Ilay faty olona teo Ambohijatovo ???
1. essera
(
25/04/2009 04:28)
Tena mampalahelo ary mampahonena ireny zavatra mitranga ireny. Manana namana tsara miasa eo ny tenanay ary tena nahita ny zavatra nitranga teo.
Izay nijery tam tv dia nahita an'ireny natao interview ireny dia iray amin'ireny vehivavy ireny izy fa anjaranareo no manadihady.
Tsotra ny teniny, ny miaramila izay nipetraka niandry teo amin'ny entrée Ambohijatovo dia niandry ireo mpitokona nijorojoro hanandrana hiditra. Eo akaikin'ny fiakarana mankany Ambatonakanga sy ny toerana manodidina. Nidina tampoka ilay 4x4 nitifitra avy any ambony.
Dia fanontaniana ho an-dry gros bras :
Naninona ny miaramila nipetraka niandry teo tsy nitifitra hatry ny ela ilay tsena na nitifitra an'ilay olona nijorojoro tery aloha ?
Nampiany tao hoe civil dia misy manao tenue miaramila no tao anatin'ilay 4x4 ?
Tena mi-semer terreur sisa no atao ve ry mpiondana rehefa tsy hita intsony izay solution. Tsy miaro be fahatany aho raha miteny an'io fa jereo ny lojikan-javatra dia ho azonareo mora foana.
Nantsoiko mihitsy moa ilay sipa mpivarotra boky akama teo vao avy hitako ny interview tam tv d tena noteneniny mazava hoe :
TSY MIARAMILA AVY AMIN'ILAY TEO AMBOHIJATOVO MIHITSY ILAY NITIFITRA FA HAFA.
Raha naman'ireo izy dia tsotra, nidina teo dia nitifitra fa tsy nila nitsoaka akory. (...) Oadray, fa maninona tokoa moa no mitsoaka rehefa avy mitifitra ??? TSY MAZAVA.
Avereno tsotra ilay tenue sy ireo basy dia mivoah elah tao ry tavany.
Tsy vokatry ny position-ko no hanoratako fa mba hitarika ny saintsika mba handinika fa tsy mety ny mifanendrikendrika fa assumer-o ilay responsabilité f'aza manao adin'ny kanosa ary izay tena advan'lah tifirina fa tsy izay hitan'lah.

novalian'i Oay ny 25/04/2009 15:39
2. sitlo
(
25/04/2009 04:53)
Tsy jamba ny olona ry essera ka amidinao amin'ny telo ariary roa. Misy an'izay site antsoina hoe youtube izay mba jerijereo ihany. Jereo hoe iza no mitifitra. Tsy lavina fa misy ilay 4*4 fa saingy 4*4 mibaiko ny camion CAPSAT eo alohany.
3. essera
(
25/04/2009 05:02)
Léliké. D naninona no tsy nijanona fa nandeha nipitsika. Telo ariary 2 zany efa tam taona firy no nisy farany. Sa mbola mahita ariary roa eny antsena nareo.
D mba valio hoe io, naninona no tsy nijanona kony ry sitlo ? d nivoaka tao anaty vam ??? D nandefa krimozeny ?

4. Oay
(
25/04/2009 05:38)
Efa nolazaiko omaly io ry zalahy a! ary izay aty Madagasikara ka nandre sy nahita ny interview ny nanatry maso d hametraka fanontaniana tokoa ka hanao hoe :"Iza marina no nitifitra"!
i Oay moa d milaza amintsika mianakavy foana hoe tsy tsara ny mifanendrikendrika satria tsy misy manana porofo mivaingana isika noho izany ny tokony atao d ny fananganana FITSARANA MAHALEOTENA ka ho andraikitrin'ny mpitsara ny hanao famotorana @ izay zavatra nitranga sy niseho!
Ny zava-misy aloha d niteny ny maître NYAvoko fa manome 24 ora ny andaniny sy ny ankilany izy, ary araka ny voalazany d 300.000 ny Kung-fu manerana an'i Madagasikara!
Mazava ho azy fa mahatsapa ry zareo fa misy manao didy ny be sandry satria tety @ faritra misy anay izao d nisy olona nisy nilako tampoka d ny any tsaroan'ilay olona d nisy niteny anazy hoe "izao no mahazo ny foza orana" satria TGV ilay olona!

5. essera
(
25/04/2009 06:13)
Ngah raOay vitan'ny hoe olona fantatra hoe TGV no lakoiny. Kila tena tsy mahafantatra izay ambonin'ny tany no ampihinaniny rehefa izy av miakatr'afo iny. Ary n mbola comble d misy akamany ts kôp ihany ampihinany tsotra izao koa d ireo ihany koa no mbola vendrana mandefa bruit hoe nampinan'ny capsat.
Jereo ny fiditry ny sasany ao ambany ao am dinika ange raha tsy miaina am tsipaipaika sisany hanakorontanana. haaaaaaaaaaaa. Fanabeazana avy taiza izany ry mpiondana ?
Raha misy hatao tsipaipaik lti any dia hitsinjovy ny chômage technique Groupe Tiko fa hanenina be vava am fanantenana tsy hisy eo.

6. Oay
(
25/04/2009 06:35)
Ny mampalahelo d izao é: ireto radio mampianatra ratsy, za aloha tsy hivakiako loha raha hilaza vaovao lainga satria na ny VIVA ko aza milaza vaovao tsy maripototra fa ny mampalahelo d aiza ve ka ampianarina hamono olona ny vahoaka toa ny fanentanana hanao cocktail molotov! sy handeha handoro tranon'olona, raha tehanao an'izany maninn raha atao any ambadika any no ampianarina fa tsy @ alalan'ny onja-peo!
7. essera
(
25/04/2009 07:12)
Henjana be le mort subite-dRa8 d tena mandrovitsihy ny oul nanatena an'lé GRAND BE. Mba mieritrereta fa iz ange efa manana compte an am sisiny any izay tsy azonao enjehina mihitsy fa ianao tratra farany aty no mahita.
Tadidio tsara izay ry mpiondana !!!
Tadidio tsara izay ry mpiondana !!!
8. ravalotgv
(
25/04/2009 07:43)
tokony mbola hisy betsaka ny ho gly fa kely fotsiny iny ze anankiray ve hahala an i tgv
sniff
tchroufff
:@ :@ :@ :@ :@
sniff
tchroufff
:@ :@ :@ :@ :@
9. essera
(
25/04/2009 08:01)
7. Mpandefa : ravalotgv [ Valio ] 25-04-2009 09:43:39
Lohateny : Re : Ilay faty olona teo Ambohijatovo ???
tokony mbola hisy betsaka ny ho gly fa kely fotsiny iny ze anankiray ve hahala an i tgv
Efa kozy ela be no noteneniko wé manao izay hampisy victime ny mpiondana an-ra8 mba hi-justifier-na hoe :
"IZAHAY KOA NANANA NY MATY". Tianay atao mitovy ny isan'ny maty tam roa tonta ary tianay ho-dépasser-na mihitsy aza".
Olona tena poak'aty leaza !!!
12. ravatorano
(
25/04/2009 10:11)
tena tsy tsara tokoa ny mifanendrikandrika ary ny marina tsy mba maty
samy manana olona miasa sy namana amin'iny faritra iny avokoa ary raha samy nijery fahitalavitra dia nahita tsara fa tsy mba tifitra en l'air izany no ataon'ireo mpitandron'ny filaminana izay natao hiaro ny ain'ny vahoaka !
Tena malahelo ny fo amam-panahy mahita iny fahafatesana teo iny ary tena ory tokoa raha nahita tamin'ny matv indray ny alina tamin'ny fampahalalam-baovao nahita ireo:ray ,reny,vady,fianakaviana nohohoka teo amin 'ilay ranamana maty teny amin'iny faritra Anosibe iny !
Iza no afaka tena manaramina ary fa gord bras no nitifitra teny ?
iza no tena afaka milaza ihany koa fatsy nisy miaramila nitifitra teny ?
za manokana dia tsy nahita nivantana fa ny hitao tamin'ny matv na tvplus no tantaraiko eto ka izay no tsy hakako "position" avy hatrany .
Ity no tsy aritro : momba ny tir en l'air : mba jereo ange ireo miaramila reefa mitifitra e : tena tir en l'air tokoa v ? izay lazaina fa tir de sommation !
Tena koditra aho raha nahita ka nanamarika hoe tsy izao no nianarana fahiny raha mba nandalo tamin'ny toerana miaramila ny tena satria raha ny fahalalako azy dia ny tir en l'air dia en position droite ka ny basy mitsanaga ny vavany any ambony ary izany dia tokony mijidina marindrano amin'ny tany na perpendiculaire au niveau du sol.
Fa ny hitako dia tena ... oka fotisny !
ny miaramila koa dia fitaovan'ny mpanao politika e !teo aloha nampiasain'i ravalo izao indray ampiasain'i andrinirina sa izay ilay hoe manaraka baiko

13. Oay
(
25/04/2009 15:39)
Mazava tsara ny resak'i ravatorano satria raha azoko tsara d no-enregistrénao ilay sary d nojerenao tsara!
Ny tenako manokana d tsy nanao an'izay ka tsy afaka hanamarina na handiso an'ilay izy fa ny mahalasa ny saiko d raha marina fa hoe tsy en l'air ilay tifitra fa à hauteur d'homme d otrany afaka miteny za hoe tsy tokony ho vitsy toa izao no maty fa tokony efa anjatony satria raha ny isan'izay tifidanitra natao izay! ka mila jerena tsara izay mahatonga ny ahiahin'i ray amandreny ravatorano izay!