Niaraka tamin arabo foan Ratsiraka!! naninn isika zao ???
1. KALACK
(
06/05/2009 08:48)
I Saddam hussein (IRAK) mihitsy no namana volohany sy mpiaradia tamin'ny fanjakana malagasy hatramzay ary nolazaina mihitsy aza nalefa tsaho fa oe misy fiadina napetraky saddam hussein sy ratsiraka tao iavolaoha tam Ravalo tonga teo am fitondrana !!! de izao ary n fanontaniana !!! nipoaka ve i M/CAR sa nisy innn niseho teto ?? zany ary tena ny lehiben'ny Iraka mihitsy no niaraka tamtsik !! ka izao io ray olona a ! tsy ze firenena hidirany de oe hararaotiny sy hanaovany asanjiolahy daholo !! tsy zay m/car mihitsy no ataony fahirano fa ny amerikannn !! fa fiaraha miasa madio sy fiaraha miombon'antoka io !!! aiza ko de ref oe arabo de terorista sy hanapoaka zay !! de mpanadio vola maloto !! tsy aty amin firenena mahantra no tena tanjony hiarenana sy hanaovana anzany asa zany fa lasa miemotra izy ra izany !! fa le fanaratsiana sy fanaovana dohiika aloha de ten talentan Tim 100% mihitsy e !!
---ny aina sy vovok'aina anefa kely !!
---ny aina sy vovok'aina anefa kely !!
novalian'i xxx ny 06/05/2009 16:03
2. andrywui
(
06/05/2009 09:17)
sady nahandà na hanaiky ko ny tim efa tongotra mby andakana io e !!
mijery fotsiny nareo ry tim de mihinana ny PPN mora etin'ny arabo de basy !!! dodo ny hariva !!
tsy maintsy havotana ny malagasy fa reraky ny fahantrana sy tsy fahampiana !! ka ny solution de ny fanafarana PPN mora sy takatry ny vahoaka !!! fa tsy oe takatry ny mpanana toa ny Tim ihany !!! TAPITRA

3. essera
(
06/05/2009 09:23)
Marina les zan Kalack. Raha raisiko ohatra izao ny sinoa fotsiny. Any am reo ange mbola misy mahantra velona miasa mafy ohatra antsika koa saingy mijoro any ny atao hoe JADONA ka ny face no asehony sy ataony milay. Asa izay nahatadidy raha tsy diso aho mpianatra britanika nitoraka kiraro an'ilay mpitondra sinoa (lasa lamaody indray io hono).
Raha nijery documentaire indray mandeha aho d nahita fa misy mikarama mahantra ohatran'ny aty amintsika any Chine fa tsy hoe ao anatin'ny firenena matanjaka izy dia mandry misonanina ny vahoaka ao. Manamboatra ireo produit européen ireo, ary matoa ny mpanambola eropean sns mandefa asa any Chine fa tsy hoe eto Madagasikara ihany dia azahoany tombony koa izay.
Any Chine izao d misy fomba fanao hoe hanorenany trano ianao eo akaikin'ilay orin'asa dia miasa andro aman'alina satria logé. Ny aty amintsika aza moa mbola misy miasa 10 à 12 heures. Miditra am 7h30 mirava am 18h30 eny am zone fr. Ny trano hodiana mbola 3 * 2 nefa olona firy no mitambatra ao ny mpiasa miara-manofa. D bikina ny sasany
Vazaha vavy frantsay mihitsy izao no niresaka tamiko hoe : na ao France aza ange misy dia misy ny tena fahantrana fa sarotra amin'ny mpitondra no tena mampiseho an'ireny raha ny position-ny eto am planeta tany sy amin'ny puissance-ny.

4. tafondro
(
06/05/2009 11:13)
Izao hita mivandravandra be izao ny vokany ry KALACK ,fahantrana à 85% erak'iMada ,tsy misy fivoarany ny infrastructures eraky ny province rehetra fa ny compte en banqueanyivelany ho an' ireo mpitsentsitra no nihanatevina.
Tsy manana perspective de construction ny fanjakana malagasy fa tsy maintsy miankin-doha @ ireo multinationaux sy maffia isan- karazany mpanjana- bola .
Raha fintinina dia efa tsy ny malagasy intsony no tokony hatao hoe malagasy ,fa na dia ny kaomoriana sy ny tavaratra aza dia azo antsoina hoe malagasy koa @ izao fotoana izao .Diniho sy jereo anie ny fomba fanorenan' ny firenena hafa societé na industrie @ izay tany tiany hanorenana izany é ! dia ampitahao @ ramalagasy kely hoe ,mba firy ny olom-pirenena manana izany @ izao fotoana izao ,azo isaina @ rantsan-tanana.
:oops: :oops:

6. xxx
(
06/05/2009 12:18)
hitako tsy nisy fandrosoana mihitsy taminy andrond-Ratsiraka kay niaraka taminy arabo, fa i zy aloha de deba marina e, manambola be any aminy banky soisy any hatraminizao
7. belaza
(
06/05/2009 12:20)
fa aminizao aloha tena mihinan-tainy mihitsy ny malagasy e, fa taminy andrond-Ratsiraka kosa aloha na ny tay hohanina aza tsy nisy an :-D :-D :-D
8. falyfenosoa
(
06/05/2009 12:20)
Efa ela io 85% io no fantatra, soa ihany aloha ny tenako fa afaka nanampy fianakaviana maromaro ihany niala tamin'ny fahantrana, izao izy ireo tsy mivaky loha izay fanampiana avy any ivelany izany, velona amin'ny tany onenany, manana asa mahavelona azy, mianatra ny zanany. Tamin'ny izahay mbola tany amin'ny EPP izany hoe tany amin'ny taona 1971 dia efa 85% ny tantsaha, tonga ny taona 1980 mbola 85% ihany ny tantsaha nolazaina fa mahantra, 2004 mbola 85% ihany no nolazain'ny mpitondra fa mahantra, 2009 dia mbola 85% ihany ve? sao dia tsy marina kosa fa raha ireo olona nolazaiko ho tafita ireo aza dia efa mampihena an'io salan'isa io ho 80%.
Io izany dia fifanampian'ny samy malagasy no ilaina, ny mahavoa antsika mantsy dia raha vao misy mba mahazo toerana ao amin'ny fitondram-panjakana ilay fianakaviana dia mihazakazaka mitady bizina nefa izay no mambotry firenena.

9. xxx
(
06/05/2009 12:27)
wwooaaaa wwooaaa be ko ra faly izany, de ianao ve no nampanankarena ny 5% ny malagasy? tsss lasa vavany fotsiny :-D :-D
10. halloween
(
06/05/2009 12:33)
wwooaaaa wwooaaa be ko ra faly izany, de ianao ve no nampanankarena ny 5% ny malagasy? tsss lasa vavany fotsiny:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
12. halloween
(
06/05/2009 12:41)
hianareo tim kosa tsy ampy ampihinanin'i rafaly mihitsy fa aza be vava eo e !! vao omen'i rafaly ny tailana de mitsoaka be ts misy miditra eo tsony avy eo !! asio lets faly a! ny ainy ihany no aza esorina fa ze hamelezanlah azy eo
13. xxx
(
06/05/2009 12:49)
hay tailana(lainga) koa ny tataraindrafaly eto hoy i hallowui io ambony io, tss soa ihany fa tailana fa raha tena marina io d ho betsaka ny valanaretina hitranga eto, satria stock ndry zalahy efa ho simba ireny aparitany erany afrika ireny ka raha tonga eto dago ireo de izay no nataony fa hivalana foana i hallowui sy faly kely, ny lagaly manginy fotsiny :-D :-D :-D
14. tafondro
(
06/05/2009 12:49)
falyfenosoa:
Efa ela io 85% io no fantatra, soa ihany aloha ny tenako fa afaka nanampy fianakaviana maromaro ihany niala tamin'ny fahantrana, izao izy ireo tsy mivaky loha izay fanampiana avy any ivelany izany, velona amin'ny tany onenany, manana asa mahavelona azy, mianatra ny zanany. Tamin'ny izahay mbola tany amin'ny EPP izany hoe tany amin'ny taona 1971 dia efa 85% ny tantsaha, tonga ny taona 1980 mbola 85% ihany ny tantsaha nolazaina fa mahantra, 2004 mbola 85% ihany no nolazain'ny mpitondra fa mahantra, 2009 dia mbola 85% ihany ve? sao dia tsy marina kosa fa raha ireo olona nolazaiko ho tafita ireo aza dia efa mampihena an'io salan'isa io ho 80%.
Io izany dia fifanampian'ny samy malagasy no ilaina, ny mahavoa antsika mantsy dia raha vao misy mba mahazo toerana ao amin'ny fitondram-panjakana ilay fianakaviana dia mihazakazaka mitady bizina nefa izay no mambotry firenena.
Aleo ary atao hoe 75¨% ,raha izay no tianareo .Fa na dia izany aza dia ny resaka proportion no tokony handraisana azy . Ary koa ny tsy fandraisan' andraikitra avy @ ireo mpanao politika .
15. falyfenosoa
(
06/05/2009 12:51)
halloween: raha azoko tsara ange izany dia tsy tokony nisy nivoatra mihitsy ny fiainan'ny malagasy fa dia 85% foana ny fahantrana, na tamin'ny fitondran'iza na fitondran'iza, aiza moa izany no tsy hitroatra ny malagasy satria tsy nisy fivoarana hitany fa toa ny manana ihany no lasa manana ary ny sasany nanana aza natao izay naha banky ropitra azy rehefa tsy nanaiky niara-niasa tami'nny mpitondra.
Amiko izany dia mazava tsara fa tsy nijery ny fahantran'ny vahoaka 85% mihitsy ny fitondrana Ravalomanana satria tsy hitany mihitsy hoe misy olona ange tsy miankina aminy mihitsy ny fivelomany, jereo ny eny amin'ny Père Pedro, inona no mba nomen'ny fanjakana Ravalomanana azy ireo na ireo fanjakana nifandimby rehetra hatramin'ny nisian'ny Pedro?
Raha miala 50 km eto Antananarivo ianareo dia hahita fa tsy mivaky loha amin'izay politika ny olona any ambanivohitra fa dia miasa, miasa hatrany, ireo very fihinanana sy nahita ranondranony no malahelo ka manao izay hanakorontanana.
Mitadiava porofo dia afaka mitory izay mahita ny tsy mety ataon'ny mpitondra ny tetezamita, izay no maha tan-dalàna ny firenena. Toy ny nataonay tamin'ny 2006 raha nivarotra tany tamin'ny sinoa Ravalomanana dia notoherinay satria tanindrazanay, hay moa ka izy mihitsy no nitady ilay tany fa mody natao hoe sinoa no hividy azy.

16. xxx
(
06/05/2009 13:08)
sarotra be aminao(falisoa) ity raharaha ity ka aleoko mangina, ianao mantsy toa manara-drenirano be loatra ka hanahirana anao ny hanakatra izay lazaiko eto, izao aloha mandehana ny ankavia foana fa izay no voalazany TGV taminao :-D :-D :-D
17. tafondro
(
06/05/2009 13:12)
Raha ohatra fanjakana (tim ,tgv ,mfm ...)tsy nandray andraikitra mikasika ny fanjariana ny tany manoloana ny firenena amiko, dia efa anisan' ny fositra ,hoy ifalyfenosoa hoe ;
"Raha miala 50 km eto Antananarivo ianareo dia hahita fa tsy mivaky loha amin'izay politika ny olona any ambanivohitra fa dia miasa, miasa hatrany, ireo very fihinanana sy nahita ranondranony no malahelo ka manao izay hanakorontanana".
diso be izany hevitrao izany ,lazaiko anao fa maro ny fianankaviana mipetraka ao an-tanana nefa manabaiboho ny eny ambanivohitra no lahasany.Ary ny @ hoe very seza, aza dia mitoky teny fatratra @ izany ,fa misy akony tokoa eo amin'ireo tantsaha sy mpamboly ny fandraisan' andraikitry ny manampahefana politika malagasy!!

18. xxx
(
06/05/2009 13:29)
Ozy belaza
fa aminizao aloha tena mihinan-tainy mihitsy ny malagasy e, fa taminy andrond-Ratsiraka kosa aloha na ny tay hohanina aza tsy nisy an

19. xxx
(
06/05/2009 13:31)
ny anay izao ny ronono hamidy 300( 1500fmg) ny litatra raha 800(4000fmg )ny nandraisany tiko azy ary ny loza de misy simba foana satria tsy lafo daholo :-D :-D :-D
20. falyfenosoa
(
06/05/2009 13:40)
tafodro: tsy azonao ny tiako lazaina, tsy fantatr'ireo izay tsy te hahalala afa-tsy Ravalomanana izany hoe andeha mba hamboly any ambanivohitra izany, izay ilay ataoko hoe mba misy 5% n'ireo lazaina fa tantsaha, mahantra no tafavoaka amin'ny fiainany rehefa ampian'ny malagasy tsara sitrapo izy ireo.
Raha ireo very asa tampoka aloha tsy omena tsiny ary rariny ny azy nefa izy ireo dia milaza tsotra amin'ny fampahalalam-baovao fa: mangataka ny hijerena ny momba azy, nefa firy moa ireo mpiasa very asa hatramin'izay tsy mba nitokona na nilahatra fa nangina teny ihany ary dia nanao izay hahatafita ny fiainany, firy moa ireo mpiasan'ny TELMA no voaroaka tamin'ny taona lasa(2008)? 800 izy ireo.
Noho ny fitondrana Ravalomanana no anton'izany satria tamin'ny 2002 dia nilaza Ravalomanana teny amin'ny kianja 13 mai fa ho jerena manokana ny TELMA ary tsy hanaiky ny hivarotana an'io izy, nefa indrisy nankaiza ilay fampanantenana? toa nanjavona.