Zay ny tadiavin'là ..
1. antiosymaint
(
20/04/2009 15:08)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
Mbola vo ray zay no maty ne n'lisany fa rehefa feno ny kaonty amin le 120 tgv maty de miresaka am osy mainty @zay ny HAT
Vive Andry Rajoelina
Mbola vo ray zay no maty ne n'lisany fa rehefa feno ny kaonty amin le 120 tgv maty de miresaka am osy mainty @zay ny HAT
Vive Andry Rajoelina
novalian'i ralevazou ny 21/04/2009 11:05
3. molota
(
20/04/2009 15:25)
HAT efa ho potika atsy ho atsy vé?? iza ko ny iresaka @zay HATay sa ahoana ny hevitr'y OSY FOTSY tany ankimbon-dreniny?? :-D :-D
4. locl
(
20/04/2009 15:32)
Inona kay ity "antiosymainty" fa mainty mbaminy tsinainy...... fatin'olony avy ka hifalina, ataovy foana e! Ialahy io no mandeha losifera voalohany
6. nancy
(
20/04/2009 16:13)
Jereo moa izany fisainana, hofenoina 120 izany ny maty??? enga anie ianao ka ho faty ao koa....tsy hoalevin-drajoelina ve ianao, hanaterany famangiana ny fianakavianao.
antiosymaint:
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
Mbola vo ray zay no maty ne n'lisany fa rehefa feno ny kaonty amin le 120 tgv maty de miresaka am osy mainty @zay ny HAT
Vive Andry Rajoelina
7. molota
(
20/04/2009 16:48)
ka izany miitsy anié no fanao n'ny FOZA ORANA é!! hanateran'ny TGVendrana vola tsirairay isam-baravarana hono! :-D :-D
8. xxx
(
20/04/2009 21:20)
antiosymaint:
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
Mbola vo ray zay no maty ne n'lisany fa rehefa feno ny kaonty amin le 120 tgv maty de miresaka am osy mainty @zay ny HAT
Vive Andry Rajoelina
Mitombo am-pitoerana koa izy izany ! 35 ity tonga 120 ! Miteraka angaha sa nasiana karibonetra !!!
