fijo , noue , sy ireo sasany andevon-dra8

21. fijo ( 24/04/2009 21:56)
rahampitso indray letsy fa hatory aloha an,mitadiava ompa tsaratsara kokoa rahampitso
22. hihihihihi ( 24/04/2009 21:57)
Ho an'i fijo

Mahaiza manàja olona amin'ny manaraka

Aza manambàny ny sasany

Aza laniana amin'ny zavatra tsy mahasoa ny fotoananao

Torio ny teny mahasoa dia hajanony ny teny tsy mahasoa :-D :-D :-D
23. sitlo ( 24/04/2009 22:08)
[center] :twisted:[/center]
24. essera ( 25/04/2009 05:06)
Tena tsapan Penguin, Noue, Fijo ange fa tsy tena ara-dalàna ny ataony fa fomba fiteny io. Anontanio an'i Raharinaivo ny dikan'ny hoe : Ara-dalàna ao amin'ny voambolan'ny TIM.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1098