fijo , noue , sy ireo sasany andevon-dra8

1. namanabe ( 24/04/2009 21:05)
Aza miseho maivava sy manambany olona eto , fa ianareo ireo no tena tsy olombelona intsony

Maninona ny reglement de compte any ampiangonana no saronana resaka politika

Ny anay tsy forum fa tonga dia asa dia miomàna ary aza gaga sy mitaraina rehefa ho rava ny association tsy hivavaka no aleha ao fa mivovoha ohatran'ny alika eto amin'ny forom tsy hita izay mahakristiana azy

Fakofakona gasy zara raha olombelona itony vendranaaaaaaaaaaaaaaaa
novalian'i essera ny 25/04/2009 05:06
2. namanabe ( 24/04/2009 21:10)
Dia rehefa tsy faly dia manàngana indray association-na elefanta fa toa elefanta
daholo ianareo vitsy kely ireo

dia ireo antitra adala tarik'i monga be telo , ,y iray diabetika ny iray lasa gila maso nohon'ny avc dia ilay vatotr'andevondra8 mfm raté iny miomana fa hongotana hatramin'ny farany fa tsy misy ati-doha haverina any macar
hilahatra eny ambohijatovo horiatan'ny capsat
3. fijo ( 24/04/2009 21:11)
taiza no mbola nahita an'i fijo niditra fiangonana??????tena mirediredy
4. rabingogilabanga ( 24/04/2009 21:14)
de hamaly an'io miteniteny foana io zao i FIJO,

noue indray sûr fa angadiny io sasavangy io,

saingy indrisy ny mpandrehitra afo toa an-dry noue sy ry namanabe eo @ ordinatera, fa ny maty no mampalahelo...

aoka re! ampy izay

tadiavo ny vahaolana
5. namanabe ( 24/04/2009 21:15)
Dia indrindra fa ilay elefanta mainty be avy any fianarantsoa labonne andra8 tsy misy apoaka iny , ndàna manasa trano sy manasa ny bakirarondra8

stilo efa tsy misy ranomainty intsony ty fa mirediredy ohatran'ireny kisoa mainty tsy mahita lalan-kaleha ireny ny mikaly aza tsy hain'ny le VENDRANA ity
6. fijo ( 24/04/2009 21:17)
hihihii milay ka
7. namanabe ( 24/04/2009 21:17)
ahitsio koa ny tongotry rabingo fa sao lasa bancal hitsofohan'i mongabe fa iny efa tsy mahita trano hatoriana fa miskoaty sy manao gigolo
8. namanabe ( 24/04/2009 21:22)
kely aina nefa mivovoha toa an'ny alika , izao toetran'alikanareo izao no taratry ny zavatra mitranga any Mcar , tsy mahay afa-tsy ny hialona sy hifanambany
efa race na alika angamba itony
dondrona mpanaradrnirano tsy manana hazon-damosina , dia rehefa tsy mandroso ny firenena dia izy indray no gaga nefa jereo itony hadondronana
mifanalika eto
9. fijo ( 24/04/2009 21:26)
misaina be ka,tohizo fa tsara
10. namanabe ( 24/04/2009 21:26)
au lieu dia manao zavatra tsara mandany andro manambany olona eto , ry ilay ambany noho ny kisoa ireto
11. fijo ( 24/04/2009 21:28)
hihihhiihii miakara ihany fa tsara e
12. namanabe ( 24/04/2009 21:28)
fijo >> mbà te ho atao maranitra indray koa lé vendrana ity , kely loha nohon'ny akoho , lohan'atody tsy manan fialamboly ankoatran'ny forom
13. namanabe ( 24/04/2009 21:29)
fijo >> midina toan'ny tainganagana resy dia tsy mahita apoaka fa vokatry ny fialonana ny hafa dia miteniteny lava foana eto
14. namanabe ( 24/04/2009 21:33)
fijo >> mpandany andro eto amin'ny fanmbaniana ny hafa te ho atao hoe misy saina nefa zero manatody

ny olona ry le vandrana ity samy manana izay tiany hitondràny ny fiainany fa tsy hoe izay eritreritri ty akory no atao hoe mety

mbà takakatry ny coco an'ilay vendran'ity va izany ???
15. xxx ( 24/04/2009 21:35)
CAPSAT navela
16. namanabe ( 24/04/2009 21:37)
ity no ambany saranga , tsy misy ati-doha tsy afaka akory hicomprendre ny hafa , fa hidradradra hoe ny azy ihany no mety nefa jero ny resultat
mandany andro manambany olona eto

ara te-hampandroso an'ny Mcar koa dia izao , mandàna mankany dia mirotsaha antsehatra fa aza be kabary amin'ny kritika eto fotsiny fijo tsy misy ati-doha
17. fijo ( 24/04/2009 21:37)
hihihihhi aleo xxx no hilaza azy.
18. namanabe ( 24/04/2009 21:40)
fijo ambany noho ny capsat , enculé de ta race
19. fijo ( 24/04/2009 21:49)
hihihihiihhhi ampio kely e
20. namanabe ( 24/04/2009 21:52)
fijo ampio kely ny ati dohan ty fa tsy ampy bedia be .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.4008