Nahoana i Odon no tsy miteny? Valiny
1. xxx
(
24/04/2009 17:45)
Be izay maty izay nanomboka tamin'ny faran'ny herin'andro lasa. Fa nahoana i Odon no tsy miteny?
Satria tsy mpanohana mpitondra Katolika ireo maty ireo. Hiala izao i Andry Katolika, dia hiditra i Pierrot Katolika. Ka ahazo vahana ny Vetikanina dia tsy misy lazaina izy fa arotsay ny rakitra raha mbola hanao hoy izy.
Tsy nandalondalo foana tany LaReunion i Monja, ary tsy nivatambatam-pahatany any Pierrot. Fa mety hitsena azy any Toamasina rahampitso daholo ny rehetra miaraka amin'i Odon. Ka hanao prosesio avy eny Ambalamasy mankeo amin'ny avenue de l'independance ny rehetra. Alohany anaterana azy ao amin'i Jacky manambola

novalian'i pink ny 25/04/2009 14:35
2. Oay
(
24/04/2009 17:53)
Tara be i XXX fa :
_Raha tonga i Pierrot d eny ivato no hotsenaina d avy eo manao fetimpianakaviana eny antenety be ivato satria eny izy no mipetraka!
_i Monja anefa d vao nanao fanambarana teo fa tsy mbola tsara aloha ny fiverenan'ny exilé @ izao fotoana izao fa mety hanakorontana izany!
_momba an'i arseveka indray d efa nanao fanambarana izy tao aorian'ny ilay nisy maty iny!

5. Havantsika
(
24/04/2009 19:26)
rahoviana vao tsy cause catholique na pensée unique na hevitra hafa mitovitovy am zany no hanjaka eto?
Izay indrindra no mahatsara ny hisian'ny conférence nationales hametrahana rafitra vaovao?
Aoka hapetraka izay rafitra ifaninan'ny tia tanindrazana, ary aoka ny ho afaka haneho ny safidiny malalaka ny mpifidy e

7. bazylou
(
24/04/2009 21:48)
http://actumadagascar.blogspot.com/2009/02/7-fevrier-2009-le-massacre-de-la.html
8. essera
(
25/04/2009 05:14)
Satria tsy mpanohana mpitondra Katolika ireo maty ireo. Hiala izao i Andry Katolika, dia hiditra i Pierrot Katolika. Ka ahazo vahana ny Vetikanina dia tsy misy lazaina izy fa arotsay ny rakitra raha mbola hanao hoy izy.
Zao, rehefa tsy nety intsony ilay adklé amin'ny fampidirana ny fjkm amin'ny resaka politika fa nangingina, d apetaka ao an-damosin'ny katolika indray ilay adklé. Fa apondra ve ny olona aminareo e ?
Ary aza mieritreritra fa hiditra amzany ny katolika. Ary nareo koa tsy mahafantatra ve we Andry ange tsy katolika ry tonaka e. Efa ela b no nampahafantarina teto am forum io fa ampiako kely ihany nareo.
9. pink
(
25/04/2009 14:35)
Efa fantany ny marina ka vala-ketraka izy satria fantany ny tena mpamono olona.sy ny mpanomana izany.
Fantany koa fa raha tsy manjary izay ho teneniny avy eo.
Diso tanteraka izy fa tsy mba miteny toy ny nataony teo aloha.
Bof il a son parti pris.