Betsaka sahady Ny zavabitan 'ny hat tao anaty ny roa volana

1. xxx ( 06/05/2009 16:05)
Ireto daholo ny zavatra vitan'ny HAT:
- mijoalajoala sady manjelatra be daholo ny tranobe rehetra : gde surface, station radio-télé, villa...
- lasa madio be ny tanàna tsy misy fako intsony
- tsy misy mpivarotra amorondalana intsony sady malalaka be ny arabe
- afaka maneho hevitra ankalalahana ny Malagasy rehetra
- efa afaka miteny ao @ RNM daholo ny olona rehetra tsy misy censure
- tsy misy intsony ny fisamborana olona atao gadra pôlitika
- lasa morabe daholo ny vidin'entana rehetra
- lasa 200 ariary ny mofo sady lasa ngeza be
- nahita asa daholo ny 90% ny olona teny @ 13 mai
- lasa matanjaka be ny ariary
- be dia be ny orinasa vao niforona tao anatin'ny 2 volana monja
- lasa niroborobo be ny orinasa rehetra tsy misy faillite
- efa 200000 izao ny touriste tonga eto Mada, mihoatra ny vinavina
...
- miadanabe daholo ny malagasy rehetra, efa manana trano sy fiara sahady ny tokan trano tsirairay
dray!! tena tsara tokoa ny zavatra vita e!


Misaotra betsaka atoa andry ranjoelina mivandy o!
novalian'i fijo ny 07/05/2009 21:01
2. xxx ( 06/05/2009 16:09)
ary tony:
17 :40 - Des éléments du Capsat ont débarqué mercredi après-midi à Interauto, concessionnaire automobile sis à Ambohibao (FIAT, IVECO), pour une perquisition des lieux. Les propriétaires et gérants de l’entreprise sont aujourd’hui quatre jeunes orphelins après que leur père ait subitement décédé en décembre 2008 en laissant tout derrière lui. Cette famille porte le nom de Raveloson, le méme que celui du leader légaliste. La famille en question avoue n’avoir aucun lien de parenté avec le leader si ce n’est d’avoir le méme patronyme. Le mandat portait le motif « d’atteinte à la sûreté de l’Etat » et vise tous les lieux de travail de la famille Raveloson ainsi que les domiciles de chaque membre de cette famille. Selon elle, un véhicule Hummer aurait été saisi en présence d’Alain Ramaroson. La famille est complètement consternée et a déjà alerté la presse locale et les diplomates sur cet abus fait sur la simple présomption de parenté
3. xxx ( 06/05/2009 16:21)
Mivaralila le Mpitondra é,tena mijaly ny Malagasy
Simba ny firenena tgv @ famotehina mintsy le andry ty marina
4. xxx ( 06/05/2009 16:26)
izay no maha mbola amateur azy nefa milaza ho efa pro.Ny manenjika dahalo sy mifoka moly no hain'ireo amoa razany sy lahy gidro vendra poury
raha aty france ry sarla sy lylison ka hoe hitady an'i Martin jean mety ho tantara ihany fa ho teteziny ry lerony daholo ireo manana anarana martin eto france =)) =)) =))
5. Noue ( 06/05/2009 16:34)
mbola vao santionany fotsiny anie ireo voalaza ireo eee! dray dray dray ! aza hadino fa tsy nangalatra
vary
lafarina
menaka
kidoro
dia saika TSY nangalatra «tracteur» 3 sy fiara tsy mataho-dalana 8 indray androany :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: matanjaka ireo hat ireo ka
6. benkintana ( 06/05/2009 16:43)
Tena doma marina le capsat é, dia efa miafena daholo zay mitovy anarana@ i Mr Raveloson fa miala any ny milisy Ramarson
Aza mba paiso ihany ry zalahy kah
7. benkintana ( 06/05/2009 16:44)
Tonga de BOUM reo ary ampirihatako hatrany an-kaboné
8. halloween ( 06/05/2009 17:38)
izay no maha mbola amateur azy nefa milaza ho efa pro.Ny manenjika dahalo sy mifoka moly no hain'ireo amoa razany sy lahy gidro vendra poury
raha aty france ry sarla sy lylison ka hoe hitady an'i Martin jean mety ho tantara ihany fa ho teteziny ry lerony daholo ireo manana anarana martin eto france


zao ve no mba fanoratry ny TIM ""teny ratsy "" nefa mba hoe higrevy mba hitondra firenena ??? de iza no olona mamaky eto hifidy ny tim amzao nefa jereo ty atao !! zao ry Noue ny tim aminy ah !! tsar feooooo !!! ha ha ha !!!
9. fijo ( 06/05/2009 21:06)
izao no notakian ateny amin'ny 13 mai ko
10. bazylou ( 06/05/2009 23:35)
Transport aérien: un vol direct Paris-Nosy-Be en vue
(06-05-2009 ) - La compagnie nationale aérienne Air Madagascar fait tout pour étendre son réseau et étre présent sur le monde aéronautique international. A part les îles voisines, Air Madagascar compte mettre un vol direct au départ de Paris pour Nosy-Be.

Un Boeing 767-300 d'Air Madagascar à l'Aéroport International de Nosy-Be
© DTSA partir du 17 juin prochain, Air Madagascar lancera le vol de nuit direct Paris-Nosy Be. C'est ce qui a été révélé lors du workshop que la compagnie nationale malgache de transport aérien a fait à Nosy-Be le week-end dernier lors du "Nosy-Be en Vie". On ne sait pas pour le moment le nombre de fréquence de ce vol, mais on peut dire que c'est complémentaire à la reprise du vol de nuit Paris-Antananarivo de jeudi prochain qui aura une connexion directe sur Nosy-Be. Mais aussi de l'éventuelle reprise du vol Milan-Nosy-Be de Blue Panorama et Air Italy dans les semaines qui viennent.


Danse traditionnelle d'accueil des visiteurs par les femmes de Nosy-Be HellVille
© ORTNBOutre Paris, Air Madagascar reliera également cette année l'île aux parfums à Mayotte - à partir du 20 août - et Moroni à partir du 18 juin. Tout ceci entre dans l'offre de la compagnie pour la relance du tourisme. D'ailleurs, "Nosy-Be en Vie" entrait exactement dans cet objectif de relance du tourisme de Nosy-Be avec les diverses manifestations sportives, culturelles, artisanales et touristiques les 1er, 2 et 3 mai.

L'occasion était saisie par la Ministre du tourisme pour exposer sa vision de la relance du tourisme sur Nosy-Be en association avec la Commune Urbaine de cette île. Des journalistes venant de Mayotte et de La Réunion ont couvert l’événement durant les trois jours. Ils ont pu voir divers aspects de Nosy-Be grâce à différentes excursions organisées à leur intention dès leur arrivée.

Solofo Andrianjakarivelo

qui dit mieux???? manaova izay maha defia n'io ary e!!
11. xxx ( 06/05/2009 23:50)
Projet efa tao lesy io fa angah izy tia ,hotran'ny mividy lokss koa tonga tapahina hoe ndao hitsaky ,
Efa be no nanao hotely t@ iny faritra iny,ary efa teo ampanaovana azy no tonga ny fanonganam-pajakana,
Ny eo aza ysy feno mintsy ny air mad koa zao fotoana ny trouble zao ve dia fotoana !!!
Dinihy ny antony ,ary mba alefaso lavitra ny saina @ manaraka
12. fijo ( 07/05/2009 21:01)
zavatra efa nomanina talohann'y volana desambra no asesin'i rabazy eto.tara be enao rabazy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5293