(vaovao farany) = Ho ravà na ny antoko politika TIM !!!
1. andrywui
(
27/04/2009 14:10)
Efa mandeha ny procedure rehetra hanafoanan'ny fanjakana tanteraka ny antoko poitika TIM ! ka mananararaota faramparany mikozikozy be ato ry Penguin fa efa tsy existe tsony zany TIM zany a !!!
novalian'i xxx ny 27/04/2009 20:23
2. halloween
(
27/04/2009 14:17)
hiova anarana hono ry lerony raha vao ravana le TIM toa ovaina hoe : TDM hono le TIM (TDM= Tiako Dadanay Mesianay )
3. xxx
(
27/04/2009 14:50)
andrywui:aza be tsaho e!! anao sa an'ny anadahan-dreninao sa an'ny rahalahan-drainao ny TIM no ho fohanana?
Efa mandeha ny procedure rehetra hanafoanan'ny fanjakana tanteraka ny antoko poitika TIM ! ka mananararaota faramparany mikozikozy be ato ry Penguin fa efa tsy existe tsony zany TIM zany a !!!
4. rakaroka
(
27/04/2009 15:17)
Angaha tkou moa antoko politika ilay TIM ? :roll: :roll: 8O 8O . Ka tsapako tsy mba nisy numéro 2 nisongadina BBbe tahaka ny arema sy ny hafa fa toa saiky nalain-dRa8 avokoa ny "rehetra", dia nony lasa izy lasa olona klque tsy manana poids no mivela , ary izay no mahasarotra ity tolon-drizareo ity satria ny ékipan-dry Andry , misy ireo Antoko politika efa za-draharaha an : "Avia , Akafm, Leader fanilo zandriny, Minima sns ao anatiny" dia passe-passin-drizareo samy zareo ftsn ny baolina ary adversa ikambanany I Ra8. Ka t@ Ra8 teo anie no tokony "nijoro tsara" , fa biby tsy misy loha => manahirana ihany an :wink:
5. Mirananirina
(
27/04/2009 15:22)
de rava koa izany ny tgv avy eo :lol: :lol: :lol: ,aleo rava any daholo dia anay vahoaka ny fanjakana e
6. locl
(
27/04/2009 18:54)
aza dia mamorona atsanga tsy aman'orany ry andrywi a! Rehefa tsy mahita lazaina mandehana mi-branler any ampandriana
7. rajy
(
27/04/2009 20:11)
Horavana ny beben'ngah. Ny dadan'lisany sa ny maman'lisany no nanorina an'io?
8. rajy
(
27/04/2009 20:16)
Horavana ny beben'ngah. Ny dadan'lisany sa ny maman'lisany no nanorina an'io?
9. rajy
(
27/04/2009 20:20)
Horavana ny beben'ngah. Ny dadan'lisany sa ny maman'lisany no nanorina an'io?
