Ravalo a ! ty dotandrokao re !

1. essera ( 17/04/2009 11:39)
Ahoana re raha mba averina aminy daholo ireo noteneniny :

- Tsapao aloha ny hery vao mifanandrina ? ty mis serveta mba fafao io maso efa tataka be io.
- Mbola tsy hary elatra anie aho ravorona ka te hanidina ? Ataovy eo ary ho ny fomba fanidin'ise ra8. hi hi hiiiiiiiii

Ny fomba fiady farany sisa izao dia ilay : "TAZOMY AHO FA MATIKO IO ".
Raha za nareo avotsotra fa tsy mety hangina eo mihitsy io raha mbola tazominareo ry abonné-n'Ambohijatovo. Efa totohondry firy no miandry an dadan'lisany (dossiers), mbola aroso ihany.

Io les raAndry kitio amin'ny akihibe hidaboka any fa tsy misy hatoriana.

fffouuuuuuuuuuu (oay léaza, nga ty mamo be toa nazeran rivotra fotsin).
:-D :-D :-D :-D





novalian'i fijo ny 17/04/2009 21:47
2. Mirananirina ( 17/04/2009 11:46)
marina ve hahahaah
3. essera ( 17/04/2009 12:02)
yééééééé
4. essera ( 17/04/2009 12:12)
yééééééééééééééé ry Mirananirina
5. Oay ( 17/04/2009 12:20)
Mirananirina:

marina ve hahahaah


inn mampimé ranabavy Mirana a! mba zarao é!


6. Mirananirina ( 17/04/2009 12:27)
ilay filazan'i essera azy e ry Oay
inn mampimé ranabavy Mirana a! mba zarao é!
yééééééééééééééé ry Mirananirina

zao ve tsy hampihome
7. BOYSGOSS ( 17/04/2009 12:41)
:-w :-w :-w :-w :-w :-w
Tena misy karate vava mintsy ato amin'ireto TGv ireto indrindra i essera,
Misaotra vao voaray ilay fampianaranao tary ambany ry essera ah saingy "TSAPAO ALOU NY HERINAO VAO MITENY SY MIADY HEVITRA"

Rehefa importé entana enao (ohatra matiere premiere na equipement ilaina amin'ilay centrale JIRAMA nirehitra iny) dia inn no vola ampiasainao ? (2/10)

Raha exporté enao dia inn no zavatra eto madagasikara ilain'ny any ivelany ? ary iza no acteur de production voalohany amin'izany ? (3/10)

Eo amin'ny atao hoe flux monetaire na koa ny inetrchange moa ve mba balance ve io amin'izao HAT ary mba manana solution ve izy ?? (2,5/10)

Inona amin'izao ny condition apetraky ny mpamatsy vola mba hisian'ny famantsim-bola, devise mazava ho azy ?? (0,5/10)

Mahalala tsara enao fa TGV no nahatonga ny mpamatsy vola tsy hamatsy intsony ka moa ve ianao siora fa raha hatsahatray ny tolona dia ahazo vola TGV (bonus note omena hanao fotsiny ito 2/10)
:@ :@ :@ :@ :@

Farany tsy specialiste ara-toekarena zah satria tsy nanao INSCAE na IMGAM na DEGS na ISCAM fa tany @ POLYTECH nefa afaka manome fahafampo anao @ adihevitra ka arosoy,
8. Mirananirina ( 17/04/2009 12:47)
Tena misy karate vava mintsy ato amin'ireto TGv ireto indrindra i essera,

Boy a,catcth ka,mpanao io aho manko hahaha :lol:
9. Mirananirina ( 17/04/2009 12:49)
Diso aho fa catch e
10. BOYSGOSS ( 17/04/2009 13:00)
Mirananirina:

Tena misy karate vava mintsy ato amin'ireto TGv ireto indrindra i essera,

Boy a,catcth ka,mpanao io aho manko hahaha :lol:

Oh ry Mi ah ! ka diso adresy zany essera fa tokony any @ RAW na SMACKDOWN izy no hiditra fa tsy forum-serasera fa hany misy adva sahaza azy
:-D :-D :-D :-D :-D
11. Mirananirina ( 17/04/2009 13:05)
boy izay indrindra e;nefa mety azo ampiasaina kely eto io catch io a.
ohatra:
mirana#salopard
mirana#Kalack :lol: :lol: :lol:
tsy mety kosa raha
mirana#boysgoss an sa...........
12. isalo ( 17/04/2009 13:15)
Mirananirina:

boy izay indrindra e;nefa mety azo ampiasaina kely eto io catch io a.
ohatra:
mirana#salopard
mirana#Kalack :lol: :lol: :lol:
tsy mety kosa raha
mirana#boysgoss an sa...........




:) :) :) :) :-* :-* :-* :-*
13. BOYSGOSS ( 17/04/2009 13:21)
Samy zanak'i Dada sika sy Mi kah ka sty hisy mintsy ny hoe mirana#boysgoss
sa ahoana .... :oops: :oops: :oops: :oops:
14. xxx ( 17/04/2009 13:33)
essera >>> mifankaiza @ ireny loham-boto nataon'ny TGV ireny e , radio no nakatona dia fanjakana no ravàna !! Samia mahataty fa samy be vava rehefa samy hanao loham-boto

Avoahy aty ODON hanaovanay azy miaraka @ SADEC ... Monseinera foana !!!
15. ifiona ( 17/04/2009 13:38)
hummm

Boy+ Mi= (l)


:miam:
16. Mirananirina ( 17/04/2009 14:40)
Samy zanak'i Dada sika sy Mi kah ka sty hisy mintsy ny hoe mirana#boysgoss
sa ahoana ....
zay indrindra
hummm

Boy+ Mi=

Ifiona,tsy izahay irery , fa ny rehetra ato mihitsy ka,izany hoe izay mitovy hevitra e
17. xxx ( 17/04/2009 20:54)
ra8 efa niongotra hatramin'ny fakan'ny hadàlàny sy ny hadondronany

tsy misy alahatra intsony io

vita matavy dossier tsy dossier intsony

fatapoko fatapirenena ny haratsiany fa mpanala baraka olona loatra " international"mihintsy :^)
18. ravalotgv ( 17/04/2009 21:04)
Mirananirina:

Samy zanak'i Dada sika sy Mi kah ka sty hisy mintsy ny hoe mirana#boysgoss
sa ahoana ....
zay indrindra
hummm

Boy+ Mi=

Ifiona,tsy izahay irery , fa ny rehetra ato mihitsy ka,izany hoe izay mitovy hevitra e


lasa mifampipeka ny zanak i rabain loza

:-D :-D :-D :-D :-D
19. fijo ( 17/04/2009 21:47)
mampiomehy tokoa anie ny maheno an'i augustin mba mampitandrina ny radio mada hoe manakorotam panjakana e????ary ny viva nanao inona???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1563