Monja Roindefo navela

1. sitlo ( 24/04/2009 15:25)
Hoy i Monja Roindefo: Tsy misy mahazo mitokona aloha mandram-pilamina. Izay tsy mitombina velively.

Iza eto amin'ny serasera aza no miezaka mamoy an'io hevitra io?
novalian'i pyar24969 ny 25/04/2009 08:13
2. xxx ( 24/04/2009 15:45)
izy tsy nisy nanakana nitokona koa ny olona no sakanany
3. Noue ( 24/04/2009 15:46)
resaké fotsiny ny an'io goaika lahy tsisy anilavana azy io ee!! fa io rondefo io no iza no hibaiko zay tian'ny olona atao??? tssss :evil: :evil: :evil:
4. xxx ( 24/04/2009 15:50)
noue mba omeo lien ny site tim hoe zah azafady
5. sitlo ( 24/04/2009 15:56)
xxx> entre pa, tsy ny TIM ihany no manohitra an'i TGV sy ny CAPSAT
6. xxx ( 24/04/2009 16:02)
sitlo fantatro tsara ka fa mba te ahita lay site zah;zah zao tsy tim fa tena tsy tia maizina lay capsat miseho milay be iny sy ry tgv
7. sitlo ( 24/04/2009 16:05)
okay

TIM: http://www.tim-madagascar.net/
topmada: http://www.topmada.com/
8. xxx ( 24/04/2009 16:08)
sitlo;misaotra tompoko o! andriamanitra hitahy jehovah hanafosafo
9. ravalotgv ( 24/04/2009 16:13)
i tgv role de i roindefo bandy

il bandit bien

snfff
tchrouff
:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
10. ravalotgv ( 24/04/2009 16:16)
HIHIHIHI
MIFAMPIANANIAMNGNINY NY GASY

HIHIHIHIHII =)) =)) =)) =)) =))
11. ravalotgv ( 24/04/2009 16:17)
VOALAZA ATSY AMBADIKA ATSY IO HOY I XXX

snifff
tchroufff
:@ :@ :@ :@ :@
12. Noue ( 24/04/2009 16:54)
xxx:

noue mba omeo lien ny site tim hoe zah azafady
zao vao hitako ! misy site hafa koa ity raha toa ka tianao ee!

http://malagasyaho.blogspot.com/
13. ndenn ( 24/04/2009 17:13)
sitlo:

okay

TIM: http://www.tim-madagascar.net/
topmada: http://www.topmada.com/

Ok ra sitlo , iza ilay vehivavy interwievée ? Mba azonao omena ve ny anarany?

14. ravalotgv ( 24/04/2009 17:33)
tsss tifitra kely iny ve de hahafaty vorona miantona eny ambony hazo

sniff
tchrouff

vorona mihaninkazo

sniff
tchrouff


:@ :@ :@ :@ :@
15. halloween ( 24/04/2009 17:38)
Ny demony hanolokolo anareo TIM !!
sitlo;misaotra tompoko o! andriamanitra hitahy jehovah hanafosafo
16. ravalotgv ( 24/04/2009 17:43)
halloween:

Ny demony hanolokolo anareo TIM !!
sitlo;misaotra tompoko o! andriamanitra hitahy jehovah hanafosafo



HIHIHIHI
SNIFF
TCHROUFFF

VONOIN NY TIM EO ELA FA ATAOVY NY CAPSATA NIE MORA MIVADIKA EE

SNIFF
TCHROUFF



:@ :@ :@ :@ :@
17. fijo ( 24/04/2009 20:12)
izao no fisainan'ny gasy sasany ka aiza isik ano handroso???
18. yonikafopl ( 25/04/2009 03:48)
fijo tsy handroso mandrakizay mintsy ra otranzao
19. pyar24969 ( 25/04/2009 08:13)

Malaza any Zimbabwe ndray r'izy mitsam a l'affiche de la Gazette Daily Zimbabwe....

RAVALO Mugabe and ANDRI Tsivanguirai
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1754