Politika

namanabe ( 07/05/2009 09:02)
HANATSARA NY TANINDRAZANA NO TANJONA FA TSY IZAY HAHAZOANA TOERANA DIA INDRINDRA HANOVANA NY TOETSAIN NY GASY LOMORINA TOA ANAO MITENY TSY VOAHEVITRA :lol: ... tohiny
essera ( 07/05/2009 07:45)
Vaovao nivoaka mbola mafana tsara dia : 1/ Tsy nifanaraka i Raharinaivo sy Alain Andriamiseza. Ny lohandohan'ny ara-dalàna ireo. Novakian'ny Andriamiseza batsilana mihitsy moa io teo am Magro omaly.... tohiny
novalian'i fijo ny 07/05/2009 20:06
penguin ( 07/05/2009 07:34)
Rehefa nahatonga ireo fitaovana avy tany Chine ny fitondrana Ravalomanana izay nampiasan'ny EMONAT tamin'izany dia nilaza ny teo amin'ny 13 Mai fa fitaovana tsisy dikany ireo. Ny mahagaga anefa dia ir... tohiny
novalian'i fijo ny 07/05/2009 20:09
zoam ( 07/05/2009 07:21)
ho 500Ar ny kilao @ vary dia ho faly daholo ny tantsaha 85% ny malagasy tadidio ny tany haiti firenena mpamboly vary sy manondrana nefa ankehitriny na ny tanimbary hambolanena aza tsy voakarakara int... tohiny
novalian'i fijo ny 07/05/2009 20:11
namanabe ( 07/05/2009 07:14)
NA HIOVA PS IMPOLO AZA IZY ZO-ANY IZANY ? KANEFA TSY MARINA KOA IZANY FORUM ITY RY LE VENDRAMBE ITY A! REHEFA TSY MAHAY NY DIKAN'NY HOE FORUM DIA ARIO HATRAM'NY ORDI AN'ITY tim vendrana vitsy kely ... tohiny
novalian'i xxx ny 07/05/2009 07:17
xxx ( 07/05/2009 07:05)
Misy mpanao politika mafana fo be maro ato manoahana tgvendrana kay ny ps no vrac fa tary kely loha le izy klé =)) =)) =)) =)) ny an'i andywui koa iny moa tsy tambo isaina ,kay olona lataskiny n... tohiny
novalian'i fijo ny 07/05/2009 20:13
falyfenosoa ( 07/05/2009 05:29)
Mahavariana ihany fa ilay olona nogadraina indray ity no ilàn'ny TIM vonjy, tsy iza fa i Pierrot Rajaonarivelo. Iza izany ilay hoe dia ny Tena Ihany no Menatra.... tohiny
Oay ( 07/05/2009 04:53)
27. Mpandefa : fijo [ Valio ] 06-05-2009 23:23:28 Lohateny : Re : fijo hoavliako tokoa ary dia sahy milaza aho eto,fa tena misy zavara marina ireo voalzan'i falyfenosoa ireo. ny fanontaniana al... tohiny
novalian'i xxx ny 08/05/2009 22:13
bazylou ( 07/05/2009 00:20)
izao no misolo ireo rehetra any amin'ny misistera sy nyfokotany!!!!!! efa lany daty le le8!!!! :-D :-D ... tohiny
novalian'i xxx ny 07/05/2009 22:37
xxx ( 07/05/2009 00:17)
Tena miverina any aoriana 20ans ndray ty ny firenena Mlagasy, Ny vaovao farany dia milahatra matsaka rano daholo indray zao ny faritra eny Ambohinjatovo Ambondrona Behoririka... tohiny
novalian'i fijo ny 07/05/2009 20:47
bazylou ( 06/05/2009 23:18)
sy manely tsaho ary be zity ohatran'dry tim !! ""Transport aérien: un vol direct Paris-Nosy-Be en vue (06-05-2009 ) - La compagnie nationale aérienne Air Madagascar fait tout pour étendre son ré... tohiny
novalian'i xxx ny 07/05/2009 22:33
razily1 ( 06/05/2009 22:22)
nahazo toerana aho fa aleo hilamina amizay misaotra anreo mpitsikera dia raha azo atao ataovy tsara MISAOTRA ... tohiny
novalian'i xxx ny 07/05/2009 07:20
fijo ( 06/05/2009 21:26)
misy resak anatsipin'i falyfenosoa momba ahy sy ny havako ato,ka efa novaliako eo ambany eo. ny tiako lazaina fotsiny dia izao.amiko ts yravalo no toanako eto,fa ny aradalana.ka na i andry na i ratsi... tohiny
novalian'i fijo ny 07/05/2009 20:45
litika ( 06/05/2009 21:15)
Lahatsoratra tao amin'ny Topmada.com: http://mydago.com/2009/05/plus-de-ravalomanana-au-pouvoir/ 8O ... tohiny
novalian'i xxx ny 06/05/2009 23:15
Noue ( 06/05/2009 20:01)
ity hono zany résolution nataon'ny Parlement européen ka dia ho hita eo ny valiny rahampitso [b]L’adoption ou non du texte sera connue demain 07 mai à 18h, heure malgache[/b] dia aleo isika Ma... tohiny
novalian'i xxx ny 07/05/2009 06:03
ravalotgv ( 06/05/2009 19:09)
SNIFF MPI WAWAWA SISA TAVELA FA TAFITA IHANY LE BOAIKELY IO AN NA HANAO ZAVATRA TSY MAHAFALY NY MALAGASY AZA IZY DIA HO TAFITA IHANY O RE OUL OO AZA DE OMENA TSINY RE IZY FA MALAGASY IHANY EE ... tohiny
novalian'i xxx ny 08/05/2009 11:41
Onjakeli ( 06/05/2009 17:25)
Aona ny hevitrareo mahakasika ny filazan-dry Komanda Charles sy ny ekipany fa tsy misy mahabaiko azy ireo na hatramin'i Andry TGv aza fa izay tiany no hataony ka izay mahasosososotra azy ireo de atao ... tohiny
novalian'i fijo ny 08/05/2009 22:04
xxx ( 06/05/2009 16:52)
Dia nahavita be hono hoe! V be Ny tena marina aza tsy hoe amborina fa mbola [u]h[/u]amboarina. V be... tohiny
novalian'i xxx ny 07/05/2009 06:33
andrywui ( 06/05/2009 16:46)
Miaina tanteraka ny vahoaka any amin'iny faritry Ampahatromà , Betafo , Soavina , Ankazomiriotra , Mandoto iny fa rehefa mitondra ronono hamidy taloha de tsenain'i zandary eo Ampahatromà na eny Ampi... tohiny
novalian'i reeves ny 07/05/2009 15:18
pimaso ( 06/05/2009 16:23)
Il y a eu un temps où le président de la Fédération des Comores Sambi a été désavoué par La France. Le rejet de La France du président Sambi est du au fait que ce dernier a osé chassé Tot... tohiny
novalian'i fijo ny 06/05/2009 21:01
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 5.8631