Politika
xxx
(
16/04/2009 15:48)
araka ny fantatra dia efa i manadafy no premier ministre ary efa sahy mipoitra ireo militaire legaliste teny ambohijatovo en tenu .Efa ho madiva ny tantara e :* :* :* ...
tohiny
novalian'i fijo ny 16/04/2009 19:43
sitlo
(
16/04/2009 13:58)
Tsy mbola hitako mihitsy izay mba vitan'i TGV hatramin'ny naha-maire azy ka hatramin'izao.
Akoatra ny fanimbana aloha mazava ho azy....
tohiny
novalian'i sitlo ny 17/04/2009 14:12
penguin
(
16/04/2009 13:33)
U.S. Condemns Coup d'Etat in Madagascar and Suspends Non-Humanitarian Assistance
Robert Wood
Acting Department Spokesman, Office of the Spokesman
BUREAU OF PUBLIC AFFAIRS
Washington, DC
March...
tohiny
novalian'i penguin ny 17/04/2009 06:01
BOYSGOSS
(
16/04/2009 13:19)
Manandafy RAKOTONIRINA no PM ny Repoblikan'ny Madagaskara, tsara ny safidy satria tsy "homme d'affaire" tahaka an'i Monja ROINDEFO ary olona manana traik'efa @ politika ka tsy azo lalaovina no manana ...
tohiny
novalian'i fijo ny 16/04/2009 20:06
penguin
(
16/04/2009 13:07)
Izay namono ny voay hoy le rangahy tao amin'ny radio no miravaka ny vanginy. Ireo Ministera tsy fenon'i roindefo hono no hozarain'ny TIM sy AREMA. Ny voay tsy mbola maty ka hindramina ngamba fa tsy la...
tohiny
novalian'i tataka ny 17/04/2009 11:53
Noue
(
16/04/2009 12:00)
ahoana aza zany ee ?? nagalarin'zalahy indray ny vola [b]200 millions d’ariary en 1 semaine dia oe 10 millions d’ariary ont été utilisés pour la retransmission en direct de l’installation du...
tohiny
novalian'i Noue ny 16/04/2009 20:49
xxx
(
16/04/2009 11:53)
DE nomena tsiny I TGV fa hoe dinosaure no betsaka.
izao ka MANANDAFY NO PM ny sasany
De ahoana io ??? AUSTRALOPITHeQUE sa neenderthal
satrobory hono no toa hoe tsahoana ho president ny senat...
tohiny
novalian'i fijo ny 16/04/2009 20:38
ravatorano
(
16/04/2009 10:44)
Amizao dia efa misy ny vokatramiakatra ary efa valasira na asotry na fararano ny tantsaha eny ambanivohitra eny.
Miahiahy nefa izy ireo nohon'ny vidin'ny vary amin' izao fotoana izao izay aely tokoa ...
tohiny
novalian'i fijo ny 16/04/2009 20:35
rabaradaka
(
16/04/2009 10:18)
Iza moa i Ambroise RAVONISON?
Legionnaire tany Frantsa izy sy ny rahalahiny atao hoe Lava, saingy maty voatifitra ilay rahalahiny noho ny fanendahana nataony tany Frantsa ihany.
Mipetraka eny @ Ci...
tohiny
novalian'i fijo ny 16/04/2009 20:44
Noue
(
16/04/2009 09:30)
Fa ahoana ihany aza ity HAT ity ee ?? aiza ve ka zay mihetsika rehetra dia mahazo menace daholo?? zany ve ilay notatatataina foana oe [b]democratie ???[/b] izany ve ilay notatatataina tsisy farany oe ...
tohiny
novalian'i fijo ny 16/04/2009 20:48
Oay
(
16/04/2009 08:57)
Eny fa na d mbola tsy teraka aza ny tenanay d notantaraina fa ny Jiolahimboto namorona ny fidinana andalambe teto Madagsikara d i Manandafy Rakotonirina!
Mbola voalaza ihany koa anefa fa d i Manandaf...
tohiny
novalian'i Oay ny 17/04/2009 08:28
namanabe
(
16/04/2009 08:50)
mbola ho ampiasaina ihany ve izy iny e! aleo kosa izy mbà hala sasatra dia i manadafy mihintsy asaina mitondra...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 16/04/2009 11:15
sadeky
(
16/04/2009 08:40)
11:30 - D’après le Swazi Observer, Marc Ravalomanana va revenir à Madagascar cette semaine accompagné d’une délégation de hauts diplomates de la SADC et de l’Union africaine. Des mesures de...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 16/04/2009 11:20
BOYSGOSS
(
16/04/2009 08:17)
Dia tsy mieritreritra kely akory ny fanajakana nalaina an-keriny fa dia mampibaribary ny faiblesse-ny :
Nolazaina fa halamina @n'izay ny fampiasana ny kianjan'Ambohijatovo ka omena sehatra ao ny ko...
tohiny
novalian'i xxx ny 16/04/2009 11:41
MONGAB
(
16/04/2009 08:10)
nanaonao foana
natsoina hatramin'ny laona
nitatàtata toa an'ny kary
rehefa injay mbà hihinambary
aiza ianao ry latsa
fa toa tena mandàtsa
ny fanaovanaovam-poana
ny latsa ity toa manoloana
...
tohiny
novalian'i Oay ny 16/04/2009 09:51
bozyboleta
(
16/04/2009 08:08)
Isaorana manokana Ihanta Randriamandranto izay mandrindra ny hetsika ataon'ireo vehivavy mandala ny ara-dalàna.
Nahomby hatrany ny hetsika nataon'ireo vehivavy ireo hatr@ izay nanombohana ity fitaki...
tohiny
novalian'i Oay ny 16/04/2009 15:26
modeste
(
16/04/2009 07:42)
Fa naninona kay Ingahy Ratsirahonana no nitsoaka teny Antanimena???
Sa rehefa tokoa ny tokoa de mba mahalala matahotra ihany? Tsy izany anefa no tana marina fa hita mihintsy izao ny hamaivanandohany ...
tohiny
novalian'i BOYSGOSS ny 16/04/2009 08:25
xxx
(
16/04/2009 07:41)
Tsy tianà ny frantsay satria nanjanaka antsika. Maro ny malagasy maty izay niaro tanindrazana mba ahazahoantsika fahaleovan-tena. Azo izy ity. Ny fanirin-dry zareo TIM nefa amin'izao dia ny fahatonga...
tohiny
novalian'i xxx ny 16/04/2009 09:37
xxx
(
16/04/2009 07:40)
tsy nahatanty ny bararata be an'i mpamboly , nanavatsava nitifitra , tsy nahay ny tsatokazo dia maty ny baolina rovitra mihintsy , dia notsoahana tao
dia toa vide avokoa ny manodidina rehetra hitso...
tohiny
novalian'i xxx ny 16/04/2009 07:59
MONGAB
(
16/04/2009 07:16)
Tsy olombelona izy io fa extra terrestre :twisted:
masiso , maimbo , tsy mandro herintaona satria ranomaimbon'ny behoririka no hatsakainy :oops:
mitapitapy satria te ho atao hoe snoby nefa ki...
tohiny
novalian'i belaza ny 16/04/2009 18:26
