Ho avy amin' sabotsy ane hon i dada e! nef toa ts sahy ndray

1. halloween ( 17/04/2009 10:51)
Efa tapaka teo amin'ny firenena hilelafany tongotra tao , fa hoe alefa hody i Ravalomanana ny asabotsy zao ka nampihomana mialoha ny TIM izy ny herinandro teo , izao anefa dia tsy sahy indray hono izy sao de vitain'ny CAPSAT eo sady tsy mbola mahatoky ny miaramila malagasy rehetra izy na BANI na BATAK , na BANA ,....ka niangavy ny miaramilan'ny SADC mba hiditra eto hiaraka aminy sady hiaro azy , tsy nety koa anefa ireo miaramila izay saika hiaraka amin'ny solontenan'ny SADC tamin'ny alarobia teo ka de niandry vasoka ny rariny ao fotsiny zany i dada !
répondu par pikatti le 18/04/2009 16:32
2. xxx ( 17/04/2009 10:57)
I DADA EFA ETO DAGO E OHATRANY NANDEHANAHY INY IHANY NO HIVERENANY :-D :-D :-D
3. KALACK ( 17/04/2009 11:00)
aza mampiesona xxx fa ts mbol et zan dada a, mataoatr maf ar iz n hiditr et fa tong hon d Tsiafahy no miandr az de naleony any ihany , mbol any ivelan izy
4. penguin ( 17/04/2009 11:18)
tgvendrana kalack rora fa tsisy vatana TGV eto Madagasikara. Tsy vita ny TGV miala any Faradofay tonga any Antsiranana dia ny Air Mad no anaovana fitsidiham-paritra sy hamporisihana ny Malagasy samy Malagasy hiady. ONGOTANAY NY TGVENDRANA
5. Mirananirina ( 17/04/2009 11:20)
Any Madagascar izy re ka ho avy aiza indray??????????????? :roll: :-D
6. bazylou ( 17/04/2009 11:23)
ie izaho efa nitondra tavim bonikazo sy voatabia ary ............. atoraka an'i lery ke!! :-D :-D :-D
7. andrywui ( 17/04/2009 11:25)
Vakio koa xny gazexty ny ze presse rehetra hitanareo tokoa wfa tsy ho avy eto M/car zan ony ravalo e!! tokony hoe amin'ny sabotsy zany izy no prevu ho avy fa noho izy tsy manana mpiambina manokana manaiky hiaraka aminy de naleony ihany izy nilamn any amze nisy azy any
8. halloween ( 17/04/2009 14:20)
sady na ho avy eo aza izy ka tafiditra antsokosoko zan tsy ho roa andro na telo ihany ve no mety hipetraka tsy ho hita de hifarimbonan'ny olona hanaovany fitsarambahoaka eoi dadanareo ry reto
9. pikatti ( 18/04/2009 16:32)
nivadibadika be tato ndray le tgvendrana isany reto
andrywui=halloween=kalack ntsooon :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0511