CEMGAM Andre Ndrianarijaona mba misaina ve aloha e?
1. lemenakely
(
17/04/2009 10:34)
Ny CEMGAM na ny Chef d ' Etat Major General des Forces Armees Malgache , izay etsy Andohalo no misy azy , ary ingahy Ndrianarijaona Andre no nanery ilay teo aloha hiala raha tadiditsika tsara.
Ny zavatra mba nampieritreritra ahy dia ny teniny hoe tsy ekena ny fidiran ny miaramila vahiny hitsabaka ny raharaha malagasy , ary raha misy te hitsapa an izany dia manana fitaovana ampy ny tafika malagasy !...
Mba mieritreritra ve ilay rangahy vao miteny an izany?
Sa dia ny hampiditra ny firenena @ kizo no tadiavina ?
N importe quoi!

novalian'i fijo ny 17/04/2009 22:01
2. vilambava
(
17/04/2009 10:36)
Tena misaina izy ka. Fa hafa kely ny azy no misaina ny an'ny olona ny L no misaina fa ny azy ny V no ampisainina......
3. bozyboleta
(
17/04/2009 10:45)
Misaina izy kah. Fa diso siekla fotsiny.:lol:
Ireny le tsy mba nandalo sekolin'ady fa miaramila teo ambony latabatra foana dia lany andro misotro ao @ messe sy manao rassemblement, dia tsy maharaka intsony hoe ny an'ny hafa ange efa zavatra hafa no resaka.

4. Noue
(
17/04/2009 10:46)
lemenakely:indrisy fa raha tena jerevana sy tena dinihina ny zavatra nolazainy dia tsy mendrika ahazo io toerana io mahintsiny izy eee
Ny CEMGAM na ny Chef d ' Etat Major General des Forces Armees Malgache , izay etsy Andohalo no misy azy , ary ingahy Ndrianarijaona Andre no nanery ilay teo aloha hiala raha tadiditsika tsara.
Ny zavatra mba nampieritreritra ahy dia ny teniny hoe tsy ekena ny fidiran ny miaramila vahiny hitsabaka ny raharaha malagasy , ary raha misy te hitsapa an izany dia manana fitaovana ampy ny tafika malagasy !...
Mba mieritreritra ve ilay rangahy vao miteny an izany?
Sa dia ny hampiditra ny firenena @ kizo no tadiavina ?
5. rabingogilabanga
(
17/04/2009 11:08)
- congo Zaire miady antrano, membre ny SADC, tsy misy miaramila SADC any
ka ahoana no hiditra eto ny SADC, @ izay gasy toa anao no hampiditra izany eto, nefa ny ady antrano tsy misy
-Zimbabwe no be korontana indrindra sady membre ny SADC: nilamina ihany entre tsivangeray sy mugabe,
ahoana ny Zimbabwe mahavita milamina entre izy samy izy , ka ahoana isika no hitady vahiny hampiady antsika;
de ahoana no fijerin'ny afrikanina antsika.
RAHA MIADY LOVA AMINAO NY RAHALAHINAO, HANKA OLONKAFA IANAO HAMONO AZY???
farafaharatsiny torinao @ tribonaly izy, fa tsy ho vonoinao hitadiavanao vahiny hanampy anao
ireny demarche ataon'ny pro-RAVALO mankany @ quai d'orsay, na mankany @ ambassade ireny ireny mety tsara mihintsy
LE LINGE SALE SE LAVE EN FAMILLE
6. Oay
(
17/04/2009 13:14)
rabingogilabanga:
- congo Zaire miady antrano, membre ny SADC, tsy misy miaramila SADC any
ka ahoana no hiditra eto ny SADC, @ izay gasy toa anao no hampiditra izany eto, nefa ny ady antrano tsy misy
-Zimbabwe no be korontana indrindra sady membre ny SADC: nilamina ihany entre tsivangeray sy mugabe,
ahoana ny Zimbabwe mahavita milamina entre izy samy izy , ka ahoana isika no hitady vahiny hampiady antsika;
de ahoana no fijerin'ny afrikanina antsika.
Raha azoko tsara izany izao kozin'i rabingo izao d efa mirefarefa @ tany isika satria isika natao ho alain'ny afrikanina tahaka indray ity no nanondrana an!