simbaina dia avy eo amboarina
2. andrywui
(
06/05/2009 17:53)
Otran'ny olona nanamaina koa letsy zan resak'elah zan ka !! teneno tsara fa ts mazava e !! rah te ho amborina elah de lazao fa vitan'i ra-charles ketsa tsara rah zay laisany !! bandy mihanikazo !!
3. fijo
(
06/05/2009 20:53)
marina io voalazany io ko.misy mpanimba fotsiny ao ,dia avy eo miandry izay hafak ahanamboatra indray
5. xxx
(
07/05/2009 06:33)
Kely sisa io ry ari-malala de hanamboatra tena a,mety hamono tena aza no hatahorako fa tsy sahy hiatrika tribonaly,hivadika aminy ny capsat refa tsy voaloa ntsony ny karama
