manao copie coller sary tokana sisa adin'i NOUE fa lany fika

1. halloween ( 24/04/2009 17:35)
De io sary tokana io sisa no ataon'ny TIM symbole n'ny fahavoazana be any hono io ! ka maninona ry Noue raha asaina ataon drahery eo amin'ny acceuil mihitsy io sary tokana io a!
-- Fa izao : raha ny TIM ary zany no azo sary voatifitra bedebe teo Ambohitsirohitra reny de ahoana mihitsy ?? satria nisy zato(100) mahery na 200 akory aza no maty teo ! sa ve rehefa ny TIM no maty de tena maty mampalahelo be izy satria TIM , fa rehefa TGV 100 na 200 no notifirinareo TIM teo de tsy de maninona fa tsy olona ireo aminareo satria, na mainty fihodirana ireo na mahantra ireo !! eritrereto tsara izay raha mbola misy rà Malagasy ao anatinareo ao
novalian'i fijo ny 24/04/2009 19:50
2. ravalotgv ( 24/04/2009 17:38)
KA REVENY BE LE SARY FA MAMPIAKATRA NY ADRENALINE ZAY NO HANAOVANY AN IO
TOKONY HOMEDA DOZY KELY I NOUE

SNIFF
TCHROUFFF
:@ :@ :@ :@ :@ :@
3. Oay ( 24/04/2009 17:48)
halloween a! Tsy TIM io maty io fa olona tsy manantsiny ary raha ny filazan'ny fampahalalambaovao d tsy fantatra hoe iza no nitifitra anazy!
4. halloween ( 24/04/2009 17:51)
Inona koa ry Noue zay sary tokana (tsy manambany na manao tsinotsinnn aho fa raha oherina taminireo 100 na 200 maty voatifitifitra reny zany ,, heverinao fa tsy ranomaso anjatony no nilatsaka taminireny ! saingy hodianareo TIM fannn moa zany fa tsy mavesaztra aminareo kà ! io olon tokana io no tena ataon'i NOUE fiantso ANJOMBONA eto hatry ny maraina !
5. Oay ( 24/04/2009 17:56)
efa hoe olona mpivarotra boky tsy manantsiny iny maty iny fa tsy TIM ry halloween a! d tsy fantatra izay nitifitra anazy!
6. halloween ( 24/04/2009 18:00)
reko ao ambanimbany ao ndray oe olona tafiditra tao antokotanin'i Noue hono io de novizaniny
7. ravalotgv ( 24/04/2009 18:04)
hihiihi tsy voaloha vola izay ny fournisseur de novonoin dry zalahy le mpivarotra

sniff
tchroufff

raikitra ny mafia eto @ tanana

za zao hividy capsat anankitelo andeha hitaky vidimpiveloman ny olona

sniff
tchroufff

:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
8. xxx ( 24/04/2009 18:04)
Oay:

efa hoe olona mpivarotra boky tsy manantsiny iny maty iny fa tsy TIM ry halloween a! d tsy fantatra izay nitifitra anazy!



i oay hoa a, fa iza no manana basy e? ny pandalo? ny pianatra? ny capsata no nitifitra fa aza avilivily ny resaka!! baina a, jereo ny lôjika!
9. halloween ( 24/04/2009 18:28)
Ny TIM ihany ry Oay no nitifitra aniny mba hampisy sira ny tolona ataony a! kobo be zao ny fikanareo o !! efa fika antitra be koa en plus !
10. xxx ( 24/04/2009 18:32)
wiwi
11. xxx ( 24/04/2009 18:34)
ra andrwui a, jereo fa niteny le na,ndrasana noel taminilay pôlisy maty hoe, anisany nanaraka ny fihetsiketsehany legaliste izy ka tratrany bala tampoka teny aminy lohany, midika izany fa notifiriny capsat iny ary bala reél
12. halloween ( 24/04/2009 18:34)
wiwi


iza za ve ?? sao de hipika toi
13. xxx ( 24/04/2009 18:38)
izahay tsy v(vendrana) lesy a, na mbola hamorona ps vao2 ary ialahy tairo fa koboko eto foana! ntsss! hita mihitsy lety hoe zanaka dahalo!
14. halloween ( 24/04/2009 18:41)
hita mihitsy lety hoe zanaka dahalo!


za aloha manana P.A
15. xxx ( 24/04/2009 18:43)
ellah ary tsy sahy milatsaka aty abira intsony kou, tongava fa tsenainay ialahy sy ny P.A anlah! de mifanao fotoana fotsiny, hoe eny ambohimanga sa, eny andrangy? :-D :-D
16. Noue ( 24/04/2009 19:39)
"Oay":
halloween a! Tsy TIM io maty io fa olona tsy manantsiny ary raha ny filazan'ny fampahalalambaovao d tsy fantatra hoe iza no nitifitra anazy!
ka tsy mahazaka ny fahamarinana io allo io ee! dia tsy hitany akory ny zavatra nolazainao
17. fijo ( 24/04/2009 19:50)
hiomehezo indray ny maty ry zalahy,fa ianareo misaina an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0676