tsy ho avy iJohnny hallyday noho n vono olona nataon TIM iny
1. KALACK
(
17/04/2009 10:56)
Noho iny vono olona nataon dravalomanana teo Ambohitsirohitra tamin'ny 7fevrier iny dia manome tsiny 100% an'i Ravalo i Johnny Hallyday ary manozona azy mihitsy le ngama fa olona tsy vanona mpamono olona hoy izy ! ka noho io vono olona be nataon dravalomanana sy nareo TIM tamin'ny 7fev io dia tsy ho avy eto Madagascar akory izy fa maimbo tanteraka i gasikara noho io , responsables faharoa ny TIM rehetra raha tezitra ny pokna noho izay antony izay ka mifontana sy miraotaka
novalian'i xxx ny 17/04/2009 16:20
2. xxx
(
17/04/2009 10:58)
tena vao tonga andrywui dia iny koa kalack dia indro koa i halloween :@ :@
3. penguin
(
17/04/2009 10:59)
Ny adalan'i TGVendrana no nandefasany olona ho vonoina teny ary ireo miaramila teny efa miaramiasa @ TGVendrana. ONGOTANAY TGVENDRANA ARY MIALA
5. KALACK
(
17/04/2009 11:06)
Tsy mis hitovizako amze wuiwui nlah sy haloween nlah any lety fa aza mampieson vahoak eto elah ry xxx a, noho n adalanareo ihany zao d tsy ho avy i Jhonny , de inon zao no vitanareo rah hifotanan'yn olona nareo ??
6. penguin
(
17/04/2009 11:13)
Tsy raharahan'nem izay Johnny any fa ny FANONGOTANA tgvendrana izao no mahavariana.
7. andrywui
(
17/04/2009 11:18)
Ho lagy amin'ny TIM zao ny pokna tokony ahita Johnny de ho voatifitra fanindroany ndray ny Tim fa vendrana xbe loatra ko !!! Johnny tsy ho avy anie tsy olana e!! fa ny baraka be sy ny pokna mba xte hiala voly no mampalahelo !! ialahy mahita foana aty France anie fa ny Malagasy zany tsy mba mendrika ahita ???? sa Penguin ihany no olon fa xny rehetra hazo daholo ??? TIA TENA !! tsy tia olona ,, mpanavakavka !! mpanambany olon !! de ny toetran dravalo mihitsy no azonareo zanany TIM ireo tay aoriana ah !!!
8. andrywui
(
17/04/2009 11:18)
Ho lagy amin'ny TIM zao ny pokna tokony ahita Johnny de ho voatifitra fanindroany ndray ny Tim fa vendrana xbe loatra ko !!! Johnny tsy ho avy anie tsy olana e!! fa ny baraka be sy ny pokna mba xte hiala voly no mampalahelo !! ialahy mahita foana aty France anie fa ny Malagasy zany tsy mba mendrika ahita ???? sa Penguin ihany no olon fa xny rehetra hazo daholo ??? TIA TENA !! tsy tia olona ,, mpanavakavka !! mpanambany olon !! de ny toetran dravalo mihitsy no azonareo zanany TIM ireo taty aoriana ah !!!
9. Mirananirina
(
17/04/2009 11:18)
manome tsiny 100% an'i Ravalo i Johnny Hallyday ary manozona azy mihitsy le ngama fa olona tsy vanona mpamono olona hoy izy !
inona moa no idiran'i Johnny aminy politika gasy????????????Ny azy double(Français sy belge)ary tsy hidirany na kely aza.
tsy ho avy izy fa mikorontana i madagascar dia izay.Na gasy aza tsy ho any amin'izao ,nefa gasy :roll:
10. andrywui
(
17/04/2009 11:22)
Angah le tsy fankanesany aty maninnn !! fa le firenena mlagasy voatonotonoinnn sy ny Filohan'ny tena hoe mpamono olona sy mpitsentsitra firenena no alainy baraka eee!!! soa aaloha fa efa niova e! saika oaiaka be teo lay M/car !!! zao afaka valiana tsara ze miteny oe efa tsy xhita faty xiny ee!! efa niozonan'ny nataony de tsy hita ze nalehany
11. penguin
(
17/04/2009 11:30)
Ngah tsy voantonitonina i Madagasikara tamin'ny fiomanana andraisana ny fihaonam-be Afrikana ary nahazoany fanampiana nefa io rava io. Nilaza ny tgvendrana hoe fandaniana vola sy tsisy ilana izany nefa vao tafiditra i andry tgvendrana dia nilaza fa vonona ny handray indray. NOny hoe tsy mety intsony vao nanaratsy sy nilaza tsy mila.
EFA VITAN'I JOHNNY HIRA VE NY TGV TENGENAN'NY MALAGASY ?
Train à Grande Vitesse tsisy fa mampatory mitsangana sa izany no lesona hita any Frantsa ? Mamahandalitra izany vé ?
EFA VITAN'I JOHNNY HIRA VE NY TGV TENGENAN'NY MALAGASY ?
Train à Grande Vitesse tsisy fa mampatory mitsangana sa izany no lesona hita any Frantsa ? Mamahandalitra izany vé ?
12. halloween
(
17/04/2009 11:33)
Soa aloha marina fa efa tsy Filoahan'ny Malagasy tsony Ravalomanana fa tena danz zany kléé annn
13. locl
(
17/04/2009 11:44)
LAINGA BE OOOOOOOOOOOOO, JHONNY TSY HANDEHA DAGO SATRIA NAKOROTANY TGV NY FIRENENA.
SADY IZY KOA ANGE TSY MANAMBOLA E! NITSOAKA TATY SUISSE INY TEO FA NANDOSITRA NY FISC FRANCE, DIA NIVERINA FRANCE INDRAY REHEFA LANY SARKO.
ALEO TSY HO AVY DAGO FA TSY MBA MODLY TSARA AKORY,
TGVEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEENDRANA
SADY IZY KOA ANGE TSY MANAMBOLA E! NITSOAKA TATY SUISSE INY TEO FA NANDOSITRA NY FISC FRANCE, DIA NIVERINA FRANCE INDRAY REHEFA LANY SARKO.
ALEO TSY HO AVY DAGO FA TSY MBA MODLY TSARA AKORY,
TGVEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEENDRANA
14. halloween
(
17/04/2009 13:53)
Rersaka efa ela les iny resak fisc an Johnny iny a! fa jereo ny vaovao de ho fantatrelah marina fa noho i Ravalo namono olona marobe tam 7 fev iny no nampihemotra sy nampalahelo ny olona rehetra eran zao ttlo izao ! de manohana ihany TIM
15. xxx
(
17/04/2009 16:20)
NALAHELO NY OLONA ERANIZAO TONTOLO IZAO KOA MANINONA NO TSY NANAIKY ANY TGV? NILAZA DAHOLO FA COUP D ETAT! :-D :-D
