Tsara ny nifandraisan-dRa8 tamin'ny MFM
1. sitlo
(
17/04/2009 14:31)
Ny anisan'ny tena faux pas nataon-dra8 hatrizay dia ny fanantenana fa hiova ny mpanao politika malagasy rehefa mandroso Madagasikara. Nanantena izy fa tena ny hamompandroso an'i Madagasikara tokoa no tanjon'ireo fa noho ny tsy fahaizany no tsy nahavitany izany.
Nony taty aoriana anefa, nahatsapa izy fa tsy izany tanteraka, fa olona lany asa no betsaka ka mitady vola avy amin'ny fitondrana.
Dia namorona ny antokony izy ary olona tsy zatra ady no tena tao anatiny.
Soa fa nisy ity korotana ity mba nahitana tsara hoe iza no tsara dia iza no ratsy hatramin'izay ka hatramin'izao.

novalian'i ravalotgv ny 17/04/2009 21:38
3. bozyboleta
(
17/04/2009 14:41)
Ieee. Soa fa nisy ty korontana ity nahitana tsara hoe inona no tena tanjon'ny mpanao politika maro.
- Hanasoa marina an'i Madagasikara sy ny Malagasy ve?
sa
- Hitady seza, hijapy train (regarega :lol: ), hizahozaho, hameno paosy (@ le palitao efa navadibadika in-100)
Tsy misy ny tonga lafatra fa rehefa manakaiky ny mety kosa dia aleo izay toa izay hamono tena @ lamasinina fôpla.

4. patrick2002
(
17/04/2009 14:52)
Dia namorona ny antokony izy ary olona tsy zatra ady no tena tao anatiny.
Fa t@ taona firy no nitsangana ny TIM ?
naka olona tsy zatra ady i Ravalo satria ireny no hazony hatao gauche sy droite ,minoa fotsiny ihany hoy izy .
Miombo-kevitra aminao izao @ ilay hoe mpanao politika no fositra ,ary anisany izany i Ravalo ,Fa mba inona no nentiny Ravalo hanatsarana anio fositra mangeja ny mpanao politika malagasy io ? fitiava-tseza ,fangalarana .
Tsy izy vah? no nanampi-trotraka ,ary tafiditra tao anatin'io haretina mikiky ny mpanao politika io ,
Izay mihintsy no nialako t@ Ravalo raha ho tianao ho fantatra .Ary hanohanako an'i TGV ,mbola tsy afaka mitsara an'i TGV izaho hatramin'izao aloha.
5. Oay
(
17/04/2009 15:21)
sitlo:
Nony taty aoriana anefa, nahatsapa izy fa tsy izany tanteraka, fa olona lany asa no betsaka ka mitady vola avy amin'ny fitondrana.
Dia namorona ny antokony izy ary olona tsy zatra ady no tena tao anatiny.
Aza foronina ny tantara fa mba sitlo bic ihany no anoratana é! hihihi...
Ny marina d izao tratran'ny antsoina hoe folie de grandeur Ravalomanana! satria izao:
_Tafantsangana ny TIKO satria teo i Rakotovao Razakaboana (AREMA).
_Nihamafy ny TIKO satria niaro anazy i Ratsirahonana(AVI)!
_Nahazo ilay position de monopole ny TIKO satria nanampy azy tamin'izany i Pierrot Rajaonarivelo(AREMA).
Noho izany d tsy maintsy natsangana ny TIM satria fantatr'i Ravalomanana tsara fa raha tsy teo @ fitondrana ireo olona notanisaiko etsy ambony ireo d gadra lava no sahaza an'i Ravalomanana ka mba hanamafisany ny arofanina ahafahany miaro ny fananany d nisafidy ny nirotsaka @ fanaovana politika izy na d tsy ananany fahalalana aza izany.D izao ny fiafarany!
Misy teny any ho any manao hoe:"Ny azo tamin'ny makarakara d mivoaka @ kilaodaoka é!"
6. zandikely
(
17/04/2009 15:46)
Mampalahelo raha ity crise nahamoizana ain'olona maro sy ny fahapotehana firenena no lazaina fa SOA.
IZAO NAMOIZANA AINA BE IZAO, SY NY FAHAPOTEHANA LAZAINA FA SOA
MBA LANJALANJAO IANY NY ZAVATRA LAZAINA!

7. tsiafoi1
(
17/04/2009 15:55)
Tamin'ity krizy MAFANA ity tokoa anie vao nampitipitika ny parasy ny kongona sy haofotsy niafina antsisin-damba rehetra tany nipongatra aby fa tsy nahatanty ny hafanana e.
Ny Filoha Ravalomanana koa aloa tena diso tambanivohitra be lamba loatra ka nikosona tamin'izao rehetra maloto sy masison'ny hadalana rehetra zao. Zao tsy vitan'ny nifindran'ny loton'ny sasany fa voatery nanifi-damba. Tsara ihany aloa le izy fa zao afaka tsara ry kantsetsitra isany, ary nipongadra nivoaka tany aby. Ny mamotsitra azy sisa atao... Rehefa avy manasa lamba

8. ravalotgv
(
17/04/2009 16:47)
KA NY TANJONA ANIE DIA NY HANAMPOTEHINA NY MALAGASY EEE DIA MBOLA TSY TONGA SAINA IHANY RETO GASY KELY RETO TSSSS AIZA KOA NO MISY OLONA HAMPANDROSO NY MALAGASY ZANY NY GASY AZA MISY TSY TIA GASY KO HIANDRY AN IZA EO :-D :-D :-D :-D
9. xxx
(
17/04/2009 17:31)
Ra8 dia tsy mba tia ireo ol mpijapy. Betsaka tamin'ireo nanampy azy tamin'ny 2002 no tsy nahazo toerana ministra sns. Tsy mba tia miaro ireo namanamana rehefa manao fôpl ny akama. Omeny anao ny fitaovana rehetra hampandrosoana ny firenena saingy rehefa tsy mahomby ianao dia voasaotra. Tsy marina ve izany ?
10. Oay
(
17/04/2009 17:42)
Ny tena marina fantatra aloha d izay rehetra manakatsakana ny lalana alehan'i Ravalomanana d anamboarana dossier d any Tsiafahy!
D Ny marina ihany koa d izao tratran'ny antsoina hoe folie de grandeur Ravalomanana! satria izao:
_Tafantsangana ny TIKO satria teo i Rakotovao Razakaboana (AREMA).
_Nihamafy ny TIKO satria niaro anazy i Ratsirahonana(AVI)!
_Nahazo ilay position de monopole ny TIKO satria nanampy azy tamin'izany i Pierrot Rajaonarivelo(AREMA).
Noho izany d tsy maintsy natsangana ny TIM satria fantatr'i Ravalomanana tsara fa raha tsy teo @ fitondrana ireo olona notanisaiko etsy ambony ireo d gadra lava no sahaza an'i Ravalomanana ka mba hanamafisany ny arofanina ahafahany miaro ny fananany d nisafidy ny nirotsaka @ fanaovana politika izy na d tsy ananany fahalalana aza izany.D izao ny fiafarany!
Misy teny any ho any manao hoe:"Ny azo tamin'ny makarakara d mivoaka @ kilaodaoka é!" io ihany koa d marina tsy misy ady hevitra!

11. fijo
(
17/04/2009 21:29)
izao aloh amazava hoe iza daholo no mpitady toeran afotsiny e,na dia toeran amandalo aza dia hijapina sitrany ahay
12. ravalotgv
(
17/04/2009 21:38)
deba tsy manome vola fa mitady hody hilevona fotsiny sisa soa ihany fa mbola patriote lery na de zany aza an aleo maty antanindrazana toy izay mahantra antanin olona :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: