Ho an' ireo izay efa nahafaty sy namono olona
1. ndenn
(
29/04/2009 17:26)
Ampidiriko eto ity resaka vono olona ity ,ary mba tiako ny hilazàn' ireo izay efa tena namono olona ,na tsy nahy izany ,na fanahy niniana natao ( socialement et politiquement )
Misy signification- ny vé ny famonoana raha fantatra fa isan' ny zavatra mora atao izany ?
Eo anatrehan' ny fiaraha-monina "fiainana andavan' andro ,asa aman- draharaha , fiainam- pianakaviana ".
Eo anatrehan' ny mpiara- monina sy fiainam- pirenena "

novalian'i xxx ny 30/04/2009 07:51
3. tafondro
(
29/04/2009 17:45)
Ny tiako ho lazaina ry noue dia hoe , raha ianao ohatra no efa nahafak' aina olona iray tsy nahy na ninianao natao ,dia mba lazao hoe inona marina no eritreritra nandalo tao an-doha ka nahavitana izany , psychologiquement angamba dia olona tsy ampy fahatsapàna ny importance ny maha aina ny olona eo anoloana . Raha nisy agression physique angaha na fandrahonana ho faty dia mety ho valin- ketsika marina ny fiarovan- tena ka nahatonga ilay famonoana avy eo .
Ny tiako hambara dia inona avy ireo critère tsy maintsy hamonoana olona iray na maromaro ka hanatanterahana izany araka ny hevitrareo izay efa tonga teo @ izany fetra izany ?
Ny tiako hambara dia inona avy ireo critère tsy maintsy hamonoana olona iray na maromaro ka hanatanterahana izany araka ny hevitrareo izay efa tonga teo @ izany fetra izany ?
4. Noue
(
29/04/2009 17:53)
ndenn ihany nga tafondro ?? :^) :evil: :evil: :-D :-D :-D
bref, ny tiako lazaina dia oe , raha toa marina ka efa nisy iray t@ tsika efa nahafaty olona dia ho possible ve ny maha-eto?? :^) :^) :^) :^)
"ndenn":
Ampidiriko eto ity resaka vono olona ity ,ary mba tiako ny hilazàn' ireo izay efa tena namono olona ,na tsy nahy izany ,na fanahy niniana natao
"tafondro":ô ry ndenn, tafondro aaa! dia mino ve ianao fa raha ohatra (sanatriavina) ka efa namono olona aho tsy any am-pigadrana ve no toerana tokony misy ahy @ zao fotoana izao eee ????
Ny tiako ho lazaina ry noue dia hoe , raha ianao ohatra no efa nahafak' aina olona iray tsy nahy na ninianao natao
bref, ny tiako lazaina dia oe , raha toa marina ka efa nisy iray t@ tsika efa nahafaty olona dia ho possible ve ny maha-eto?? :^) :^) :^) :^)
5. salopard
(
29/04/2009 17:53)
tafondro ve no ndenn e!
lazao rangahy a!
ary fa angaha mitady hamono olona ise no....
arahako maso ankaiky ny profil psychologique n'ise
ohatra: bandy mody hendry, mitondra pseudo 2 satria pas sûr de lui
manontany ny fomba famonoana olona, mila mitandrina ny pseudo TAFONDRO rahateo
glou, glou, glou....

7. tafondro
(
29/04/2009 17:59)
Eny ekeko fa i ndenn dia tafondro ihany ,tsy dia olana izany satria mampiseho ny ps ko foana aho na ny iray na izy roa . Inona no mahadiso izany ry salopard sy noue ? indraindray ny anarana no ampiasaina , ary indraindray ny fanampin' anarana !
8. Noue
(
29/04/2009 18:03)
tafondro:amiko aloha tsisy mahadiso anao an'zany eee ! fa kosa tsy novalianao ny fanontaniako oe
. Inona no mahadiso izany ry salopard sy noue ? indraindray ny anarana no ampiasaina , ary indraindray ny fanampin' anarana !
! dia mino ve ianao fa raha ohatra (sanatriavina) ka efa namono olona aho tsy any am-pigadrana ve no toerana tokony misy ahy @ zao fotoana izao eee ????
bref, ny tiako lazaina dia oe , raha toa marina ka efa nisy iray t@ tsika efa nahafaty olona dia ho possible ve ny maha-eto??
10. tafondro
(
29/04/2009 18:21)
Raha ny lalàna aloha ry noue dia manameloka ny famonoana olona ,ary inoako fa tsy ho eto marina ianao raha nahavita izany .Ny tiako ho marihina dia ny tosiky ny saina hibaiko ilay olona hamono ,toy ny miaramila nitifitra vahoaka ohatra . Ary i salopard izay efa nanao teny mahery tamiko aza dia izao vé ianao vao mahatsapa fa na dia izany aza no dinika alefako eto dia ny fampitandremana tsy mamakafaka no resahinao.Dinika momba ny psychomotrice - n' ireo olona izay efa namono olona no tiako haroso eto ,surtout les criminels politiques !
11. Noue
(
29/04/2009 18:25)
ka ho sarotra ny hamaliana ny fanontanianao satria on ne peux pas se mettre dans la peau des autres anie eee! indrindra fa zany oe efa nanomo olona zany koooo
12. fijo
(
29/04/2009 18:53)
iza letsy no efa nahafaty olona eto????asa aloha e,manamboatra olona no betsaka eto
15. pikatti
(
29/04/2009 21:37)
kobo lesy elah ndenn=tafondro a, ary aza mifanipaka ntsony ny resakareo roa reo fa indraindray elah be tsaho refa tafondro de mody be saina tsy hay2 zay refa ndenn :-D :-D :-D :-D
16. ravalotgv
(
29/04/2009 22:18)
=)) =)) =)) =)) =)) =))
ndenn= Noue = tafondro
sniff
tchroufff
triple personalité lery zany an
ndenn= Noue = tafondro
sniff
tchroufff
triple personalité lery zany an
17. tafondro
(
29/04/2009 22:34)
Izao no izy Pikatti , qu\' importe le pseudo que j\' ai utiliser ,l\' essentiel c\' est de percevoir l\'opinion d\' autrui dans toutes ses dimensions pour savoir de quoi il est fait et ce qu\' il constitue comme apport collectif pour la politique internationale malagasy dans le domaine de relation extérieure , j\' ai dévoiler expressément les superpositions de mes pseudos car j\' ai compris qu \' il n\' y a plus rien a tirer aux propos des intervenants politiques qui tchate ici ,d\' ailleur mon but est presque atteint ,et pour conclure , je suis un peu peiné de reconnaître que le caractéristique du peuple malagasy n\' a pas changer d\' un iota ,de par sa conception ethique et sociale .
Remarquer quand méme que quelque soit le ps que j\' ai utiliser je n\' accepte pas de la part de quiconque me reprocher comme tu l\' as dit des mensonges et des intox dans mes opinions précédentes , et surtout les vulgarités et les insultes.Tout ce que j\'ai écris relate les personnages de ndenn et de tafondro à des variations d\' humeurs comme dans les films a suspens ,pour plus de punch et de fun .Et çà peut continuer indéfiniment !
Namely tsara ilay tetika matoa ni- réagir i pikatti .

18. xxx
(
30/04/2009 07:51)
Fa iza marina le tafondro é ary iza le ndenn???
Fa maninona hono izy io no tsy milaza fa tratra vao miezaka manazava ,zao zay le hoe tafondro roa vava ny iray vavan'i tgv de ny iray vavan'i R8
tratran'iza tao ndray ary ry zalahy zany =D> =D> =D> =D>