NOVIZANIN'DRY TGV MAFY TAO I PENGVENDRANA DIA MANALA FO ETO
1. manelatra
(
22/04/2009 14:27)
Assumeo ny tsy fahaizana mitantana fa aza halefa any amin'ny hafa foana ny hadisoana fa manjary mirediredy eto
hongotanay hatramin'ny fakany ipng vendrana . ry capsat efa hiandry anao eny amin'ny kion-dalàna rehetra eny raha mbola manao avocat n'ny diable ianao
efa promesy nataony t@ mongab io

novalian'i xxx ny 22/04/2009 21:21
2. xxx
(
22/04/2009 14:30)
dada8 a! dada8 ! i dada efa tsy hiverina iny intsony efa niraikimpitia any @ io alehany io izy e ! efa manao sarindoha sy misikina lambahoany izy any
tsy manao afondrafindrao intsony fa mandihy mitsambikimbikina sy mitana lefona

3. xxx
(
22/04/2009 14:33)
olon-kendry mitandro ny arà-dalàna kosa ry tgv e !io ny fijeriko ny adi-hevitra eto
4. locl
(
22/04/2009 14:55)
adala nga zahay tsy mahita ny ataony, TGV ve! olona sady liandrà no be sarotaka ka sao mbola misy mila azy ihany eto Dago
5. xxx
(
22/04/2009 21:21)
Azafady ,azafondro !!!!!!!!!!!
Raha mbola haka partie na hifanasa vangy isika fa tsy hihevitra ny hitady vahaolana @ raharaham-pirenena de tsy hisy vokany.
ZAZA MBOLA HATERAKA no azo lazaina tsy manan-tsiny mendrika hitondra; nefa mbola oviana izany!!!!!
Aza mifandranitra fa aoka samy hanentana sy hitaona azy roalahy hifampiresaka . Maninona moa raha mitady olona NEUTRE avy amin'ny andaniny sy ny ankilany hanankinana ny fanomanana ny fifidianana. Ny hialàna @ krizy izao no laharam-pahamehana fa tsy ny fifandatsàna na ny fanamelohana ny antoko roa.
Misaotra @ fahendren'ny tsirairay.
Ny "cadeau" rehefa tsy raisin'izay omena azy de miverina amin'ny mpanolotra,
tahaka izany koa ny ompa sy ny ozona.
Aoka handinika isika!!!!!!!!!!!!!!!!!