TIKO vaovao vita tavaratra sady morabe -50% amin tena TIKO

1. andrywui ( 06/05/2009 09:15)
Rehefa milammm ny andavan'andron'ny vahoaka ka tsy mividy menaka 30.000f/l na vary 9.000f/kg na byba 120.000f/kg toy an'ny TIKO teo aloha tsony izy de zay no tanjona !!!! milamn aloh ny vahoaka de ze ho avy eo ndray hita ihany de jerevana ze solution fa tsy vao miainga de fanoherana bontolo ny an'ny tim !! PPN mora fiainana malmmm !! trano hisitrihana normtsar de zay ny an'ny vahoaka no ialainy !! ny ankotra zay menomenona ataon'ny tim fotsiny ka tsara hiatsoana an'iCdt Charles ha ha ha !!! TAPITRA
novalian'i xxx ny 07/05/2009 00:12
2. essera ( 06/05/2009 09:28)
andrywui, misy hiavon-kanina ange eo e. Maparar kibo e, zah tsy hihinana ra tsis laoka e. Aoka lé !!!
3. Mirananirina ( 06/05/2009 11:37)
Raha ohatra moa ka -50% daholo hanina?
sa solde yaourt hi hi hi
4. halloween ( 06/05/2009 11:55)
hilamina zany ny malagasy e ! ho tapitra hatreo ny nofy ratsy ! hialona be ny tim
5. hihihihihi ( 06/05/2009 12:00)
mihena ny obezy , ireny tovovavy tsy mahay mihinankanina ireny , andraikitry ny reniny , ka ilay reny aza obezy , tsa omena tsiny , fa mampmé be reniny sy zanany obezy dolidoly , migrevy ny ankizy , i bofy mamorona recette vaovao
dia victime ny demoisely obezy atao kobay clown be obezy dolidoly ireny tim ireny mahalatsaka ny mijery azy
6. Mirananirina ( 06/05/2009 12:01)
hilamina zany ny malagasy e ! ho tapitra hatreo ny nofy ratsy ! hialona be ny tim

hallo ô,hilamina tokotrany ve??????????? 8O 8O
za mbola manofy ratsy fôna :roll: :roll:
7. hihihihihi ( 06/05/2009 12:01)
enjehina ny tim obezy fa tsy mahay mihinankanina
8. namanabe ( 06/05/2009 12:05)
milamina ou tsy milamina izay tsy mahatanty miala un point c'est tout
9. xxx ( 06/05/2009 12:09)
mbola any ankibony omby izany bainna a! sa efa efa eto aminy tanana? :-D :-D :-D :-D
10. falyfenosoa ( 06/05/2009 12:09)
Ireto izao ny zavatra mitobaka raha eto Tana:
-Ronono 1000 ar na 5000fmg ny litatra tamin'ny TIKO 2400ar na 12000fmg
-Menaka 3800 ar sy 4000ar ny litatra tamin'ny TIKO 5000ar sy 5500 ariary na 25000 fmg - 27500 fmg miampy ny fitoerany azo entina mantsaka tsara
-Yaourt maison 300 ariary na 1500 fmg sady mamy no matsiro no tena natoraly tamin'ny TIKO 500 ariary na 550 ariary.

Ny tsara marihana dia mbola tsy nisy entana nafarana akory ireo afa-tsy ny meneka izay avy any Mombassa (Kenya), izay tsara marihana fa mpikambana ao @ SADEC, mahatonga fanontaniana ihany hoe tena nahantona ve Madagasikara tao amin'ny SADEC sa dia mody hoe fihatsarambelatsihy, Matahotra ny ho very fihinanana ireo firenena tohanan'ny Amerikana ka mampiditra entana ihany.
Toy izany koa i Afrika atsimo, vao nanao invetissement goavana be izao r'izareo Maorisiana ao amin'ny zone franche floreal, satria dia i Afrika atsimo sy etazonia no mpanjifa ny entana vokarin'ny floreal madagascar, raha mbola te hitafy mora ireo firenena milaza azy ho goavana ireo dia tsy maintsy manafatra aty Madagasikara rehefa tsy te hiakanjo ny vita sinoa.

Mbola averiko ihany ny hevitro, aleo mamelon-tena ny firenena Malagasy satria misy eto na ny ho hanina na ny ho tafiana, na ny solika, inona no hanambatambazana an'ireo mpanararaotra ireo izay ny firenena tandrefana no ankamaroany, moa ve ny frantsay tsy anisan'ireo firenena tandrefana mpanambaka ny hafa fotsiny? amiko tsy misy ilana ny Communauté International. Communauté International = Etats-unis sy ny miaraka aminy.

Averiko ihany fa ny Arabo no nampianatra an'Andrianampoinimerina, ka naha Madagasikara an'i Madagasikara, na io fisainana, na io fomba, na io fahaizana. tamin'ny andron'i Radama vao niditra ny anglisy ary dia lasa niteraka resaka pôlitika nanomboka teo amin'ny Radama II, ny fitiavan-tena no namonoan'ny olona an'i Radama II fa tsy inona akory, ary avy amin'ny fisainana frantsay sy anglisy no nahatonga an'i Radama II nanaonao foana. Aiza ka ny Toaka izay norarana ny fisotroana azy tamin'ny andron'Andrianampoinimerina nefa dia nigoka izany Radama II.
Iza amin'ireo firenena Arabo ireo moa no tsy iadivan'ny Amerikana, ankoatran'ny Koweit sy Arabie Saoudite satria tsy azony idikidirana ny lalàna any amin'ireo tany ireo, ary miray hina ny vahoaka.
Ny Malagasy vao mahita vazaha dia tsy maharay lamba daholo, ka na ataon'ny vazaha inona na ataony inona dia manaiky izay ataony.

Aleo miova amin'izay ny fomba fisainana.
11. xxx ( 06/05/2009 12:11)
sakafo ve no hanambatambazana anay lele? tss, dia avy eo tsy misy miangana ny harena ankibony tany eto dago, ary ny HAT no hitango ny sôsy beuu!
12. Mirananirina ( 06/05/2009 12:12)
Ronono 1000 ar na 5000fmg ny litatra tamin'ny TIKO 2400ar na 12000fmg
-Menaka 3800 ar sy 4000ar ny litatra tamin'ny TIKO 5000ar sy 5500 ariary na 25000 fmg - 27500 fmg miampy ny fitoerany azo entina mantsaka tsara
-Yaourt maison 300 ariary na 1500 fmg sady mamy no matsiro no tena natoraly tamin'ny TIKO 500 ariary na 550 ariary.

Tsara kosa rehefa misy fiovana sahala amin'izany ,zay no tadiavina,enga anie hitohy
13. xxx ( 06/05/2009 12:15)
fa ny kalotaho no asa raha hahavoa ny any TIKO, :-D :-D :-D
14. falyfenosoa ( 06/05/2009 12:29)
Tsara lavitra noho ny an\'i TIKO satria ny ronono TIKO efa demi ecremé, ilay amidy 1000ar nefa tena misy erotra tsara mihitsy.
Raha 400 ariary no nividianan\'ny TIKO ny ronono taloha ary mbola tsy voaloa akory ny vidiny dia jereo tsara fa 1000ar no hivarotan\'ny mpiompy azy amin\'izao fotoana, ary dia eo noho eo dia raisina ny vola.
Izahay taloha avy nianatra dia misotro ronono mafana isan\'andro fa nanomboka 2004 dia tsy nisy intsony satria tsy nahazo nivarotra ronono mivantana tamin\'ny mpanjifa intsony ny mpiompy fa tsy maintsy any amin\'ny TIKO no aterina.
Raha ny yaourt indray dia tena natoraly tsara tsy misy lafarinina toy ny an\'i TIKO.
Tsy nanan-tsafidy ange ny malagasy teo amin\'ny sakafo fa izay aleha dia TIKO daholo, na ny vary nambolenay teny Betsimitatatra aza taratasy be mihitsy vao azo entina mankaty Antananarivo nefa miala etsy Ambohidratrimo sy Talatamaty, mbola miampy fanadihadiana.
xxx: Izay voky no maharaka ny namany. Voky maraina tsy rava nofo.
Mirananirina: alefaso lavitra ny fijery fa aza dia variana amin\'ny olon-tokana.
15. halloween ( 06/05/2009 12:31)
ny kalotaho raitra ka sady efa mandalo solosaina ny monjy vao avoaka ho an'ny ambanlanitra ho kaliana
16. falyfenosoa ( 06/05/2009 12:35)
xxx: mba diniho tsara fa 18 volana ny tetezamita, ny sakafo amin'ny vidiny mora izany aloha no mahamaika, aorian'ny fifidianana dia manaraka ho azy ny fifanarahana ara-barotra, raha toa tsy hanara-dalàna ireo Arabo ireo dia tsy hanangana Antenimieran'ny varotra (Chambre de commerce) mihitsy izy ireo.
Ny tanjon'ingahy Ravalomanana ange dia ny hahatonga azy ho anisan'ireo mpanakarena indrindra eto ambonin'ny tany, saingy ny lalana no tsy mitovy, ny vahiny nahay nampiasa ny volany fa tsy nanambaka ny mpiray firenena taminy, fa izy kosa ny kely anananao mbola nalainy an-keriny.
17. xxx ( 06/05/2009 12:35)
fanga efa nanandrana ny membre HAT? toa lazainareo fa be erotra? ary mandalo solosaina ahoana ry hallowui a? :-D :-D :-D tena mampirediredy mihitsy izy izanya, valala any andanitra e! :-D :-D
18. halloween ( 06/05/2009 12:37)
hoy rafaly

Raha ny yaourt indray dia tena natoraly tsara tsy misy lafarinina toy ny an'i TIKO.


aoka letsy zay fa efa mandohalika amlah mihitsy le tim ato a!!
19. halloween ( 06/05/2009 12:39)
ny fehiny aloha de tsatra e be fialonanan de mitady hanipy hoditrakondro ny tim
20. xxx ( 06/05/2009 12:43)
tsy misy lafarinina toy ny any TIKO hoe? ary mpiasany TIKO izany rafaly taloha raha mahalala anizany an, izahay mpanjifa tsy maheno anizany mihitsy kou :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0785