tim info
1. bazylou
(
29/04/2009 15:43)
Tratra i lanto rabenatoandro tonga de sous serum fa misy tension be
Tratra i ralitera de hoe manana gros cœur
Fa tolona ve no atao sa inona e ? lany andro manao ankandasitra fotsiny ireto izy mitonatonana etsy sy eroa lany andro manao cinema i ramose directeur de securité de i madama etsy avelany mitarika ireto vehivavy be nono (nalaina tetsy @ la coste tsaralalana) hoe mitaky wawawa hono
Tsy mahagaga raha mba niditra antsehatra koa i avoko fa misy film
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
izany no atao hoe tim!!!

répondu par xxx le 30/04/2009 07:25
2. xxx
(
29/04/2009 15:49)
Marina ny voalaza fa hotran'ny tsy mahazaka politika le bandy ty, alefaso resaka @ fahasalamana any zany resakao zany ndrematoa
3. bazylou
(
29/04/2009 15:58)
o ry xxx a!! hay ianao mila RS de eto no manovokovoka aaaa! :-D :-D
"""Mpandefa : xxx [ Valio ] 27-04-2009 13:04:26
Lohateny : tsetsatsetsa tina ho fantatra
Slt dahol, vevavy avy teraka ( tera-bao) ny tenako, tokony afaka firy volana vao tokony hisy ny rapport sexuel ?
Misaotra mialoha.""" :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D =)) =)) =))

4. xxx
(
29/04/2009 16:07)
Hanontanio salopard fa mbola misy kisoa hamely anelah any ,vonjeo haingana hono fa sao tratra gripa tgvendrana
5. KALACK
(
29/04/2009 16:39)
slt bazylou , mampijal pokna ato ndray elah ry bazylou an , atov fay ao mits lets a! faizo rah mianatr be loh sy ts azo tenennnn fa isik ts azony amn lohaben e!
6. xxx
(
29/04/2009 16:39)
Misy karazany telo ny fihariana vola rehefa nanao fandinihana ny manam-pahaizana teto europa raha ny momba ny fampiasana ny tenan' olombelona.
Voalohany dia : ny fampiasana ny loha (travail cerebral )Hoan' ny intello .
Faharoa : ny fampiasana ny herim- bàtana (Travail musculaire ).Hoan' ny olon-tsotra
Fahatelo : ny fampiasàna ny foury sy ny katalà ary ny lava-boudy sy ny vava-mpitsetsitra ,ny kind in' alika sy ny biby hafa koa... (Travail d' ébauche et du plaisir ).Ho an' ny olona very fanahy sy tsy avotra intsony .
Dia samia manao mea culpa mangingina any an-tsainy any ny rehetra .
:-w :-w :p :p

10. bazylou
(
29/04/2009 22:36)
tratar teo am-body omby ry xxx marina !!!! :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
11. xxx
(
30/04/2009 07:25)
kay i andrywui le xxx kleaza, tena tsy misaina mihintsy lesy elah ty ,miala ny copie coller elah de miditra ompa sisa fiaraovana tgvendrana