Tsy nisy Amboja androany fa Mizara sôsy

1. salopard ( 27/04/2009 13:11)
Tsy nisy Amboja androany fa Mizara sôsy

I NDAFY moa izany mbola nankany @ Western Union etsy antsahavola, satria tsy mazava loatra ilay code sy ny taux western union avy swaziland

Izahay sy ra-jentilisa, mpitolona madinika miandry eto @ tranon'ningahy depute eto.

Ho an'ny Hery sy mirana, afaka manome procuration hono ianareo dia alaiko, fa izay iny ve no hidinanareo avy any italie sy france e!

tsy ampy dôzy aloha , fa sao misy any eeeee!!!!

snif...
tchouff...
répondu par rakaroka le 27/04/2009 16:16
2. xxx ( 27/04/2009 13:15)
tena misy telepatie mihitsy isika izany ry salopard,vao eo aho no nahatsiaro anao ,miarahaba soa
3. salopard ( 27/04/2009 13:16)
sady tsy Livreur sy nounou akory izahay ka hiasa 7j/7j,

mba manao repos kely androany, sady mba mirevy @ ilay sôsy


rano sy ala, sy biby (masikita) aloha androany,

ampy regime tsara dia mikandra rahampitso e!!

ny ala sy ny rano aloha toa bebe ihany, fa ny bibby no tsy dia firy loatra

itondrasy avy any ra-menalamba a!!!!


4. xxx ( 27/04/2009 13:20)
ny biby misy ihany ra- salope fa kisoa , de ahoan hihinana ty sa hiandry tsaky hafa
5. halloween ( 27/04/2009 14:23)
ampihinano henjana ao letsy penguin io fa miseho be mokony a
6. ni81 ( 27/04/2009 14:52)
salopard
Tsy nisy Amboja androany fa Mizara sôsy

I NDAFY moa izany mbola nankany @ Western Union etsy antsahavola, satria tsy mazava loatra ilay code sy ny taux western union avy swaziland

Izahay sy ra-jentilisa, mpitolona madinika miandry eto @ tranon'ningahy depute eto.

Ho an'ny Hery sy mirana, afaka manome procuration hono ianareo dia alaiko, fa izay iny ve no hidinanareo avy any italie sy france e!

tsy ampy dôzy aloha , fa sao misy any eeeee!!!!

snif...
tchouff...
:-D :-D :-D :-D
7. Mirananirina ( 27/04/2009 15:26)
Ho an'ny Hery sy mirana, afaka manome procuration hono ianareo dia alaiko, fa izay iny ve no hidinanareo avy any italie sy france e!

tsy ampy dôzy aloha , fa sao misy any eeeee!!!!

snif...
tchouff...

aaaa ra salopard..................tonga soa,hay laozanareo niketriketrika amin'ity famonoana olona ity an,
ty ary ny dozy nao e :^) :^) :^) :-o :-P 8-) :�) :�) ampy sa mbola ampiana :miam: :miam: ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ :snif: :snif:
8. rakaroka ( 27/04/2009 16:16)
Sniff! sniff§
Tchrouuuuuffff!
Sall........ut sallll ooooooo oOoooouuuupsssss... Art
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Boissons/fete-saoul-vin-294239.gif[/IMG]
I Tooooooiiiii 'ndray io an ouuuupsssss
Snifff Snifffff!
Tchroouuuufffffffff
zzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzz
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0877