Ravalo ô: Alao mba hihinana ny DJ e!

1. salopard ( 29/04/2009 18:16)
-Anjaran'ny DJ sy ny artista indray izao no mihinana tompoko:- DJ :Tgv, MC:Sareraka, RASTA:Rossy, PUNK:Mamy-gotso, GOGO:Lianah, etc...
vao petit dejeuner ve nama (1ère année) dia efa korontaninareo Mpivarotra ronono sahady

-Ny Mpivarotra ronono, sy mangidy efa nitondra 7 ans(petit-dejeuner, dejeuner, diner, efa 2 fois), 1 repas/an manko no regle, efa nanomboka petit dejeuner pour la 3ème fois indray aza

ny miaramila (Radidy)moa tsy hay intsony fa efa injato ambi-arivo, efa nihinana anniversaire ,mariage, etc...mihintsy aza.

-Marina Ra-Fijo voatery hiverina @ asany taloha indray, fa aza taitra fa tsy maintsy ho avy koa ny anjaranareo mpiasan'ny SEX-SHOP,

amin'izay handroso tsara @ izay Madagasikara, resaka fitiavana sy lamour foana mantsy no hatao sy hisy eo @ samy gasy

-sinon misy asa NOUNOU, sy Femme de menage any ry NOUE , Mirananiaina, YUKA , Majakely, DIam's, rakaroka, sy ny namana sera vavy sasany interessée rehetra a! chambre de bonne fournie hono , mais bon...

fa rehefa tonga koa ve ny anjaranareo NOUNOU sy femme de menage , ka ho lasa president koa nareo , dia mba hohadino daholo izany galère izany e!

tsy ampy dôzy, fa sao misy chocolat , na vovony any e any e!!

snif.., tchouff...

alao hihinana ny artista izany e! aiza le tige e!!!!!
répondu par xxx le 30/04/2009 23:41
2. ravalotgv ( 29/04/2009 18:21)
sniff tchrouff
ka sao de doforin i lery ao daholo kosa ny vinany ka tsy misy maminany tsony ny mpitondra eo de tsy afaka mampiasa ondry fotsy maity loha
de avy eo tsy misy asa tsony ny mpiandrywui

sniff
ttcroufff
:@ :@ :@ :@ :@ :@

=D> =D>
3. Noue ( 29/04/2009 18:22)
tena efa misy mivika mahintsiny ato zany aaa!! :^) :^) :^) :^)
4. majakely ( 29/04/2009 18:43)
Raha vao tsy TGV ianao de TIM eee,zay ihany hoa ...De mahereza tompoko!!Vive la democratie!
5. majakely ( 29/04/2009 18:48)
MOnsieur salopara ,izaho dia tsy tia TGV no tsy mitomany an'i ravalomanana hiverina tompoko!!!!Aza ny maha-salopard anao no velarinao eto fa tsy misy ilavana azy izany¨Misaotra anao !
6. fijo ( 29/04/2009 18:51)
hihihii mba asiana tokelaka kely kosa e
7. Noue ( 29/04/2009 18:56)
mandreraka ny fahitana an'zareo tsy ampy dozy kooo :-D :-D :-D :-D
8. salopard ( 29/04/2009 18:58)
majakely:
MOnsieur salopara ,izaho dia tsy tia TGV no tsy mitomany an'i ravalomanana hiverina tompoko!!!!Aza ny maha-salopard anao no velarinao eto fa tsy misy ilavana azy izany¨Misaotra anao !


inona ary no mahatezitra an'i Majakely, rehefa hiala ao @ ambasady izao nareo sy ry YUKA, sy mirana, ohatra an, dia mba mila miasa kely, dia io sopapa NOUNOU io no mba omeko an'i toi. Izay le mahavoa antsika manome sopapa indray no iadivana

torohevitra ny ahy aza lanianany epargne azo teo amin'ny seza , fa mila miasa hi-payer -na ny quotidien, kôzy eee...

Tafondro, sy tovolahy007 sy peguin izao hiverina hanao SEX-SHOP,na livraison, sns...


sopapa faharoa, misy kandra any raha mila ianareo e!!!

sniff...
tchouff...

9. rakaroka ( 29/04/2009 19:52)
:-D :-D =)) =)) =)) Dia Salop marina...tandremo aza ampanovin´ny
politika sal boulot e! ´za sady tsy Tsiraka no tsy Zafy no tsy Ra-8 no tsy Andry sns fa Rakaroka ! Sady aza manahy loatra ny amiko satria raha resaka asa fivelomana, efa tsy Rakaroka intsony fa Karohina indray aza!
10. tafondro ( 29/04/2009 19:53)
Rarany sa tonony no tadiavinao ravalotgv salopard ? Tafondro indray ra namana tsy mila sexshop izany ! Manana escadron ary bataillon vitsivitsy à sa disposition-ny izy mikandra ho azy !
mi- sniffika sy mitchnnoufffouka ......

:@ :@ :@
11. fijo ( 29/04/2009 19:54)
izany an,milay ka
12. xxx ( 29/04/2009 20:28)
Tena mivoaka ato @ speaker-ko mihintsy le fofo-molinareo! Ataovy misimisy de amzay za tsy mandeha mitsikaraka intsony fa ny eto no trohana de dizina.
13. fijo ( 29/04/2009 20:29)
reveo manja e
14. pikatti ( 29/04/2009 21:07)
aleo aloha ny vahoaka rasalopard no hihinana a! zany no tsy ampaharitra ty tgvendrana ty ,tsy mba fetsifetsy fa mangalam-bary etsy sy eroa hamozaviana vahoaka,
ahoana tokoa aloha le gripakisoa tena tratra ve elah sa resak'i andrywui fotsiny klé :-D :-D :-D
15. salopard ( 29/04/2009 21:14)
fa zao kosa e! raha manao toa an'i Zafy daholo ny rehetra dia nanakarena daholo ny gasy:

3 Taona ihany le'ry no teo (Pet deuj, Deujener, diner...)... de lasa radoko!!!

dia tonga ny mpivarotra ronono sy mangidy, dia nanakrena,
dia mifanfimbindimby e, dia samy manankarena...

fa io anie, resaka fotsiny le hoe legaliste e! dictateur e! oay e, ahoana e ...

samy te hi-dejeuner daholo io,fa mody hoe!!!tssss ....

ka hafohezo le fotoana hihinanan, dia aleo samy mihinana a e!!!

fa ahoana tokoa ra-fijo, ahoana raha manka 2 cassettes X + fouet +capote+menottes+string en cuir, tsy misy reduction ve?...

de mba lazao raha misy kandra e!!!!

sniff...
tchouff...
glou..glou...glou...
16. pikatti ( 29/04/2009 21:21)
ny réduction nelah de le boule fanentsemana ny vavan'elah sy zone rouge mba tsy asian'ny kisoa e :-D :-D :-D
17. tafondro ( 29/04/2009 21:32)
rakaroka:

:-D :-D =)) =)) =)) Dia Salop marina...tandremo aza ampanovin´ny
politika sal boulot e! ´za sady tsy Tsiraka no tsy Zafy no tsy Ra-8 no tsy Andry sns fa Rakaroka ! Sady aza manahy loatra ny amiko satria raha resaka asa fivelomana, efa tsy Rakaroka intsony fa Karohina indray aza!


Ka dia hitanao ary izany ilay politika Rakaroka . Rehefa tonga eo ampotony ianao dia hahita marina fa tsy maintsy hanao ny tsy fanao ianao satria be no tsy ampy fidiram-bola firy ka na dia ny fakana ankeriny ankolaka ny seza sy fisainana ary fiandrianan' ny sasany aza dia atao daholo ,jereo ny ataon' ingahy manandafy ,misy hilaza ve fa mety tsy hanana fahefa-mividy izy indraindray ka manaiky tsy sazoka ny corruption atolotry ny sasany mba ahazahoana kely avia sy havanana ? na dia filohan' antoko politika aza?


18. pikatti ( 29/04/2009 21:43)
ndenn=tafondro

fiampangana tsy marim-pototra zany lesy ah, tsy ny tsolotra no antom-pivelomana fa elah raha nivelona @ zany dia anao zany fa tsy teren'elah hanaiky tsolotra daholo akory ny olona,

hay elah ihany no mifampiresaka @ reo ps roa reo tena lasa adala leity klé :-D :-D :-D
19. ndenn ( 30/04/2009 07:24)
Raha tsy nanaiky ny tsolotra i Ndafy dia tsy ho nanendry ministra fantôche ohatr' ireny ,jereo @ saina tsy miangatra ary diniho mazava.
Ary rehefa tsy mahay mamaky teny na tsy mahita tsara pikatti dia manaova solomaso na fa tsy manao fijerena vilana ohatr' izany .Tafondro et ndenn = nom et prenom, olona iray , OK ?
20. xxx ( 30/04/2009 07:47)
Efa fantatr'olona hono nareo fa aza manamarin-tena eo e ? kobo lesy lery tafondro hono le mpanompa olona de ndenn le mpihatrara-velatsihy :-@ :-@ :-@
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.8904