Mba hatsaharo ty fanambaniana olona ty ry Penguin a!

1. halloween ( 17/04/2009 14:07)
De io toetran'lah io mihitsy ry Penguin no tena toetran dravalomanana ,,! manambany olona manao z'inona ny olona ze miresaka na mifamaly vava aminy , de io fanambanian'olona sy fanaovana ny olona ho ambany sy tsisy dikany io ve ry Penguin TIM no mba tena hitanlah fa hevitra handresena lahatra olona ??
répondu par ravalotgv le 17/04/2009 21:02
2. patrick2002 ( 17/04/2009 14:16)
zany no fitaizana hazony tany @ dadany kou ! :-D :-D
rehefa avy eo dorany olona ny fananany vao hoe foza orona ah! foza orona.
3. penguin ( 17/04/2009 14:21)
tgvendrana miala. adidin'elah ngah ny fanambaniana fanaon'elah ny dadanay hoy elah sa rehefa misioka elah dia voromanga ?
4. halloween ( 17/04/2009 14:22)
alao lesy hanao ihany Ra-pa a! ahita ny tena pire mihitsy rzalah reo , alefaso dinika manokana les rapa le kozinlah aoa ambany ao manome ny lisitry ny fananan'ol sy ny tanin'olona norobaindravalo a , de ze mahalala rehetra manoratra ao daholo , alao ho afabaraka any
5. penguin ( 17/04/2009 14:24)
ONGOTANAY TGVENDRANA na faly elah na tezitra any Canada izy izay ny iray. Hihihi
6. Mirananirina ( 17/04/2009 14:46)
Samy manambany izay tsy tiany izao no lalana e :lol:
7. Havantsika ( 17/04/2009 20:50)

Aza mananatra ny mpaniratsira fa ho halany foana fa ny hendry no anaro dia ho tiany ianao, hevitra omeko izay vonona handray izany io

Izay ao am-po tsy maintsy lazain'ny vava ary vita rakitra an-tsoratra aza ka tsy mahagaga raha tsy laitra tenenina izay manana toetra manambany olona.

Mila olona mivoatra ny firenena, raha tsy izany dia hilentika foana
Tadidio anefa fa mbola azo atao ny miova toetra raha manaiky ny Tompo Jeso izay mahay izany .

Mba saino ity hafatra ity fa mety sady voalohany no farany ho anao
Ny havanao ihany no manoratra e!

Misaotra namaky sy hamaly




8. ravalotgv ( 17/04/2009 21:02)
tokony vonoina ve zany ra8 fa nanambany reo zay nahatsiaro ambany 8) 8) 8) 8) 8) 8)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2496