMINANA ADDIS ABEBA ATAO HAZALAMBO HONO ATOA CONSTANT RAVELOSON Tsy maintsy avaditsika ho herin'ny tolona io f... tohiny
novalian'i razily1 ny 06/05/2009 22:40
diana ( 06/05/2009 04:16)
Tsy nadikako io fa za nanoratra fa ny mpitarika legaliste matory. Sur le plan tactik mety ho azoko iany lé hevitra fa ny olana de zao e, ela loatra de lasa miteny ny TGV we resy Ravalo. Nefa ary Rajo... tohiny
novalian'i xxx ny 06/05/2009 16:31
bazylou ( 05/05/2009 21:51)
nitsoak nirifatra daholo fa nifarihy ry lerony!!! efa lazainaanie ianreo tim resy ireto fa aleo miova soavaly e!! oviana koa no nisy an'izany hoe olona tsymisy mpitarika dia hihevitra ny andresy!!!! :... tohiny
fijo ( 05/05/2009 20:51)
mba fantar'i essera ve hoe hoatrinona izao no karaman'ny ao amin'ny hat???4 000 000 ariary,izany hoe 20 000 000fmg.ka fandaniampoana io sa ahoana,fa ny vahoak anandany andro nametraka azy teo izao mba... tohiny
novalian'i razily1 ny 06/05/2009 22:41
besandry ( 05/05/2009 18:09)
TSY MAHARAKA NY RESAKA ATO AKORY TY , EFA TSY VIRUS INTSONY FA ARETINA MAHAFATY MIFINDRA TSOAHY ATO ANATY FOROM ralemenakely FA MAMOFONA OLONA VOATSINDRY LAVA SY BE FIALONANA DIA TSY MAHAVITA MANAN... tohiny
novalian'i xxx ny 06/05/2009 11:46
andrywui ( 05/05/2009 17:56)
Tena toro hevitra ty ry zareo a! maninnn hoa rah miala tato aloh ao anatin'ny fotoana vitsy de manova ps tanteraka mihitsy rah mbol te hiresaka ato !! f ny fahitako azy an !! de mbola tehiresaka sy ha... tohiny
novalian'i xxx ny 06/05/2009 13:03
Oay ( 05/05/2009 15:52)
_"NY FAMPIHELEZANA NY HEVITRA MILAZA FA MAFY BE RY RATSIRAKA SY NY EKIPANY" d azoko adika ihany koa manao hoe:"MIPETRAHA TSARA IANAREO FA MAFY BE RY ZALAHY IREO KA IZAY TSY MIARAKA AMINY D TSY MAINTSY... tohiny
novalian'i milamm ny 07/05/2009 15:52
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 5.3058