l\'instigateur du terrorisme a Madagasikara
1. milamm
(
24/04/2009 16:48)
Efa reraky ny mandevina ireo havana sy mpiray tanindrazana ny Malagasy ,samia mandinika tena daholo tsy ny mpananibohitra intsony no mandatsa-dra ao amintsika fa malagasy ihany.Iza izy ireo???Niantomboka t@ ,
-Itpkl P.Tsiranana 15 mai1972 teo @ io kianja malaza ny demokrasia 13 mai ny FRS no namono malagasy niisa 45 ary nanondrana amanjatony tany Nosilava
-Notohizan\'i ratsy iraka izany talohany niakarany @ fitondrana @ famoanoana an\'i Itpkl Ratsimandrava 11 fev 1975
-1976 lozampiaramanidina nahazo an\'i Itpkl Praiministra Joel Rakotomalala ka namoizany ny ainy,izay nahafantatra ny tsikombakomba ratsindratsy iraka sy nitana ny porofo tahiry voarakitra tao Andafiavaratra(antony nandorana ny lapa tao sy Anatirova)
-1981 sy 1982 nitifitra indray ny miaramila 30 no mpianatra maty tao Antananarivo
-30 juin1982 tao Ankara(Toliara) ny tafika sy ny zandarma tsy nisy fampitandremana tany atsimo @ ireo mponina niady @ halatr\'omby naton\'ny fitondrana Arema 165 no maty araky ny tatitra(monima sy jeune afrique),42 tao Benenitra,72 tao Befandriana,110 tao Manja
-1982 tao Antsiranana noho ny fanodikodinana ny varotra vanila sy jirofo ka nisamborana ary tsy hita popoka ireo olona 3 tao @ MFM nitazona ny porofo
-Marsa 1982 fitifirana ny mpianatry ny CEG sy lycee Sambavaizay tsy nanaiky ny fanodikodinam-bola natokana ho an\'ny fampianarana
-21 mai 1984 famonoana ireo mpitarika fivavahana frera Gerard Roy sy mopmpera sergio Sorgon tao moramanga fa nanohitohina ny politikandratsy iraka
- Ny alin\'ny 31 jolay 1985 ny famonoana ny mpianatra kung-fu sy ny mpitarika azy A.toa Rakotoarijaona Mizael(Piera be) izay nanadio ireo andian-jiolahy tao @ pochard sy besarety niisa 300 ary fanaova sesitany tsy nisy fitsarana ny ankamaroany
-desambra 1984 tsy nanaiky ny hanomezana alalana i Itpkl contre-amiral Sibon
Guy hitifirana ny kung-fu ary nitady ny handroaka ireo sovietika nikasa ny hanangana station reperage de satellites tao Ivato,ary i Itpkl Gal Andrianasolo dia nahafantatra ny fifanarahana ny prezidansa sy ny olony tatsinana(ex-URSS)no sady nanome contrat fitrandrahana titane ny kanadiana izay tokony ho lasany sovietika,Itpkl Kln J.Rabetrano dia voaendrikendrika ho nanangana fikambanana mpioko noho izany dia,
. ny mai 1986 talohany nanokana ny fivoahana ireo manamboninahitra tao Antsirabe(Acmil)dia nahitana sovietika nikarakara ny alina ilay Antonov nipetraka teo akaikiny DC3 nandehan\'izy ireo ni-saboter ilay fiaramanidina ka nisy indray ny lozampiaramanidina faharoa nahitana razana 13 hoy ny ofisialy nefa 25 nmo isa marina fantatra,tsy azo nentina tany ampasandrazana akory ny vatana mangatsiaka t@ izany fa naterina teny @ mausolee ary tsy azo nojeren\'ny fianakaviany akory
-Raha tsy ho tanisaina ny diaben\'ny fahafahana teny Mavoloha izay namoizana aina aman\'arivony 1991
-raha nanaiky ny fahareseny t@ fifidianana t@ i Zafy Albert ilay fahavalony malagasy(deba) de efa programe ny fiverenany ny 1996 t@ alalany ilay operation natsoina hoe \" Ramses\"
-2002tao ihany koa ny horohoro nokotrehiny deba niaraka t@ coutiti tany nosibe,ny fehilomena izay mpampihorohoro ny merina tany antsiraka,ny zatovo sy Acem mpikarama an\'ady tarihiny sophie ratsy iraka ary fanenjehana merina nataon\'i Ampy Augustin Portos nampian\'i Soaline tao Sambava
-t@ io taona io ihany koa ny fahatongavany ireo mpikarama an\'ady avy any ivelany t@ seranana iray amorontsiraka t@ avion natsoina hoe SIROCCO,ary ny fahatongavany fiaramanidina 2 hafa avy any Algeria sy Syria hanomana ny ady antrano
Efa lava izay fa hitohy ary averiko eto moa ilay fiteniny ratsy iraka mazana hoe\"apres moi,le chaos\",ady antrano sy korontana ary didy jadona no nasetriny ny malagasy na teo @ fitondrana izy na tsia ireo voalaza farany ireo dia manazava tanteraka ny fidirany ireto mpikarama an\'ady vahiny nandoro ny tanana sy ny TVM,RNM ary namatsy fitaovampiadiana ny CAPSAT @ izao fotoana sy nanomana ny drafitr\'asa fampihorohoroana nanomboka t@ 7 fev 2009 teo ka amoizana ny ain\'ny mpiray tanindrazana malala isany,izao toe-javatra izao dia tsy vitan\'ny manitsakitsaka ny zo mahaolombelona fa ny maha-malagasy koa i ingahy ratsy iraka tompoko no tompon\'antoka @ izao rehetra izao 100 %,ary niafara ny fanaovana sesi-tany ny filoha am-perin\'asa na ny fandatsahana ny ainy. Mpamosavy malemy ka ny ao an-trano no aripaka tsy misy hafa ny nataon\'ireo Pape t@ cathares,stalinesy ny deviationnistes,Mao sy ny mpanohitra ny revolisiona kominisma ka anjaranao mahafantatra @ izao fotoana no mitsara ny ho avin\'ny firenentsika fa MASINA NY TANINDRAZANA
Misaotra antsika manana saina handinika sy manatsofina nihaino rehetra

novalian'i ravonjison ny 27/04/2009 13:40
3. milamm
(
24/04/2009 16:55)
na iza izy na iza mbola manohana tsangan'olona toa an'i TGV dia fantaro fa saribakolin'ilay mpampihorohoro an'i Madagasikara miray petsapetsa aminy feno ra-ny tsy manatsiny ny tanany nalatsaky ilay fahavalon'i Gasikara,mitomania ry taniko fa rakotry ny aizina ny fireneko >Adidinao adididko sy antsika no manakana izany sy hampiverina ireo soa toavina malagasy dia ny " FIHAVANANA,FIFANAMPIANA,FAHANDRIAM-PAHALEMANA" MADAGASIKARA ho an'ny MALAGASY
4. milamm
(
24/04/2009 16:58)
raha tena te hahafantatra ny marina ny mahazo ny firenentsika ianao dia tsy fotoana very ny hamakianao ireo fa hampisokatra ny masonao ny tena marina
6. Oay
(
24/04/2009 17:40)
milamm:
raha tena te hahafantatra ny marina ny mahazo ny firenentsika ianao dia tsy fotoana very ny hamakianao ireo fa hampisokatra ny masonao ny tena marina
Za moa tsy mahalala ny fahamarinan'ireo zavatra ireo satria tantara no reko fa ny hatreo @ 1991 kosa d efa mba tsaroako!
Fa na marina aza ireo d otrany mampalahelo ana ihany izany satria d dondrona daholo izany ny mpanao politika Malagasy ka d manaiky lalaovin'i ngahy Ratsiraka.
Mbola malahelo ihany koa ny tenako satria nahoana raha nahafantatra an'ireo Ravalomanana d tsy tokony nanao ity lazain'i Manandafy @ ity video ity, jereo ilay video d mba omeo ahy ny fanazavanao.
isika moa mbola tsy nifanakalo hevitra ka apetrako aminao aloha fa za tsy mpanohana an'iza niza an!
Tsy manohana n'i Ratsiraka satria za ary mbola vao teraka t@ izy lany voalohany!
D t@ 1996 za tsy nifidy anazy satria nampitifitra ny miaramila izy t@ 1991 ka za moa d tsy tia mpamono olona.
Tsy nanohana TIM za satria tsy nety nanao fihodinana faharoa ry zareo t@ 2002 fa nidina andalambe d za anefa tsy tia fidinana andalambe raha naka fanjakana!
Tsy manohana TGV za satria noho ilay tsy fitiavako ilay fidinana andalambe!
ity ilay video d manantena ny fanazavana avy aminao:http://www.dailymotion.com/relevance/search/manandafy/video/x92l3h_ravalomanana_news
7. halloween
(
24/04/2009 17:42)
Misaotra milamm fa tena marina mihitsy io teninao io fa tena ireo TIM reo mihitsy no tena mahatonga izao fahasahiranan izao !! ary mitady hampiditra mpikarama an'ady eto M/car ! marina ny an'i milamm ! lozabe mihitsy ireo TIM ireo kà ! demony
8. ravalotgv
(
24/04/2009 17:48)
METY MITONDRA VOVOKA SY RAVINY MISY VAONINY MILAY REO FA ALEO HIDITRA ETO EEE
SNIFF
TCHROUFFF
ALEO MIREVY TOY IZAY MIKALY
:@ :@ :@ :@ :@
SNIFF
TCHROUFFF
ALEO MIREVY TOY IZAY MIKALY
:@ :@ :@ :@ :@
9. milamm
(
24/04/2009 17:50)
tsia,diso ny fandraisanao azy ry halloween tsy resaka TIM io fa ahitsio efa voalotony TGV saribakoliny ilay aloka maizin'ny Gasikara(deba) ny sainao ka sao hiray petsapetsa @ fandatsahana ny ra-ny tsy manatsiny ianao,tsy manohana TIM akory aho fa mandala ny filaminana ary aoka izay ny fanohanana tsangan'olona
10. halloween
(
24/04/2009 17:55)
mbola merci ihany milamm mahatsapa ny famonoan'ireo TIM ireo olona hianao ! tena izay mihitsy ry milamm a ! tsapanao ny vono olona nataon 'ny TIM hatramizay ka navoakanao ho hitampoko teto ny porofo mitohoka amin tenda ! merci milamm a ! hitanao amzao ary fa mbola ny TGV no gentil fa tsy ireo TIM ireo !
12. halloween
(
24/04/2009 18:27)
milamm a dadan'i wui ahoana ary??! lery ary tsy teo motsy hatram maraina fa izaho manatrik anlah resahina qfa ampy anlah aho ! sady misaotra anlah iany aloha nanaratsy ireo tim reo sy niampanga azy reo e !misaotra anlah fa tena mpamono olona araka ny teninlah marina reo TIM reo
13. xxx
(
24/04/2009 18:30)
elah hoa vao miteny dia fantatra hoe hallo=andrwui; hita aminy hevitra taingina sy hevi-jaza eny ihany e, elah anie vao nitsiry izahay efa 2(roa) ravina e! :-D
15. halloween
(
24/04/2009 18:33)
de tena ho riatanlé capsat ny maimbovava marina laisany fa ataovy tokoa ny plus plus zany ! ho bebe ndray zany ny mpisera tsy ho hita eto tsony fa ho eny Anjanahary !
17. milamm
(
24/04/2009 18:48)
Oay,zavatra niainana sy nolalovana ireo t@ fiainampirenena izaho dia tsy hanamafy fa ao ireo izay niaina na tsy hiteny aza ireny vay maharary ireny mahalala ny fahamarinan\'ireo voalazako ireo nandritra ny revolisiona mena sy ny @ izao fotoana izao,tsy credibilite akory no andrasako eto na mamoha fota-mandry fa nisy ireo voalaza ireo ary ao tokoa ireo ireo olona vitsy izay porofo velona @ izany.Voaresaka mazana teo aloha ny nefa ny tantara dia nanambara t@ rehetra fano nisy io ilay tian\'i Manandafy ho lazaina eto ho an\'ny tany mahantra toa antsika ,ialako tsiny raha ataoko teny vahiny ny anazavana azy io,
cf.Edmond Jouves ,le droit des peuples
2 no tarehy @ microcosme politique nijoro nandritra ny 2001 nankaty dia,
-ilay capitaine de fregate izay fototry fampihorohoroana sy ny vono olona marobe tao amintsika i ratsy iraka
-ilay capitaine de l\'industrie teto @ ranomasimbe indiana sy Afrika toa an\' Atoa Ravalomanana(sanatria tsy midera azy aho nefa mbola tsy nadatsaka aina malagasy io lehilahy io)
Oh.kely omeko @ izany dia efa ary saina tsara toa ahy izay teraka taorinan\'ny boky mena izany i Oay raha nidina teny Mahazoarivo i J.Sylla(zanaky fototry ny padesm toa andratsy iraka)izay voatendry ho praiministra teny andalam-be haka ny primature,notsenainy miaramila sy ilay manamboninahitra nanaraka andratsy iraka( dia i Itpkl Gal Raymond Andrianaivo)tifitra vary raraka izy ny 16 avril 2002 ary 1 no maty 40 teo ho eo no naratra,anisany naratra moa ny tenany t@ izany ary nilaza ampahibe-maso izy fa tsy mpomba andratsy iraka nampidirina teny @ hopitaly vonjy maika,avy hatrany dia nisy namono voatifitra (miaramila mirongo basy)tao ampandrian\'ny hopitaly(reglement de compte??)izany no hasomparany politika @ herisetra atsoina hoetian\'i Manadafy ho lazaina izay nagalany oh. an\'i Voninahitsy J.Eugene

18. milamm
(
24/04/2009 19:05)
tsy milamm ela zany ry halloween manao resaka maivandoha be zany, =)) ireto TGV saribakolin'i ratsy iraka ireto izao no anisany mpanatanteraka ny famonoana ny malagasy hitampoko hitampirenena,tsy misy mihitsy irarahiako izay TIM fa ny fandriampahalemana ihany sy fitandrovana ain'ny malagasy no zvdehibe amiko,tsy ho ela less io a fa aza matahotra ela :-@
20. milamm
(
24/04/2009 20:48)
za ve ry fijo nahalala fa adala lery io ,noheveriko fa mipitsoka fotsiny :lol: