Vidéo : les militaires tirent à balles réelles pour disperse
1. Noue
(
24/04/2009 19:31)
Vidéo : les militaires tirent à balles réelles pour disperser les manifestants
http://www.youtube.com/watch?v=X_OLhTcIurY&eurl=http%3A%2F%2Fwww%2Etopmada%2Ecom%2F2009%2F04%2Fvideo%2Dles%2Dmilitaires%2Dtirent%2Da%2Dballes%2Dreelles%2Dpour%2Ddisperser%2Dles%2Dmanifestants%2D2304%2F&feature=player_embedded

novalian'i Garfield ny 26/04/2009 05:40
2. xxx
(
24/04/2009 19:35)
ny amboa ve ry noue mahalala izany an,ireny ny vodiny no misaina tsy mba lasa lavitra izany mihitsy
5. Noue
(
24/04/2009 19:47)
18H50: Le dernier bilan provisoire fait état de 2 morts ce jour et plus d'une dizaine de blessés. Une femme de 34 ans et un étudiant de 22 ans, tous deux par balles
18H40 : La personne morte ce matin est une vendeuse de livres à Ambohijatovo. Elle a été touchée par une balle à la téte
zany ny habibiana !! mahonena
6. xxx
(
24/04/2009 19:50)
Angamba ady an-trano toy ny tany Rwanda ,Liberia, Somalia, Sudan,DRC...no vahaolana hitan'ireo pro ra8 sy pro tgv ka tsy ho tonga saina raha tsy 10 million no isan'ny maty.
Tsy maninona raha izay no maha afa-po anareo. Mahafinaritra! tohizo! @ zay mba miseho @ International news matetika i M/car. Mba vedette e!
Tsy maninona raha izay no maha afa-po anareo. Mahafinaritra! tohizo! @ zay mba miseho @ International news matetika i M/car. Mba vedette e!
7. fijo
(
24/04/2009 19:55)
raha mipirina fotsiny ny miaramila dia milamin aio.ireo capsat ireo no olana ao
8. xxx
(
24/04/2009 20:02)
Mipirina ahoana??? tsy ny capsat no olana fa i Ra8 sy i Rajoelina.
Ny capsat dia fitaovana ihany. Raha miala i Rajoelina, mangina hoa azy ny capsat sy ny tgv. Raha miala Ra8, mangina ho azy ny tim.
Ny capsat dia fitaovana ihany. Raha miala i Rajoelina, mangina hoa azy ny capsat sy ny tgv. Raha miala Ra8, mangina ho azy ny tim.
9. Noue
(
24/04/2009 20:17)
dia jereo koa anie ity ee!!
Madagascar - Les militaires tabbasent un passant
http://www.youtube.com/watch?v=tyQX9t4ptKc&eurl=http%3A%2F%2Fmalagasyaho%2Eblogspot%2Ecom%2F&feature=player_embedded
Madagascar - Les militaires tabbasent un passant
http://www.youtube.com/watch?v=tyQX9t4ptKc&eurl=http%3A%2F%2Fmalagasyaho%2Eblogspot%2Ecom%2F&feature=player_embedded
10. Garfield
(
24/04/2009 20:54)
Ntsooo!! ary toa avy avy be doll iz zany.Nena ndray hamporisihako mihitsy hande hakeny ambohijatovo izay kely saina sy misaina am vody otran ry xxx tony mba hatao fitaovana sy hatao sorona ;noho izany dia tongava maro eeeeee! :lol: .Tsy mety tonga saina mits hoe hatao fitaovana fotsiny ny kely saina isany fa mbola mitonatonana hanohana ny ara-dalàna hono...Hanohana ny very seza sy very fihinanana no tena marina :roll: .Pacifique ve ireny teny anosy sy ampefiloha ...ireny?Noheritreretiko fa mba merina misaina kay mirefarefa @ tany ny fomba fisainana,babakoto aza mbola misaina.Sady tratra ambodi-omby teo ampizaràna vola mihitsy ireo delegation Tim voasambotra manakrama jiolam-boto hanimba zavatra sy hanakorontana,ny tena marina jiolam-boto sy jiolam-bavy daholo kay ny mpitokona miaro ny ara-dalàna ntsoooo!!
Toetran'iza mo no tahafiny tsy ny toetran'dada mpanao sikidy sy mpanompo sampy ihany e,mody A/tra fona no tononina kay satana sy losifera no tena ao ambadika.
Lisany oa no hatao sorona eo mba hiverenan'i dada fa lisany tsy rarahin dada akory hahahaha,dada motsotsotra ao apandrinany fa lisany no asainy mandadilady sy mihosindrà nefa tsy mahazo gouter am dada akory na de 500fmg aza fa fihin'dada ho azy samirery le sosy be
=)) =)) =)) =)) =))

11. fijo
(
24/04/2009 21:01)
izay manohan any heviny amiko rariny,fa ny mpanao politika no tokony hisaina
12. Garfield
(
24/04/2009 21:04)
Ho avy dada ho avy dada,Hapetrapetrak i dada lisany hahahaha!! dada efa president an swaziland rzala a!!harabaina manokana ny Tim rehetra eto dago fa hifindra any swaziland daholo hahahaha =)) ,Ny lasa tsy fanadino:
(Lainga hatrany no mivoaka ny vavan r8 mpanao pacte am devoly;ary ny mampihomehy dia ity!!,ny misaina am vody dia mino foana fa ho avy tokoa dada nefa tadidio fa na ny andrimasom-pokonolona teny iavoloha aza napetrapetrany otran ireny kitay tsy nirehitra ireny fa lasa niala maina fotsiny hahahaha;sy ny lainga maro tsara lahatra tsy voatanisa:nisy nanambana basy eeee,nandositra tanaty ala eee,sady efa hita fa nametra-pialàna ko mbola mitonona ho filoha fona,manimanina ny tongolon egipta ka lasa mirediredy ny farany)
NB:Ny tena tiako hambara dia ity:tsy tena fitiavana tanindrazana ny an TIM fa fitiavana sy fanopoana ary fiarovana ny tombotsoan-olon-tokana :-$

13. bazylou
(
24/04/2009 21:47)
http://actumadagascar.blogspot.com/2009/02/7-fevrier-2009-le-massacre-de-la.html
14. patrick2002
(
24/04/2009 23:57)
ka tsy efa mazava veh ? fa izay mitondra ny olona mitokona ,no meloka fa tsy izay mitifitra eh! ,mbola tsy ampy ireo fa tongava indray rampitso eny Ambohijatovo ,.
15. pyar24969
(
25/04/2009 07:29)
Hoatran'ny tsy mifanakalo hevitra tsika eto fa mifampanompa.... aiza ve rangah ka tafifiditra hatr'@ hoe "misaina @ Vody...sns.." o! ry zalahy a ny hevitra no aposaka fa aza mifandrangitra hoatr'io a! lasa fianaratenimboto ity serasera ity.... Azafady ra Hery a! mba jereo kely ity situation ity eny fana dia tany demokratika aza tsika ...Fataronareo fa tsy izay miditra akory no ratsy fa izay aloaky ny vavatsika...koa mihevera fa mandalo izao fiainana izao..
Mi'sotra
Mi'sotra
16. ravalotgv
(
25/04/2009 08:18)
ka nareo tgviste sy ra8iste no mifanopa eto fa izahay vahoaka mangina no voapotsipotsitra nefa mba mitady dozy sy milahabary
sniff
tchrouff
:@ :@ :@ :@ :@
sniff
tchrouff
:@ :@ :@ :@ :@
17. MAVITRIKATAX
(
25/04/2009 10:05)
Manao ahoana daholo iska iaby iaby an!
Izao ihany no izy ry zalahy ah! teny maro kabary zato fa tokana ihany ny marina an: aiza ihany isika ity e!. naongana dadabe Tsiranana fa saribakolin'ny Frantsay de niditra dadabe hajaina Didier Ratsiraka dia avy eo esorina fa olona ratsy ka hoe ento miakatra ity firenena ity dia avy eo empeché-na ndray Dadabe Zafy Albert fa hoe tsy mafaoka raha dia tsy maintsy mipoaka indray ny sarom-bilany dia avy eo esory indray dada Ravalomanana Marc fa tia tena sady mpamono olona ampidirina indray izao TGV mahay manao magie hampiova ny vidim-piainana ho mora be izao e!.Asa aloha ianareo raha mba ohatra ahy fa tena mahamenatra ny zava-nisy fa toa olona tsy zoviana amintsika anie ireo membren' ny HAT ireo olona efa lo foto-piasainana sy fomba fiaina ary olona tahaka ny tanalahy ka mivadibadika koa aiza no hahay hanao ny marina sy ho tia tanindrazana vetivety eo sa nilatsahan'ny Fanahy masina angamba fa dia aloe manomana ny any an-danitra dia mibebaha tsara manolora tena hoan'i JESOSY mba ahazo place any an-danitra fa raha i Gasikara dia nofinofy raha ho avotra intsony fa aza manonofy atoandro ary aza mandany andro mifandragitra vangy sy mifaneso eto fa perte de temps
fotsiny izany e!
Dia veloma aby ary samy ho tahian' Andriamanitra anien isika!

18. Garfield
(
26/04/2009 05:40)
Ny tena marina nge de izao r 'ise milaza fa mifanompa ery ambony ery e,Ny mpanohana na koa ny mpakatoa ny fandravana ny DIDY JADONA t@ andron r8 mbola tsy nanompa an ireo milaza azy ho miaro ny ara-dalàna(Miaro olon-tokona sy ny fananany sy ireo very seza no tena marina fa tsy mba fitokonana pacifique miendrika fitiavan-tanindrazana).Fa mba jereo kosa ny andry Noue sy r xxx indrindra io ambony io hihihi "Misaina am vody oz lery ny tgv" fa isaky ny maneho hevitra dia tsy ny hevitra no havoaka fa fanaratsiana sy fandrangitana ary hompa hatrany no misy.Hita taratra hatreo ambohijatovo izany @ resaka difamation publique satria mahita ny olona tsy miteny dia manararaotra.Mba misaina am vava hatao fa mba olona nianatra sy r8iste fa mitovy @ saatria biby sy amboa lisany rehefa miteny.