Politika

rakaroka ( 05/05/2009 05:27)
Manoloana ny dépistage ambadika rehetra milaza fa ny vahiny no "FOTOTRA" mampahantra ny firenena iray , no ipetrahan'ny fanontaniana , hoe afaka "ahavita tena" tsy am-pisokafana @ firenena hafa ve iz... tohiny
novalian'i rakaroka ny 05/05/2009 17:28
bozyboleta ( 05/05/2009 04:55)
Izy no manao ny lalàna, izy no mampandeha ny raharaham-pirenena, ary izy no hita etsy sy eroa manatanteraka ty asa fampihorohorona, fisamborana sy herisetra ty. Ampahibemaso no anaovany fandrahona... tohiny
bazylou ( 04/05/2009 22:33)
io bandy io noadversan'i tgv tamin'ny fifidianana hoben'ny tananan'ny Iarivo, volana maromaro lasa izay. Rehefa resy tazy dia nalefan'ny le8 any Arabie saoudite!!! en lusn'izany kay tena paingorin'ny... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 05/05/2009 07:48
sitlo ( 04/05/2009 20:55)
Tsaroako nisy dinika teto nilaza fa Rajoelina affirme. Ahoana ary izy izao toa tsy mahita tenenina fa basy sisa no atsangana eny rehetra eny? Ahoana ity fakana ny vary sy entan'olona amin'ny basy ... tohiny
novalian'i xxx ny 04/05/2009 21:10
xxx ( 04/05/2009 20:39)
rahampitso izay vehivavy legaliste dia handohalika sy higogogogo eo hanatrehanao ry sarla koa raha misy tianao aminay vehivavy legaliste dia tsy maninona amboary izahay na aloha na aoriana fa tsy koi,... tohiny
novalian'i xxx ny 05/05/2009 12:07
bazylou ( 04/05/2009 20:31)
04/05/0920h45Marc Ravalomanana avait également démentit les accusations sur les détournements de fonds à son encontre et a affirmé son intention de revenir au pays. - 04/05/0920h30A la suite dâ... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 05/05/2009 10:16
manelatra ( 04/05/2009 19:39)
Na iray aza tsy misy hiraisana hevitra less , ary aza mitonatonana any an-tanin'olona fa hopehan'ny capsat rehefa tsy mahay miaina Dia rehefa tsy mahay miresaka aman'olona eto dia tsotra fotsiny ... tohiny
novalian'i xxx ny 05/05/2009 06:36
xxx ( 04/05/2009 19:12)
tena mahery mihitsy ireto medias ireto raha hanely tsaho. 21:00 - Le Président de la République Marc Ravalomanana est intervenu en direct sur la chaîne privée MATV. Il dément toutes les accu... tohiny
novalian'i xxx ny 05/05/2009 10:38
diana ( 04/05/2009 18:42)
Les rescapés des leaders commencent à déserter le podium tout comme les fervents défenseurs légalistes ? Qu’est-ce qui se passe ? Est-ce réellement une attitude à prendre ? Selon les informa... tohiny
novalian'i ravalotgv ny 04/05/2009 20:13
lemenakely ( 04/05/2009 18:03)
Mila ampihavanana ny malagasy hoy izy, miombonkevitra aminy tantetaka aho momba io ary zava-dehibe io ! Fa ny fanontaniana manitikitika dia hoe : Rahoviana no atao izy ity? Inona no andrasan... tohiny
novalian'i sitlo ny 04/05/2009 20:22
Noue ( 04/05/2009 18:02)
ahoana aza zany democratie-ny tgv zany eee ??? mba diniho kely ity [size=80][color=red][b]Tous les leaders légalistes sont actuellement menacés d’arrestation. Des mandats d’arrét ont été l... tohiny
novalian'i fijo ny 05/05/2009 21:21
bazylou ( 04/05/2009 16:19)
very fhinanana sy be fialonana ry lerony!!! jereo fa tonga ny saosy isan karazany, frantsay, afrikana , Saodiana atsy ho atsy raha tsy efa tonga ny apahany. Ny anay tgv asa fa tsy tsaho e!!!!! :-D :... tohiny
novalian'i ravalotgv ny 04/05/2009 17:26
vaotonga ( 04/05/2009 15:14)
Henoko t@ RDB vao t@ 4ora teo fa hamatsy vola ny HAT ny SAODIANA(Saoudi Arabie).Ny mahagaga dia ny Firenena rehetra maneran-tany dia manapaka ny fanampiana ara-bola an\'i M/car fa ity Firenena izay vo... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 05/05/2009 08:49
hery ( 04/05/2009 14:21)
Sa izany ve no hoe kidoropamba? lolll mampalahelo ny capsat fa zany hoe taolana ny nify. Soa ihany fa roa volana sisa. [quote=gazety taratra]Ans Ampefiloha Fandriana 75 sy kidoro 50 lasan’ny... tohiny
essera ( 04/05/2009 13:49)
Saliii daholo a ? Noho ny tsy fahafantarako dia mba hamerina hanontany kely aho hoe : 1/ Tsy mila ny TGVendrana marina ve ny vondrona afrikana sy ny sisa, ary tsy handray azy. Ny tsy azoko mantsy ... tohiny
novalian'i fijo ny 05/05/2009 21:25
Noue ( 04/05/2009 13:36)
[size=80][color=red][b]Des employés des organismes internationaux ne veulent pas étre complices de ce coup d’état Leur sécurité menacée, et ne voulant pas étre jugés « comme complices ... tohiny
novalian'i xxx ny 05/05/2009 12:18
TEGEVE ( 04/05/2009 11:24)
Anaka isany , Miady hevitra tanteraka izahay ato @ foibe ny @ io resaka io,be ny tsy manaiky ato fa mbola tsy miorina tsara ty tgv ty [b]Miomana ianareo fa tsy zakanay ty fitondrana ty! Efa mikor... tohiny
novalian'i ravalotgv ny 04/05/2009 17:33
kidoropamba ( 04/05/2009 11:18)
Nogadraina zahay dia tsy hita Manandafy mba niaro. Io ary izy izao mitaky scanner izany satria nidona t@ rindrina ny lohany. Tsss! avelao maty any fa tsy misy mandraharaha an'i manandafy eo e. Tok... tohiny
novalian'i ravalotgv ny 04/05/2009 16:19
ravalotgv ( 04/05/2009 09:02)
tsy misy fa samy mitady fa tsy misy ny biziny lasan ny capsat daholo tsy mande ny clic internet sniff tcrouff :@ :@ :@ :@ :@ ... tohiny
novalian'i ravalotgv ny 04/05/2009 17:34
andrywui ( 04/05/2009 08:13)
nefa politika no hilingilingina hatao ko !! rehefa tsy maharaka vaovao ry papa xde aza mifanotanitany eto fa mitadiava source any toi a!!! ianao kou toa efa vizan'ny manohitra fanjakana lava de mitent... tohiny
novalian'i penguin ny 05/05/2009 13:41
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.0619