tandremo fa olona tsy manana hazon-damosina sy mpitsikilo

1. bazylou ( 24/04/2009 18:54)
ny pcn'olona le hoe XXX......... :-P :-P :-P :-P
novalian'i bazylou ny 24/04/2009 21:49
2. bazylou ( 24/04/2009 18:56)
sady mpitsara izy no tsaraina!!! asa inona no tena tiany atao ?? :roll: :roll:
3. tafondro ( 24/04/2009 19:04)
F'angaha misy zavatra maizimaizina afenina @ itony forum itony araka ny hevitrareo ? Tsy zara aza mitatatata milaza izay mety ho marina ,izay efa saro-tadiavina vé ,sa mbola hamafy lainga tsy hahatody volana ? izay anie no mahavoa ny sasany amintsika é ! tsy fahavalo tsy inona no hiresahana eto @ politika fa politikam- PIRENENA ! Momba an' iMadagasikara !!
4. xxx ( 24/04/2009 19:32)
mila diovina tana fa feno fafofakon'olona be loatra
5. fijo ( 24/04/2009 19:46)
ianao io izao no fako voaloany eto ko
6. xxx ( 24/04/2009 21:00)
i fijo no fako , zoridira fakofako-na-gasy tsy misy valeurany
7. bazylou ( 24/04/2009 21:49)
http://actumadagascar.blogspot.com/2009/02/7-fevrier-2009-le-massacre-de-la.html
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0508