Tonga soa!

1. sitlo ( 30/04/2009 18:24)
Nisy fotoana aho niady hevitra tamin'izay ankizy avy ao Venezuela izay. Notantarainy tamiko fa maro be ireo namany no efa maty notifirin'ny miaramilan'i Chavez.
Dia ny niafaran'ny resaka dia hoe: ny atody ve hiady amam-bato?

Taty aoriana indray dia niady hevitra tamin'izay ankizy avy ao Filipine izay. Dia tahaka izay ihany.

Dia avy ao Cuba ihany koa.

Anjaran'i Gasikara kely izao. Tsy hoe irery isika fa tonga soa.

Ny dadan'i TGV tokoa moa ilay miaramila frantsay nanao herim-pamoretana tao Algerie.

Madagascar n'est pas un pays, c'est un territoire. Les malgasches ne sont pas des hommes mais des indigenes. Hitler a considere Madagascar comme un terrain depeuplé.
novalian'i fijo ny 01/05/2009 19:43
2. ravalotgv ( 30/04/2009 18:29)
mbolaniafina tambany ravina fa variana nifoka bozaka de hadinon i hitler

sniff
tchroufff
:^) :^) :^) :^) :^)
3. tafondro ( 30/04/2009 18:49)
ah ah ah !! fa inoa ary ity ry ravalotgv sy stilo a ? Misy désinformation kely ny hevitrareo roalahy !! :-@
4. tafondro ( 30/04/2009 18:50)
inona ? fa tsy inoa . :idea:
5. gasyjean ( 30/04/2009 19:17)
marina ny tenin'i stilo momba ilay fiheveran'i hitler an' i Madagasikara,ary izay indrindra dia anisan'ny nanapahany hevitra saika andefasana ireo jiosy, ho eto madagasikara tamin'izany fotoana izany.
6. tafondro ( 30/04/2009 19:24)
Izay no naharesy an' i Hitler anie é ,Tsy mba nanao fandalinana ny isan' ny mponina eran-tany izay efa hanenika ny 7,5 milliard atsy ho atsy dia mbola hieritreritra ihany fa mbola misy tany inhabité !! Pauvre Rainiboto.. hi hi !
7. SerzaKomanda ( 30/04/2009 19:27)
Biry mania na Mannninemara no tanjona fa elisany nga tsy kopy any Jade e

Efa komandan oa ra Charles zao fa tsy serzan otrany afakomaly tsony
8. fijo ( 30/04/2009 19:56)
lasa komoro eo ny hiafarany ko
9. xxx ( 30/04/2009 20:18)
Fa ity serzankomanda ity ve olona marary saina sa ahoana mba omeo information alohan'ny hamaliana ny hafany fa dia toa mitovy foana ny famalin' bainina, zany lery lasa komanda zany foana.Mialá amin' lery ny devoly amin'ny anaran'Jesosy!!!
10. xxx ( 30/04/2009 21:01)
Avelao kosa ny devoliny hitoetra ao aminy ihany ry tsam ,fa so dé lasa sembana ara- tsaina lé tary a! hi hi! hi ! asaina manao solafan' i ndafy lery @ manaraka ! :lol: :lol: :lol:
11. sitlo ( 01/05/2009 01:50)
fijo:

lasa komoro eo ny hiafarany ko


Ka izay indrindra hoy aho. Rehefa nanaovan'ny frantsay coup d'etat in-4 i Comore dia raikitra amin'izay ankhitriny ny referendum hoe: atao departement frantsay sa tsia?

Efa en cours koa i Madagasikara amin'izao.


12. xxx ( 01/05/2009 02:02)
Raha izao no fandehany toa ho lasa depertemanta Komarian i M/car sannna!!! :-D :-D :-D
13. fijo ( 01/05/2009 19:43)
hihihihih milay ka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7555