dinika hoan'i madagascar eto paris

1. dofinois ( 22/04/2009 15:31)
Le Collectif GTT vous convie à une Conférence-Débats

Sur les Evénements à Madagascar


Autour d'un DINER
au
GHS
Grand Hotel Sénia
6 rue du Bas Marin - Orly

Le Vendredi 24 avril 2009
De 20H00 à Minuit

De minuit à l'aube : Animation GTT


Places limitées, réservation obligatoire jusqu'à Mercredi 22 avril à 00H00:

contact@collectifgtt.org :

Nom, Prénom, Téléphone, Nombre de personnes

Billets à retirer sur place

PAF: 25€ ou plus

A Votre Bon Coeur pour épauler nos Compatriotes à Madagascar

Etudiants: 17€
Enfants -8ans: 12€

GASY Tia Tanindrazana

[www.youtube.com]
novalian'i xxx ny 23/04/2009 07:01
2. xxx ( 22/04/2009 15:39)
25 EURO ou plus.....?????

tia tanindrazana tokoa, ary ny manankevitra fa tsy misy vola ahoana

aoka oa,e! itadiavam-bola daholo izao rehetra izao, raha tsy TIM tsy hahita fika toy izao.....


asio Strip tease
3. xxx ( 22/04/2009 15:50)
Places limitées ????
ntsô, fa iza no ni-limité ny places????

25 euro izany, efa ahazahoako mac morning salé , 2 big mac maxi avec steak 2 etages, avec chike caeser etc...

sa ahoana hoy ra-peguin , invité ko ialahy leitsy, sandwich grec ny an'la , ra-peguin , fa aza mandeha @ izany orly izany ...
4. xxx ( 22/04/2009 16:30)
izahay aloha dia hoany sady misy ambience be rehefa avy midinika ny hoavin'i madagascar, hanomeha participation izahay raha izay no fantratray hampiala an'i HAt io eo @ plasiny .Kely siçsa ry zareo an toerana kely sisa fa dia aza misalasala mankao site tim manao reservation
5. xxx ( 22/04/2009 17:26)
fa heverinareo fa maimampoana nga ty manomana diner anaty hotel ty

na any madagasikara na eto an dafy rehefa misy diner anaty hotel dia handoavam bola foana e

6. ravalotgv ( 22/04/2009 18:45)
misy vaoniny ve ao ary somary lafo ihany le izy
ary misy hazo hianihana ve ao
snifff
tchroufff
:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
7. fijo ( 22/04/2009 20:28)
mba asio aty marseille,fa lavitra be le any paris ko.25€ ny fidirana,mbol aeo koa ny frais lamasiny ,sao lafo loatra
8. xxx ( 23/04/2009 07:01)
tsy maninn io fa reveo, mafy zany very seza
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1386