Politika

xxx ( 01/05/2009 12:07)
http://fr.news.yahoo.com/3/20090430/tfr-grippe-mexicaine-france-56633fe.html voalaza fa niray t@ kisoa vavy tany @ faritr'i sava iny dia niteraka izao microbe grippe kisoa izao ,aza hitako marina c '... tohiny
novalian'i xxx ny 01/05/2009 20:37
zoam ( 01/05/2009 11:08)
nandeha ny fakana ny palais ambohitrohitra dia commandant charles nandeha teny antanimena dia mbola i charles ihany nandeha ny fisamborana an'i general CEMGAM taloha dia mbola lery ihany nandeha v... tohiny
novalian'i xxx ny 02/05/2009 11:31
ravalotgv ( 01/05/2009 10:02)
sniff tcrouff tsimaintsy manova ps lery satria wain sniff tcrouff :^) :^) :^) :^) :^) :^) ... tohiny
novalian'i Noue ny 01/05/2009 20:24
ravalotgv ( 01/05/2009 08:34)
sniff tcrouff voadona ny sain i ndafy nihetsika kely le neurone t@ totondrin ny capsata :^) :^) :^) :^) :^) :^) ... tohiny
novalian'i alina ny 03/05/2009 08:58
KALACK ( 01/05/2009 08:19)
Fety androany de tsy miasa daolo isika de andao hiresaka milammm eto daholo ary ,, aza misy misendaotra fa mbola ho ela vao ho hariva , Ka izao : ny tena mampalahelo ahy aminareo Tim e , ty Ndafy ty z... tohiny
novalian'i fijo ny 01/05/2009 19:34
andrywui ( 01/05/2009 08:12)
Bon , tsisy meme androany Mirana a, :* sad tsis Amboja kou ozy bazylou sy Salopard fa reraka ny tomany tamin nahalasa an'i Ndafy ny Tim ka mbol difotr'alahelo , donk ! tsisy rangitra anio tontolo fa ... tohiny
halloween ( 01/05/2009 08:08)
Ny ten mampime amin TIM anie de le fieboeboan rehef mba misy zavatr tafita iray e ! ohatra fotsiny zao tam le tsy nosakanan le namory olona teny am magro teny iny , nef efa nalef ny teny sy ny didimpa... tohiny
novalian'i fijo ny 01/05/2009 19:35
Noue ( 01/05/2009 06:52)
[size=70][color=red][b]Manandafy a pu parler avec la presse ce matin à Ambohibao. Il est apparu le sourire aux lèvres avec un visage marqué de bleu. Le Premier Ministre de la légalité a expliqué... tohiny
novalian'i fijo ny 01/05/2009 19:38
ravalotgv ( 01/05/2009 06:33)
sniff tcrouff maninona raha tenenina anefa angaha misy sahy milako fa tondrahana farine fotsiny sniff tcrouff :^) :^) :^) :^) :^) :^) ... tohiny
novalian'i fijo ny 01/05/2009 19:42
xxx ( 01/05/2009 06:08)
Noho izao faporetana tsy misy farany hataon'ireto vahiny tsy mijery afatsiny tombontsoany dia nanaiky izahay ny hanao ny éléction vonjy maika. Election izay takin'ireto TIM koa sy ireto pseudo-léga... tohiny
novalian'i tafondro ny 01/05/2009 10:24
xxx ( 01/05/2009 04:53)
:arrow: o re olona a,toa tsy hisy fanafody intsony ty dago tsika fa izay ho tonga eo dia hanao coup d'etat ny sasany,tena latsaka an-katerena ny gasy,inona ny fanafody sa dia ho toy izao foana isika ... tohiny
novalian'i fijo ny 01/05/2009 19:41
xxx ( 30/04/2009 23:04)
Rehefa zohiana dia tsy mamokatra fa 80%«ny resaka dia fifandrangintana fotsiny fa tsy misy votoatiny. Ankoatr'izay, famoahana tsaho hahatonga lolmpo sy fankahalana. Tratra amin'ny tanjona nanokafan... tohiny
novalian'i ravalotgv ny 01/05/2009 07:53
bazylou ( 30/04/2009 22:52)
Ny mahagaga ahy hoa de zao NY HEVITRA TSARA REHETRA REHEFA RAISIN'NY PRO RA8 de simba doholy eh: Liberalisme economique ==> Monopôle Democratie ==> Fanjakan'ny Baroa Tsy tombotsoan'olontokana... tohiny
novalian'i pirattack ny 01/05/2009 10:36
SerzaKomanda ( 30/04/2009 19:44)
za alo efa komandan hatr@ afakomaly fa le vatatainy reny apekarina serzan de manisa vato 98% ra Charles efa kely sisa de amiraly fa efa nitaingina golf mangamanga niditra 5etoile... tohiny
Noue ( 30/04/2009 19:38)
[size=80][color=red][b]« La Haute autorité de la Transition (HAT) nous a fait savoir qu’elle est préte à raccourcir le calendrier de la transition, et ils se sont dit préts à organiser des Ã... tohiny
novalian'i ravalotgv ny 01/05/2009 08:20
klitika ( 30/04/2009 19:01)
Tadidin-tsika tsara izao, fa tamin'ny volana Febroary sy Marsa raha nisambotra an'ireo mpanao barazy ny miaramila dia nampiaka-peo ny Katolika sy Odon hoe: "Atsaharo ny fisamborana sy ny famonoana" ... tohiny
novalian'i jasa ny 02/05/2009 14:48
ravalotgv ( 30/04/2009 18:34)
tena marary hono lery (mitohana) fa tsy mety misy manaraka anazy ny olona satria ny heviny hono diso nefa lery efa mba nifoka niafina ihany dia mamela azy hono fa mba mamono kely fotsiny izy fa tsy be... tohiny
novalian'i ravalotgv ny 01/05/2009 08:40
sitlo ( 30/04/2009 18:24)
Nisy fotoana aho niady hevitra tamin'izay ankizy avy ao Venezuela izay. Notantarainy tamiko fa maro be ireo namany no efa maty notifirin'ny miaramilan'i Chavez. Dia ny niafaran'ny resaka dia hoe: ny ... tohiny
novalian'i fijo ny 01/05/2009 19:43
endrika01 ( 30/04/2009 16:24)
Mila vonjy ny gasy lahy,mila vonjy ny gasy vavy,tsisy mahalala zay tokony ataony intsony,fa manaonao fahatany aby.Ekena ary hita maso fa nisy tsy nety ny fomba nohentin-dry zareo TGV nitondra ny tolon... tohiny
novalian'i xxx ny 30/04/2009 21:47
endrika01 ( 30/04/2009 16:24)
Mila vonjy ny gasy lahy,mila vonjy ny gasy vavy,tsisy mahalala zay tokony ataony intsony,fa manaonao fahatany aby.Ekena ary hita maso fa nisy tsy nety ny fomba nohentin-dry zareo TGV nitondra ny tolon... tohiny
novalian'i endrika01 ny 01/05/2009 19:28
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.0503