Monja Roindefo navela
1. sitlo
(
24/04/2009 15:25)
Hoy i Monja Roindefo: Tsy misy mahazo mitokona aloha mandram-pilamina. Izay tsy mitombina velively.
Iza eto amin'ny serasera aza no miezaka mamoy an'io hevitra io?
Iza eto amin'ny serasera aza no miezaka mamoy an'io hevitra io?
novalian'i pyar24969 ny 25/04/2009 08:13
3. Noue
(
24/04/2009 15:46)
resaké fotsiny ny an'io goaika lahy tsisy anilavana azy io ee!! fa io rondefo io no iza no hibaiko zay tian'ny olona atao??? tssss :evil: :evil: :evil:
6. xxx
(
24/04/2009 16:02)
sitlo fantatro tsara ka fa mba te ahita lay site zah;zah zao tsy tim fa tena tsy tia maizina lay capsat miseho milay be iny sy ry tgv
12. Noue
(
24/04/2009 16:54)
xxx:zao vao hitako ! misy site hafa koa ity raha toa ka tianao ee!
noue mba omeo lien ny site tim hoe zah azafady
http://malagasyaho.blogspot.com/
13. ndenn
(
24/04/2009 17:13)
sitlo:
okay
TIM: http://www.tim-madagascar.net/
topmada: http://www.topmada.com/
Ok ra sitlo , iza ilay vehivavy interwievée ? Mba azonao omena ve ny anarany?
14. ravalotgv
(
24/04/2009 17:33)
tsss tifitra kely iny ve de hahafaty vorona miantona eny ambony hazo
sniff
tchrouff
vorona mihaninkazo
sniff
tchrouff
:@ :@ :@ :@ :@
sniff
tchrouff
vorona mihaninkazo
sniff
tchrouff
:@ :@ :@ :@ :@
15. halloween
(
24/04/2009 17:38)
Ny demony hanolokolo anareo TIM !!
sitlo;misaotra tompoko o! andriamanitra hitahy jehovah hanafosafo
16. ravalotgv
(
24/04/2009 17:43)
halloween:
Ny demony hanolokolo anareo TIM !!sitlo;misaotra tompoko o! andriamanitra hitahy jehovah hanafosafo
HIHIHIHI
SNIFF
TCHROUFFF
VONOIN NY TIM EO ELA FA ATAOVY NY CAPSATA NIE MORA MIVADIKA EE
SNIFF
TCHROUFF
:@ :@ :@ :@ :@
19. pyar24969
(
25/04/2009 08:13)
Malaza any Zimbabwe ndray r'izy mitsam a l'affiche de la Gazette Daily Zimbabwe....
RAVALO Mugabe and ANDRI Tsivanguirai