l\'instigateur du terrorisme a Madagasikara

21. bazylou ( 24/04/2009 21:48)
http://actumadagascar.blogspot.com/2009/02/7-fevrier-2009-le-massacre-de-la.html
22. Oay ( 25/04/2009 05:19)
Azoko tsara ny resak'i milamm fa ny tsy itovizantsika hevitra d izao:

Za tsy manaiky ny fanomezana toerana goavana be andratsiraka izay midika fa i Ratsiraka no nombril ny fiainampirenena Malagasy! Tsy i Ratsiraka no iza ka afaka hiteny fa rehefa tsy izy d tsy hisy handeha eto Madagasikara.
Azavaiko:
Ny filazan'i milamm fa matoa mikorontana eto Madagasikara d satria noho i Ratsiraka d raisiko ho fanindraindrana anazy izany ary azo eritreretina aza hoe i Ratsiraka mihintsy no mivohy an'io hevitra io entina hilazana @ vahoaka fa izy no izy ary izy irery ihany no mafy sy matanjaka ary manantsaina (ca le met trop en valeur alors que à mes yeux il n'a ni la capacité ni les qualités pour le mériter d'autant plus qu'il a déjà fait et a fini son époque)
Asa raha mazava @ milamm fa ny tiako lazaina d rehefa averimberina fa Ratsiraka nanao an'itsy sy iroa d farany ny andraisan'ny vahoaka anazy d hoe "Ratsiraka no mafy be" ka aleo izy no arahana satria izay tonga eo tsy hisy ahavita ninn rehefa tsy miaraka amindratsiraka (il ne faut pas lui accorder la valeur dont il n'en a pas)
d ilay campagne de dénigrement koa matetika miteraka victimisation an'ilay sujet ka mila asiana fetra!
Za ohatra d manana ny zavatra hitako hoe tsy mety nataon'i Ravalomanana fa na inn na inn d tsy manompa an'i Ravalomanana za, fa tsy hoe tsy tiana i Ratsiraka d lazaina fa ratsy iraka! amiko tsy attitude n'olona te ho responsable izany kanefa iny moa enao no mahita anazy!

23. milamm ( 27/04/2009 11:35)
1.mbola betsaka ny zavatra tsy araky Oay @ antsoina hoe "haute sphere politique", tsy tsotra sy tantara efa vita akory i ratsy iraka ary tsy azo atao ririnin-dasa tsy tsaroana,ny tsara de manadihadia aloha ny nahatonga antsika ho tsy milamm hatrizao satria ireo dia tsy nisy noforonina fa efa nitranga daholo ary jereo ny momba an'ilay atao hoe "DECAGON" ao amintsika sy i "Mr l'Afrique/George Serre"mitarika ny"AVANA" 2002/2009 ary ireo fehilomena sns dia hazava tsikelikely ny momba ity fototra nipoirany ity putsh ity(manomboka @ ravitaillement d'armes et munition et financement io resaka io),dia raha manampotoana koa dia alalino ny aboutissement logique-ny nomenklatura sosialiste ao amintsika 27 ans ka hatrizao,
24. ravonjison ( 27/04/2009 13:40)
[quote=milamm]
1.mbola betsaka ny zavatra tsy araky Oay @ antsoina hoe \"haute sphere politique\", tsy tsotra sy tantara efa vita akory i ratsy iraka ary tsy azo atao ririnin-dasa tsy tsaroana,ny tsara de manadihadia aloha ny nahatonga antsika ho tsy milamm hatrizao satria ireo dia tsy nisy noforonina fa efa nitranga daholo ary jereo ny momba an\'ilay atao hoe \"DECAGON\" ao amintsika sy i \"Mr l\'Afrique/George Serre\"mitarika ny\"AVANA\" 2002/2009 ary ireo fehilomena sns dia hazava tsikelikely ny momba ity fototra nipoirany ity putsh ity(manomboka @ ravitaillement d\'armes et munition et financement io resaka io),dia raha manampotoana koa dia alalino ny aboutissement logique-ny nomenklatura sosialiste ao amintsika 27 ans ka hatrizao,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2346