ity koa eeee!!!
1. bazylou
(
24/04/2009 21:38)
http://actumadagascar.blogspot.com/2009/02/7-fevrier-2009-le-massacre-de-la.html
dia samia mandinika fa rehefa maty tsy misy hoe zone rouge, orange, bleu, na vert..... ary ity no valin'ireo mandeha ireo!!!!!
dia samia mandinika fa rehefa maty tsy misy hoe zone rouge, orange, bleu, na vert..... ary ity no valin'ireo mandeha ireo!!!!!
répondu par andrywui le 25/04/2009 14:56
2. fijo
(
24/04/2009 21:41)
ka ny hialana amin'izao rehetra izao no mil ahiresahan a,fa tsy hifamono toa ny akoho lava eo
3. bazylou
(
24/04/2009 21:43)
ka tsy hisy hijanoan intsony eto e!! na amin'ny decembre aza iao dia tsy hijanoan intsony io!!! :-P :-P
4. xxx
(
24/04/2009 22:15)
bazyl a ty ndray vakiana
http://globalvoicesonline.org/2009/02/09/madagascar-bloggers-react-to-red-saturdays-bloodshed/
http://globalvoicesonline.org/2009/02/09/madagascar-bloggers-react-to-red-saturdays-bloodshed/
5. patrick2002
(
25/04/2009 00:04)
fijo:
ka ny hialana amin'izao rehetra izao no mil ahiresahan a,fa tsy hifamono toa ny akoho lava eo
ny hialana amin'izao lesy ra-fijo dia nyu fifidianana ,hatao ao anaty saina tony ,14 mois no hangatahany TGV ,inona no tsy hiandrasana fifidianana ,raha ohatra i TGV ka tsy manaiky ny hilatsahany Ravalo dia efa tsy maturite politique izany .
Raha fifidianana hatao ao anaty 6 mois amiko na 8 mois mbola ,tsy ho tony isika ka mety hifamono @ propagande.
6. essera
(
25/04/2009 04:39)
Efa tenen foana oe refa ts met eo Ambojatovo d en Andotapenaka mande fa tsy sarotin ny band.
