mandainga fotsiny kay no asan'i Tavatsoavaly
1. bazylou
(
22/04/2009 16:20)
L''Ambassade des Etats unis a annoncé qu'une rencontre avec Manandafy Rakotonirina n'est pas prévue. Les priorités de l'Ambassade et celles des autres corps diplomatiques sont la reprise du dialogue
Ary le oe ho miantso ny armée SADC ho tonga eto nefa ireo aza efa niteny fa tsy hisy armée SADC ho avy izany, ireo koa moa efa niteny fa tsy manana eritreritra hamerina an dravalo eto izany
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D

novalian'i patrick2002 ny 23/04/2009 00:54
2. xxx
(
22/04/2009 16:38)
tsy manana eritreritra hamerina andra8 fa hanery any tgv hamerina ny fahefana amindra8 :-D :-D
3. patrick2002
(
22/04/2009 16:42)
aoka hazava fa ny etats-unis ,dia tsy manohana an'i Ravalo ,fa ny fomb nidirany CAPSAT tamin'ity raharaha ity no mahatonga ny Etats-unis ,tsy manohana an'i Andry ,nefa koa tsy manohana gouvernement honoris causa ,
5. xxx
(
22/04/2009 16:47)
tsy manohana andra8 izy, tsy manohana any tgv koa, ary tsy hiara hiasa aminy tgv na hoviana na hoviana; mitaky izy ny hanaovana fifidianana alohany farany taona, ary fantany tsara fa mbola handresy le8! izay tohanany ankolaka :-P
6. patrick2002
(
22/04/2009 16:56)
efa niteny ny ambasadaoro etats-unis ,fa tsy manohana mpitondra mampifangaro ny fitondram-panjakana sy ny fitondrana societe izy ,tsy mifanaraka @ bonne gouvernance izany hoy izy
Ary aza adino ry saina poak'aty isany fa ny ambasadaoro ny amerika ,niaraka t@# charge d'affaire frantsay sy ny union europeen no nitondra an'i Andry nitsoaka raha handeha hanao descente tany Ambatobe ny EMMONAT ,ny helicoptere efa nisodisody teny ambatobe tamin'izay hijery fa sao dia mitsoaka i Andry ,nefa mbola nafenina i Andry nampidirina tany anaty fiara ny masoivoho amerikanina .
efa nampisotroana amanin'osy manko ianareo Ravalomananiste ireto ka voany fandrekirekena fa tsy mahatsiaro tena intsony.

7. xxx
(
22/04/2009 17:32)
kay tokoa mao ialahy mpiasany Andry radomelina taloha, hitako no fantatrialahy ami ny antsipirihany izay niseho tao ambatobe :-D :-D
8. BeraMuc
(
22/04/2009 18:14)
Ary mba tena fohy saina koa ity Rapa ity
a) ny relation Madagasikara sy USA tao aorian ny 2002 no nihatsara andro aman alina. Aza hadino ny mouvement 2002, iza no firenana nanampy ??
b) jereo ny accord bilaterale, projet usaid, millenium challenge etc ... eny hatramin ny fandefasana etudiant Malagasy mankany USA hianatra (bourse presidence, izay efa nisy foana taloha fa tsy nahazo mihintsy Madagasikara, satria nahoana ??)
c) raha ny fanafenana an i Tafatsoavaly indray, dia resaka vitan ny diplomates rehetra alohan iny resaka Ambatobe sy Lycee Francais iny ilay izy. Ary frantsa no nanaiky handray. Ny antony dia satria natahorana ny ra mandriaka sy guerre civile. Satria mialoha ary nandritra ny autoproclamation teo amin ny 13 Mai dia fantatra fa nisy (ary mbola misy io hatramin izao) olona voakarama sy nahazo mission ny hamono an i radomelina. Mba handotoana an i Ravalalomanana. Mitovy tanteraka tamin ny niseho teny Ambohitsirohatra
d) Halefaso ny saina hoe iza no ao ambadik izany !!! An isan ny sponsorn i radomelina ihany izy, mpanao politika ary ho avy tsy ho ela

9. ravalotgv
(
22/04/2009 18:44)
supposition daholo ireo fa mety ho marina anefa mety ho diso ihany koa fa tsy mihaninkazo ry zalahy
sniff
tchroufff
:@ :@ :@ :@ :@ :@
sniff
tchroufff
:@ :@ :@ :@ :@ :@
11. xxx
(
22/04/2009 22:44)
RATSIRAKA IZANY RY VONGANY ISANY A !!!!!!!MAZAVA BE . TTTSSSSSSSS!!!!
VONOY INY DIA MILAMINA NY TANANA.POINT.
VONOY INY DIA MILAMINA NY TANANA.POINT.
12. patrick2002
(
23/04/2009 00:54)
a) ny relation Madagasikara sy USA tao aorian ny 2002 no nihatsara andro aman alina. Aza hadino ny mouvement 2002, iza no firenana nanampy ??
2009 izao no resaka ,marina izany t@ 2002 ,asa namba fantatrao fa ny amerikanina (ambasadaoro ) no niaro voalohany an'i Andry ary izay no tsy nahasahiny Ravalo nanagadra azy .
eny hatramin ny fandefasana etudiant Malagasy mankany USA hianatra (bourse presidence, izay efa nisy foana taloha fa tsy nahazo mihintsy Madagasikara, satria nahoana ??)
momba ny fandefasana mpianatra malagasy hianatra aty amerika indray dia tsy misy hidirany fanjakana amerikanina io ,tsy bourse USAID ireo fa boursier privee entre ny FJKM sy antokom-pinoana iray aty USA ,manana universite any TEXAS io fiangonana io ary nifanaraka t@ FJKM mba hametraka emetteur na radio mahatratra erany afrique australe ary ocean indien ,ka ao madagasikara no tsara hametrahana azy ,takalony misy mpianatra malagasy 50 isa-taona halefa mianatra an'i TEXAS ,ny presenter-ny FJKM an'i Ravalo io projet io ka tonga dia nanaiky Ravalo ,ary dia noraisiny @ anarany ilay bourse.
Halefaso ny saina hoe iza no ao ambadik izany !!! An isan ny sponsorn i radomelina ihany izy, mpanao politika ary ho avy tsy ho ela
halefaso ny saina fa ianao tsy ho lasa filoha raha tsy misy mi-sponsor inona ny mahagaga an'izany ,fa iza no nanome boeing force one ilay voalohany an'i Ravalo raha vao tonga teo @ fitondrana izy ,iza no nanome mercenaire ,garde de corps an'i Ravalo ( jean marc ) raha vao nilatsaka hofidiana izy t@ 2001, Iza no nanome helicoptere 5 ho an'i Ravalo hanaovany propagande t@ 2001 ,vazaha sud africain tompony 45% action minier manerana an'izao tontolo izao izany no tompony action be indrindra ao @ sheritt ,manana mine an'i afrique du sud australie canada ,etats-unis ,Norvege ,botswana .
ary iza no ao ambadiky Andry TGV ,ireo operateur economique gasy rehetra niarany fanagejana nataony Ravalo ,ny groupe pray tompony KOBAMA ,ny operateur petrolier rehetra TOTAL,JOVENNA , groupe bourbon tompony geant score , groupe henry Fraise ,raha miteny ianao hoe Ratsiraka dia mety manome hevitra izy fa tsy misy vola amin'izany ,raha nanana vola Ratsiraka betsaka ny olona mbola hatokisany miohatra an'i andry .